Mahavariana ny mpiondana ireto !!!

1. essera ( 16/06/2009 13:29)
Ireto izany a zavatra tsikaritro hatry ny ela :
- TIa M anao sinema ny mpiondana.
- TIa Manao Ramapalaelo.
- TIa Manao Ramatahora.
- TIa Managadra.
- TIa Manao didy jadona.
- TIa Manao vy very ny ainy satria ono efa nisy maty ny tgv d tsy maintsy manenjika score fa tsy maintsy justifier-na le toul.
- TIa Manao bodongerina tanin'oul.
- TIa Manorina orin'asa AFAK'HABA (literaliman).

:-D :-D
2. Bazily ( 16/06/2009 13:47)
Ity no tena marina fa io anao io famendrofendroana fotsiny :
Tena Izahay no Malagasy fa tsy ry Andry Tena Goragora Vandavanda misoratena toy ny Voatango nefa da saribakolin'ny sasany.
3. Noue ( 16/06/2009 15:26)
tena hitan'lah tsara ry essera ny marina rehetra aaa !! milay be kosa eee !! ao averiko eto dia ataoko menamena tsara fa ilay maintin'lah tsy mahavoa klet'ieee :-D :-D :-D :-D :-D

[size=70]- TGV M anao sinema ny mpiondana.
- TGV Manao Ramapalaelo.
- TGV Manao Ramatahora.
- TGV Managadra.
- TGV Manao didy jadona.
- TGV Manao vy very ny ainy satria ono efa nisy maty ny TIM d tsy maintsy manenjika score fa tsy maintsy justifier-na le toul.
- TGV Manao bodongerina tanin'oul.
- TGV Manorina orin'asa AFAK'HABA (literaliman).
[/size]

dia anampiako azy dia ilay Managadra dia vao anikeo maraina t@ 5 ora ny TGV nisambotra olona dia efa eny antanimora zao io olona io :evil: :evil: :evil:
4. xxx ( 16/06/2009 16:00)
Misy olona tsisy saina mihitsy eto. Tsy mahavita mamakafaka irery intsony. Ity copier-coller ity ihany no mba hainy.
5. Noue ( 16/06/2009 16:15)
:-D :-D :-D :-D dia tsy mba hitan'xxx ve ny mahasamy hafa ilay voasoratra mainty sy mena ??? :-D :-D :-D :-D
6. mihitsy ( 17/06/2009 05:47)

tena marina mihitsy fa tsy mahay afa-tsy copie-coller no hain'nreo mpomba ny adalana reo fa zareo anie tsy tonga saina mihitsy e! Jereo ry noue hitam-poko hitam-pirenenena eto fa tsy mety mihaiky! Na zao lalana diavin'ny mpomba andra8 zao ve de tsy kopy le vendrana isany fa ny nataon'itgv ihany no arahiny?
mba mitadiava re sopapa hafa e
7. ravatorano ( 17/06/2009 06:07)
ny ahy ny fomba fitondrana sy fitantanana misy eto amin'ny firenena amizao no jereko ary mahita aho fa mbola ilay fihetsika sy fomba fanaon'ny tim ihany no mbola miverina sy averin dry tgv koa amizao !
zao koa e! tsy aleo ve ry zareo avela mihitsy ity finfandroritana ity fa samia mba mikatsaka vahaolana amin'ny toerana manodidina azy amin'izay mba hampandehanana ny fiainam-bahoaka fa tena midina sy mihitsoka ange ny fahefa-mividi'ny malagasy e ary koa hita fa mbola adalain'ireo mpanao politika gegy ireo daholo isika ary izany no mahatonga izao fiainana mitotongana izao
8. sakaymena ( 17/06/2009 06:25)
miombokevitra aminao ravatorano zany no anaovako hoe tsy tokony ho lany andro mifanilika eto fa ny fotoana mande ihany
9. Noue ( 17/06/2009 06:50)
sakaymena:

miombokevitra aminao ravatorano zany no anaovako hoe tsy tokony ho lany andro mifanilika eto fa ny fotoana mande ihany
isika eto anie ry sakaymena , na inona lazaintsika eto na inona , moa ve manampy an'i M/car marina ?? na manome vaha-olana eto aza isika ho aiza nefa zany eee ?? raha tsy oe ireo mpanao politika mamaky zay voalaza etp ko ??


