Io fa matimaty am France indray ???
1. essera
(
17/06/2009 07:47)
Iza no naheno ilay fanentanana tao am Magro omaly. Nizesta indray fa nantsoin'ny Frantsay nilazana hoe tsy visite officielle no nandehanan'i Andry tany France farany.
Tena efa mipôrna mihitsy ny légaliste (mody atao an'zay na efa lany daty aza) satria :
- Efa hatrany amin'ny rainy no niteny hoe Adva tsika frantsa fa io no nanohana an'i Andry.
- Omaly d toy ny naka toky tam Frantsa indray.
Conseil : efa notenenin'i Dada fahiny ity.
Rehefa mankahala an'i La Frantsa ianao d Tohizo hatramin'ny farany.
Io voatsipika io ilay teny mamy natolotry dada an'i andry kely. ontôlanéééé.
Mivadibadika ohatran'ny lela may mihitsy le magro farany fa tsy hita intsony izay hiantsapazana.

novalian'i essera ny 17/06/2009 08:07
2. essera
(
17/06/2009 08:07)
Omaly aho vao niteny hoe ny tim ange tia an'ity mody manao :
- Ramampalahelo ity e :
- Manao diversion :
Mbola feno varimasaka ny vavanareo nefa milaza tsy mangala-pihinana indray a.
Adray, iza tam nareo mitsam no le nanao kasikety fa ty vavan'i Noue koa mbola feno menaka be tam lé opération.
- Mitady oul ho endrikendrehina (le otran'ny fomba mahazatra an'i Dada e)
- Raha mahita oul d tadiavina hamoronana dossier (le fikan' dada les e)
- Fombana GTT efa kobonareo :
Nefa firifiry no mbola tsy velon-komana raha tsy eo ny aide européenne izay anisan'ny lehibe ao Frantsa. Raha zah le miaina any France ireny miverina mody a fa efa teneniko foana hoe mihambo tsy tia vary mohaka...
- Ary misy koa ny manofy atoandro vokatry ny télécommande ampiasain'i dada tena mahery vaika :
- Ramampalahelo ity e :
tsiafoi1:
Aoka ho mailo ny légalistes ka tsy ho tratran'ny vela-pandrika fa ny tanjon'ny Mme Frantsa dia ny hidiran'ireo miaramilany atsy La Réunion eto, mody hoe hiaro ny tombotsoa frantsay sy ny tera-tany frantsay eto amintsika, nefa hiaro ny HAT izay marionnettes napetraka....
- Manao diversion :
tsiafoi1:
1- Asa mba iza loatra no tsy mataho-tody niketrika ny fahafatesan'ilay tera-tany Frantsay maty tao Ambohitrarahaba, nivoaka gazety iny?
2- Asa mba iza loatra no niketrika iny bombe artisanale nipoaka teny @'ny Leader Price iny?
Mbola feno varimasaka ny vavanareo nefa milaza tsy mangala-pihinana indray a.
Noue:
io aloha dia anisan'ny fikan'FAT(Y) indray eee ! dia ny hafa indray no henjehina @ io ! ny but ? io toerana io manko dia be frantsay ary ho lazainy indray zao fa fiarovana ireo frantsay any no hilavana ny mercenaires-ny ho any M/car
Adray, iza tam nareo mitsam no le nanao kasikety fa ty vavan'i Noue koa mbola feno menaka be tam lé opération.
- Mitady oul ho endrikendrehina (le otran'ny fomba mahazatra an'i Dada e)
Noue:
aleo marina mailo fa mitady ho fetsy ry zareo ee ! misy olona iray zay ato raha mahita ity dinika ity dia ho avy hilaza Bbbbbb eo indray
- Raha mahita oul d tadiavina hamoronana dossier (le fikan' dada les e)
xxx.6:
i essera e zanaka anabaviny mme frantsa iny kou
- Fombana GTT efa kobonareo :
locl:
Jereo tany Gabon, vao tonga i Sarkozy sy Chiraque dia nihorahan'ny vahoaka nefa hamonjy faty no nandehanany tany
Nefa firifiry no mbola tsy velon-komana raha tsy eo ny aide européenne izay anisan'ny lehibe ao Frantsa. Raha zah le miaina any France ireny miverina mody a fa efa teneniko foana hoe mihambo tsy tia vary mohaka...
- Ary misy koa ny manofy atoandro vokatry ny télécommande ampiasain'i dada tena mahery vaika :
tsiafoi1:
Dada tsy maintsy tonga na hanao inona, na hanao inona....