Ataon'ny olona daholo izay fomba mety ahazoana vola

1. niryna ( 17/06/2009 21:04)
Ny vaovao androany dia lehilahy iray nanao solovolo,akanjombavy no niseho teo amin'ny toerana iray izay ankana vola,rehefa nandeha ny resaka dia nasain'ity toerana ity ilay zanany itondra ny reniny haka ny vola.Hay ilay reniny efa maty ary dia izy no nanao akanjo isolo an-dreniny.Tratra,tratra
Matetika mihevitra ny olona fa ho afa-maina foana rehefa manao ratsy,misy fiafarany avokoa ny zavatra rehetra ,mety ho afaka eo isika,kanefa dia manaraka antsika an-damosina daholo izay ratsy ataontsika ka amin'ny andro iray tsy ampoizina no ipotra ny marina
sa tsy izany ?
(l) niryna
novalian'i niryna ny 27/06/2009 18:27
2. rodro ( 18/06/2009 12:44)
tena marina izay any ny andro1 hipoirany marina rehetra =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
3. endrika01 ( 18/06/2009 15:17)
Aleo aza toy io tranga io,toy izay lay mamono mandatsa-dra mahafaty olona ireny! Misoloky ny nataony fa tsy namono.Eny e,samy toetra ratsy daholo ny hafetsifetsena am fandikana ny didy n A/tra,tsy azo atao,nefa noho ny fiainana mihazakazaka be makany an-kady,de samy manao ze tiny atao ny olombelona mba ahazahony vola hadinony,sa odiany fanina fa misy fetra ny zava-drehetra! :D
4. niryna ( 18/06/2009 19:13)
rodro:

tena marina izay any ny andro1 hipoirany marina rehetra =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>



:D
5. niryna ( 18/06/2009 19:17)
endrika01:

Aleo aza toy io tranga io,toy izay lay mamono mandatsa-dra mahafaty olona ireny! Misoloky ny nataony fa tsy namono.

nisy ka,izy mirahalahy mihitsy no namono ny ray aman-dreniny satria mpanan-karena be izy ireo dia tsy naharitra ny harena izy,tsy miandry izay hiafaran'izy mirahalahy,tsy mba niezaka hoe andao anao izao fa miandry mamatana ny vonona fontsiny dia io famonoana azy mivady io no noheveriny ho aingana,kanjo niandry azy ny any am-ponja a.Maty aho volabeako
endrika01:
Eny e,samy toetra ratsy daholo ny hafetsifetsena am fandikana ny didy n A/tra,tsy azo atao,nefa noho ny fiainana mihazakazaka be makany an-kady,de samy manao ze tiny atao ny olombelona mba ahazahony vola hadinony,sa odiany fanina fa misy fetra ny zava-drehetra! :D
hatramin'ny fahazazana anie isika dia efa nampianarina ny tantaran'ikotofetsy sy imahaka e


:D
6. soanja ( 19/06/2009 15:43)
Misy iray izay koa tsy ela izay dia nanokatra toerana fisakafoana vaovao ry zareo sady misy mpihira sns hono... fa dia sipa goavana be izay no nitazona pankarta milaza ilay restaurant ary mihanjaka be ny amboniny ary silipo kely no notenainy dia eo amin'ny highway midanadana be izy manao izany mandihidihy.
Fitadiavam-bola tokoa fa betsaka ny taitra ary mahita ilay soratra. Ara-dalana ny mihanjaka ambony aty aminay tsinona.


7. niryna ( 19/06/2009 16:28)
ka na ireo braziliana ireo aza anie ry soanja dia manao vola be e,manambady ilay ramatoa an ary manadio trano no asany saingy miboridana hono izy ,dia tsy azoko antsaina aloha ilay izy e,manao $1000 /semaine.Ireny olona ambony goaka antitra ireny no iasany.Ny ao ambadika aloha dia tsy fantatro fa ilay zaobaviny braziliana no niresaka izany ary dia toa tsy mampaninona azy izany
8. niryna ( 19/06/2009 16:30)
Ny tena mampalahelo ary tena tsy zakan'ny aiko dia nijery ireo zaza 5- 10 taona,tsy mahafantatra na inona na inona kanefa dia varotany ireo vahiny.
Maro be ilay izy amin'ny tany mahantra ary efa nanomboka tratra ireo mpivarotra ireo miaraka ny polisy ka voasazy 25 taona an-tranomaizina =D>
9. endrika01 ( 20/06/2009 11:31)
Ozizy lay hira zay we ,Aleonay Ekena fa mafy ny fiainana,mafy... Nefa aleo noana miaritra miafy ,toy zay voky ny alahelony hafa! She akory ozizy nareo!
10. endrika01 ( 20/06/2009 11:32)
Ozizy lay hira zay we ,Aleonay Ekena fa mafy ny fiainana,mafy... Nefa aleo noana miaritra miafy ,toy zay voky ny alahelony hafa! She akory ozizy nareo!
11. rodro ( 20/06/2009 17:45)
endrika01 marina mitsy ny voalazanao :-D :-D :-D
12. niryna ( 21/06/2009 07:36)
endrika01:

