zay mitondra ps xxx ato de jiolamboto panararaotra politika

1. sakaymena ( 17/06/2009 06:19)
satria miafina ao ambadiky ny xxx mba ampisehoana ny toetran'alika notovoziny tany antranony ary io no sefon'ny pandroba sy panakorontana fa tarafiny xxx oentiny fa tsy an'asa ka koa tsis hatao de sasatry ny manenjika alika de ato manejika politika
2. Bazily ( 17/06/2009 06:31)
Misy maro izy ireo no mpanararaotra ato rehefa hanompa.
Fa mba omeo an'le sakay tena menamena be any aho aloha hitorahako izay mbola misisika xxx eo. Ilay mpianakavy mandeha cyber no cible voalohany :-D :-D
3. sakaymena ( 17/06/2009 06:33)
taratry ny fahambanina toetsaina ny toetra mamoehatra toy reny ry xxx mpba miova ny anao jerena ny toetranao jerena ny tarehy ratsy na tsara ananao dinihana fa aza mitsabaka @ tsy anao fa zanahary no nanao yzao tontolo zao ho tsara fa asa tananay na petak'orona na fohy na lava na fisaka mainty na fotsy tsy devoir nao zany politika resahan fa rah hitsikera ol no idiranao ato de ary ambadika aryyyyyyyyyyyyyyyy ry xxx
4. Noue ( 17/06/2009 06:43)
misy miakatra vao masil indray ato zany aaa ! fa inona hono ity manjoha an'i sakaymena ee ?? may nga hono ?? :-D :-D :-D
"sakaymena":
tsis hatao de sasatry ny manenjika alika
dia iza hono ilay alika henjehina ato ry sakaymena aa ???
5. sakaymena ( 17/06/2009 06:48)
f'inao ko ry noue efa nahy lesona an
sasatry nanenjika alika ka tong aeto manenjika politika sa misy alika ato ?mitenena ary ze alika ato e
taiza ko nisy sakay mety may fa mandoro no misy
6. Noue ( 17/06/2009 06:54)
sakaymena:

f'inao ko ry noue efa nahy lesona an
sasatry nanenjika alika ka tong aeto manenjika politika sa misy alika ato ?mitenena ary ze alika ato e
taiza ko nisy sakay mety may fa mandoro no misy
tandritandremo ihany ny vava ry sakaymena fa inona ary ity eee ?? fa ny alikanao nga hono no nenjehin'ny olona ??? tsy azoko mahintsiny anie ianareo eee ! dia mba ahoana koa zany oe sasatry nanenjika alika dia tonga eto manenjika politika ??


:^) :^) :^) :^) :^)
7. sakaymena ( 17/06/2009 06:58)
fangah mo de masika be zany e
ary fa'angah noue io ko xxx?
8. xxx ( 17/06/2009 07:15)
ianao mihitsy ry sakaymena no manenjika olona eto ,tohizo re ny dinikao e
petsa dia ampy
9. sakaymena ( 17/06/2009 07:33)
ovina ar taiza ar iza?
10. xxx ( 17/06/2009 07:35)
maaay aho ee, lanin'le poivro be eeee poa poa meo ranoeeeeeeeeeee :^) :^) :-P
11. xxx ( 17/06/2009 08:05)
sakaymena:

ovina ar taiza ar iza?

tsy kopy ianao fa io titre anao io dia efa izy


12. essera ( 17/06/2009 08:09)
Efa ela ah no niresaka an'io ry sakaymena. Amiko indray alou d olona ts d manana personnalité loatra no manao an'io e. Kanosa be zan e. Fa misy koa olobe ato am tanana ato mapmé be amin'io xxx io a.
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. xxx ( 17/06/2009 08:29)
tsy misy matahotra an lahy ry essera na sakaymena an ,afaka manao an'izany xxx eto ka dia manao izahay
14. gasmlay ( 17/06/2009 08:54)
maminany sandoka ao antin'ny XXX, :-D :@ :@
15. essera ( 17/06/2009 08:56)
Ary mbola tsy ampitahorina d efa manao hoe "tsy misy matahotra". Andray ty ranjo efa mi-vibre b

Zah lti tonga d miseho ho hita mibaribary a. Elah mbola miandry an'le hoe domy ary a raha sah... Néna efa io prét io. Esory alou ny solomasonao vao micombat amiko fa sao potika anénaty maso eo klé.

16. zoam ( 17/06/2009 09:00)
io ps ko dia maninona ,dia maninona resin 'eleahy ve za
17. essera ( 17/06/2009 09:02)
Oadray, n'in n'in mits tadiavina lti zoam.
18. zoam ( 17/06/2009 09:08)
za mpanao xxx io fa tsy izaho daholo akory ,au moins izy misy xxx4 samyhafa eto
19. essera ( 17/06/2009 09:12)
D asaivo mivoaka izy fa atambatro daolo
20. zoam ( 17/06/2009 09:37)
aiza lesy no ahafantarako an'izay ataony any an ,angah ny olona didin'elahy na omena ulitmatum eto indray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0791