zay mitondra ps xxx ato de jiolamboto panararaotra politika

21. ravalotgve ( 17/06/2009 09:49)
ARY RAHA SIPA ZANY NO MANAO XXX DE JIOLAHIMBAVY

SNIFF
TCHROUFF
SADY MIHANIKA BE

:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
22. xxx ( 17/06/2009 10:44)
Zah zao xxx dia inona no ataon' ni sakaymena hanenjika ahy ve haingana ary e! isa roa telo , henjeho aho, ry essera mpanao xxx dia te hikoty an' i sakaymena dia mody pou an' i sakaymena eo! i sakaymena nge tsy miafina anaty xxx intsony satria efa mpilalao xxx e! :-* :-* bis sakaymen sy essera
23. xxx ( 17/06/2009 11:19)
mena be le sakay pilo hohoho.xxxx ary ah de aona ko? aiaiaiay reo fa vaky loha be mamantatra hoe iza io o.sssih aleo ranga teneniko hoe iza a fa mitady hikoretaka ireto izy a:-sakaymavo =)) =))
24. essera ( 17/06/2009 11:35)
xxx:
ry essera mpanao xxx

Azon'i Sefo Hery hamarinina io fa anontanio azy. ao am lery ny famaliana an'io.
Manaova xxx ianao rahery d valio io fa lany andro be hanazava 1 + 2 am oul mahay manoratra fa tsy mahay mamaky teny eto ah.
25. xxx ( 17/06/2009 12:01)
sakaymena:

satria miafina ao ambadiky ny xxx mba ampisehoana ny toetran'alika notovoziny tany antranony ary io no sefon'ny pandroba sy panakorontana fa tarafiny xxx oentiny fa tsy an'asa ka koa tsis hatao de sasatry ny manenjika alika de ato manejika politika


ka enao koa izany jiolahimbavy satria miafina ao ambadiky sakaimena, tsy tena anaranao anie io e, ka mipoira raha tena vehivavy fa aza ny solonanarana no ho entina eto
:-D :-D
26. essera ( 17/06/2009 12:25)
band kanosa b
27. sakaymena ( 17/06/2009 13:14)
aza aparitaka ny fakonareo xxx maloto reo ary ze xxx mamaly an ty de voakasiky ny fiteny maloto sy n y maloto fihinany zay avoakan 'ny vava maimbony eto
ny xxx ato reo manana ps efa ato ary efa fantantra ato ary misy mahay azy hoatran'ny paosiny hany koa ato ka zany ngeh ny iafenanareo eo
kely aina zany amiko fa rah ten mafy de mivoaha rangah
ny oul maloto no misitry belona toa anreo io fa zh zahay de io hitanareo io de ze lazainao eo de'efa io masah matoa miseho
fa tsy lelah mohaka sssssssssssh
ka de lazao hoe jiolahy daholo ny manana ps mazava retra ato @ serasera .aza mba nandraaaaaaaaaaaaaaaaaaa
28. rohy ( 17/06/2009 13:17)
aza malaky miaka-pofona ry anona a.Tsy izay rehetra mahay vava no inona akory
29. xxx ( 17/06/2009 13:31)
Iny koa zao zah fa xxx dia anorana sa an' avandra i sakaymena????ah ah ah ah, efa zatra mpiady an- tsena ianao io , ka ato @ serasera no be sermona, ndana koa manaraka @ rawuiwui rehefa tsy tamana " libre ny xxx eto matoa natao tsy adalan' ny mpikarakara no namorona azy, omeko biz ianao na dia izany ary :-* :-*
30. xxx ( 17/06/2009 15:30)
sakaymena : fanafody inona tokoa moa ny sakaymena rehefa atao suppositoire???? =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
31. sakaymena ( 17/06/2009 18:40)
aoka fa fantantro ngeh ianao io
tsy mahagaga
32. sakaymena ( 17/06/2009 18:55)
kay ve mo ka i panamoly io hitako no toy io ny firesany izay mianakavy no efa zatra miady atsena sady dse aty avy no itondrana ny lohambotondrangah pouh pouh pouahhhhhhhhh
33. sakaymena ( 17/06/2009 18:57)
zay mihintsy no nandrasako hamantarako anao io hoe iza mazava
34. ravalotgve ( 17/06/2009 22:27)
nisy nifoka ndray ny molin i dadan i sakaymena
hahaha sniff
tchroufff
feno dozy ndray eto

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0825