Ozizy lay hira zay we ,Aleonay Ekena fa mafy ny fiainana,mafy... Nefa aleo noana miaritra miafy ,toy zay voky ny alahelony hafa! She akory ozizy nareo!


marina izany ary ilay tsy fananana anie mahazka maniraka e.Ilay ankizy ataon'ny rar fitaovana koa no zaraiko anareo ity.Mitondra posiposy ireny izy dia asisiny ao anatin'ilay posiposin-jaza ny entana,Vao mivoaka anefa izy dia maneno be ilay vy ka dia vasoka be eo ilay ramatoa
13. niryna ( 21/06/2009 07:39)
Nisy iray koa ity:noentin'ilay ramatoa tany amin'ny mpivarotra ny zanany telo dia nalainy ilay cherries ireny ary dia nosokafany ka nofahanany an'ilay zanany.Lafobe anefa ilay voankazo ary dia mody manangona entana izy ka rehefa ho lany ny an-tsasany dia napetrany moramora.Tena tsy naharitra aho fa niteny satria tsy anohanana mihitsy ilay izy fa fitiavan-tena sy mampianatra ny zanany anao izany koa rehefa lehibe.Asa aloha fa dia menatra be ilay ramatoa dia novidiany ilay izy rehefa napetrany dia noraisiny moramora no mena be ny takolany.
14. endrika01 ( 23/06/2009 05:51)
niryna:
Nisy iray koa ity:noentin\'ilay ramatoa tany amin\'ny mpivarotra ny zanany telo dia nalainy ilay cherries ireny ary dia nosokafany ka nofahanany an\'ilay zanany.Lafobe anefa ilay voankazo ary dia mody manangona entana izy ka rehefa ho lany ny an-tsasany dia napetrany moramora.Tena tsy naharitra aho fa niteny satria tsy anohanana mihitsy ilay izy fa fitiavan-tena sy mampianatra ny zanany anao izany koa rehefa lehibe.Asa aloha fa dia menatra be ilay ramatoa dia novidiany ilay izy rehefa napetrany dia noraisiny moramora no mena be ny takolany.
Wainn njay izy t@iny e.Ozizy ni. we lafo be,nefa toa nahita vola iany izy! Mampahatsiaro ahy anlay bandikely mpangataka teny Talatamaty,izy tsy nangataka vola an! Fa ozizy we madama a,mademoizely a,mba aiza ho ahy iny e e,glace le izy an,de meko vola,de we an an,iny hoaninao iny kah,de zah njay teo no boramena,hanome!sao lazainy nanapoizina azy eo,tsy hanome zah menatsa be anle olona raika zay,de nantaniako alou we,fa maninona no ity no tadiavinao,nefa efa nohaniko ?De ozizy we lafo be reny ,de zah tsy manam-bola nefa zah te ihinana mafy!Menatra be zah,sady natolotro azy!De nohaniny avy hatrany!Fiainana izany!
15. niryna ( 27/06/2009 18:27)

niryna:
Nisy iray koa ity:noentin\'ilay ramatoa tany amin\'ny mpivarotra ny zanany telo dia nalainy ilay cherries ireny ary dia nosokafany ka nofahanany an\'ilay zanany.Lafobe anefa ilay voankazo ary dia mody manangona entana izy ka rehefa ho lany ny an-tsasany dia napetrany moramora.Tena tsy naharitra aho fa niteny satria tsy anohanana mihitsy ilay izy fa fitiavan-tena sy mampianatra ny zanany anao izany koa rehefa lehibe.Asa aloha fa dia menatra be ilay ramatoa dia novidiany ilay izy rehefa napetrany dia noraisiny moramora no mena be ny takolany.
[/quote]Wainn njay izy t@iny e.Ozizy ni. we lafo be,nefa toa nahita vola iany izy! Mampahatsiaro ahy anlay bandikely mpangataka teny Talatamaty,izy tsy nangataka vola an! Fa ozizy we madama a,mademoizely a,mba aiza ho ahy iny e e,glace le izy an,de meko vola,de we an an,iny hoaninao iny kah,de zah njay teo no boramena,hanome!sao lazainy nanapoizina azy eo,tsy hanome zah menatsa be anle olona raika zay,de nantaniako alou we,fa maninona no ity no tadiavinao,nefa efa nohaniko ?De ozizy we lafo be reny ,de zah tsy manam-bola nefa zah te ihinana mafy!Menatra be zah,sady natolotro azy!De nohaniny avy hatrany!Fiainana izany!


[quote=endrika01] raha izay anie tsy maninona e,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9549