10. naritsimba ( 17/06/2009 07:14)
hoy ravatorano:
ny ahy ny fomba fitondrana sy fitantanana misy eto amin'ny firenena amizao no jereko ary mahita aho fa mbola ilay fihetsika sy fomba fanaon'ny tim ihany no mbola miverina sy averin dry tgv koa amizao !
zao koa e! tsy aleo ve ry zareo avela mihitsy ity finfandroritana ity fa samia mba mikatsaka vahaolana amin'ny toerana manodidina azy amin'izay mba hampandehanana ny fiainam-bahoaka fa tena midina sy mihitsoka ange ny fahefa-mividi'ny malagasy e ary koa hita fa mbola adalain'ireo mpanao politika gegy ireo daholo isika ary izany no mahatonga izao fiainana mitotongana izao

Izaho indray razoky tsy miditra @ ilay fifandroritana, efa hainao ihany fa rehefa afaka ilay TIM nanao ramatahora sy nihinana vola tato aminay dia efa milamina zahay ah! ny 98% dia ny nandihy sisa no tsy nataony, ny ambiny mbola mitady hirika any ambadika any fa very fihinanana, ny tena mahagaga dia TIM r'izalahy ireo nefa dia any Ambohitsorohitra any @ TGV no mitady lalana hiverenana @ toerany, tokony mba hanakambo ihany. Fa angaha moa manampahefana indray ny TGV no any no itadiavana lalana? nefa lazaina fa tsy ara-dalana, dia tena tsy haiko intsony e, misy indray no milaza fa tsy mila mpanongam-panjakana nefa dia mahagaga fa raha vao niala tsy nidinika ny mouvance Rajoelina tao @ Carlton dia rava ilay dinika, eo mihitsy no mahavariana, raha olona tsy ara-dalana izany dia tsy misy antony hifampidinihako aminy raha izaho manokana, toy izay mantsy no nitranga tato aminay.
Rehefa nagataka fifampiresahana izahay ka tsy nety izy dia naleonay nangina satria efa hita fa olona tsy azo hifampidinihana ny DG izay olon'ny TIM, fa kosa izao no teny nataonay t@ izay fotoana izay. Andriamanitra tsy andrin'ny hafa andriko ihany, 24 juillet 2008 no nanomboka ny fanoherana, tsy niherina akory ny taona dia niala ingahy DG mpanao jadona sy ramatahora.
Dia ho hitantsika eo izay tohiny e!
11. ravatorano ( 17/06/2009 08:25)
tsy ilay vahaolana eto ange no teneniko e fa fanetanana mihitsy mba hifanampy miaraka "sur terrain" eny amin'ny fiaraha monina eny hitady vahaolana hikatsaka izay hampandrosoina an'ity gasikara ity mba hialana lava amin'izao korontana izao ary tsy maintsy miainga amin'ny vahoaka majinika izany
ny an'i narits indray tena tsy itako izay tena idirana aminy satria tokatranon'ny asa sy ny manodidina azy ao aminy ilay izy fa reefa misy fahatsarana ny tontolo iainanao dia hilam tokoa ny fiainana ary afaka malalaka manao ny asa tena ilain'ny firenena sy andrasany aminao ianao !
12. naritsimba ( 17/06/2009 08:56)
ka ny an-drizalahy ange raha tsy miverina i dada(rabe osy) lazainy tsy milamina eh, mazava izany fa ireo very fihinanana sy nikepoka ny volam-bahoaka ireo manakorontana ireo, raha izaho aloha dia efa noravaiko ny tao @ Magro e, toy ny nataon'ny dadan-drizareo taloha ihany no atao aminy, tsy mahazo mivorivory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.049