Questions simples à monsieur Rajoelina

1. Noue ( 15/06/2009 11:40)
(miala tsiny fa nindramiko tany ambadika tany izy ity satria tena nahalasa saina mafy ahy ka asa oe mba ahoana ny fahitanareo azy ???

[size=70]- Pourquoi le retour de Ravalomanana vous pose tant de problèmes ? Vous étes si sûr du soutien du vahoaka malagasy alors vous ne risquez rien !
-Quand vous dites que Ravalomanana a tué le 7 février, que signifie votre bénédiction quand vous avez envoyé vos partisans à Ambohitsirohitra ?
-Les autres morts depuis ce sinistre black monday, pourquoi vous les occultez ?
-Pourquoi Manandafy, Ihanta, des colonels, des parlementaires et d’autres civils sont en prison ?
- Pourquoi vous interdisez la manifestation des « opposants » (comme vous les nommez) sur « la place de la démocratie » inaugurée par vous-méme ?
-Pensez-vous vraiment aux intéréts de Madagascar et du peuple malagasy : réfléchissez bien à cette question car un coup d’Etat perpétré dans un pays n’est ni la méthode démocratique, légale d’accès au pouvoir, ni signe d’amour pour son pays ?
- Pensez-vous sincèrement avoir les compétences nécessaires et pouvoir diriger ne serait-ce qu’un ministère ?
-Pouvez-vous nous dire ce que vous avez fait en tant que maire d’Antananarivo en dehors de poser des plaques en hauteur d’Antananarivo à l’image d’Hollywood et lors de l’inauguration de « la place de la démocratie vue HAT » ?
-Etait-ce dans l’intérét de Madagascar de venir féter vos 35 ans à Paris ?
- Pourquoi vous destituez les chefs de région, les maires, les chefs de fokontany, les directeurs des ministères,etc... ? Rassurez-moi que vous n’allez pas destituer le peuple malgache non acquis à votre cause et à celle de la France ?
-Pourquoi vous n’arrétez pas de mentir ?
- Et pour terminer, quand comptez-vous rendre ce pouvoir volé sans que la destruction n’atteint son paroxysme (si elle ne l’est déjà) ?
[/size]
novalian'i Noue ny 16/06/2009 06:31
2. benkintana ( 15/06/2009 11:45)
Parano le aka io ,matahotra sao tsy vita ny mission ny handravana an'i Madagasikara :idea: :idea:
Dia hiforitra ny baikon'ny frantsay foana :!: :!:
3. Mirananirina ( 15/06/2009 11:46)
aleo alefa poste mihitsy io ho hitany tsara.Sur fa tsy voavaliny ireo
4. xxx ( 15/06/2009 12:05)
Lohateny : Questions simples à monsieur Rajoelina
(miala tsiny fa nindramiko tany ambadika tany izy ity satria tena nahalasa saina mafy ahy ka asa oe mba ahoana ny fahitanareo azy ???

- Pourquoi le retour de Ravalomanana vous pose tant de problèmes ? Vous étes si sûr du soutien du vahoaka malagasy alors vous ne risquez rien !
-Quand vous dites que Ravalomanana a tué le 7 février, que signifie votre bénédiction quand vous avez envoyé vos partisans à Ambohitsirohitra ?
-Les autres morts depuis ce sinistre black monday, pourquoi vous les occultez ?
-Pourquoi Manandafy, Ihanta, des colonels, des parlementaires et d’autres civils sont en prison ?
- Pourquoi vous interdisez la manifestation des « opposants » (comme vous les nommez) sur « la place de la démocratie » inaugurée par vous-méme ?
-Pensez-vous vraiment aux intéréts de Madagascar et du peuple malagasy : réfléchissez bien à cette question car un coup d’Etat perpétré dans un pays n’est ni la méthode démocratique, légale d’accès au pouvoir, ni signe d’amour pour son pays ?
- Pensez-vous sincèrement avoir les compétences nécessaires et pouvoir diriger ne serait-ce qu’un ministère ?
-Pouvez-vous nous dire ce que vous avez fait en tant que maire d’Antananarivo en dehors de poser des plaques en hauteur d’Antananarivo à l’image d’Hollywood et lors de l’inauguration de « la place de la démocratie vue HAT » ?
-Etait-ce dans l’intérét de Madagascar de venir féter vos 35 ans à Paris ?
- Pourquoi vous destituez les chefs de région, les maires, les chefs de fokontany, les directeurs des ministères,etc... ? Rassurez-moi que vous n’allez pas destituer le peuple malgache non acquis à votre cause et à celle de la France ?
-Pourquoi vous n’arrétez pas de mentir ?
- Et pour terminer, quand comptez-vous rendre ce pouvoir volé sans que la destruction n’atteint son paroxysme (si elle ne l’est déjà) ?



TSOTRA NY VALINY IZAY MIANATRY NY MANENJIKA SY MANOHITRA NY FANJAKANA DIA MIGADRA NA MATY DAHOLO ,HO VITAINA AO AMIN'NY PRISON AO KOA AZA I NDAFY SY HANTA SY NY TARINY IREO FA MIANDRY NY FOTOANA MAHAMETY AZY IZAHAY
5. Mirananirina ( 15/06/2009 12:10)
TSOTRA NY VALINY IZAY MIANATRY NY MANENJIKA SY MANOHITRA NY FANJAKANA DIA MIGADRA NA MATY DAHOLO ,HO VITAINA AO AMIN'NY PRISON AO KOA AZA I NDAFY SY HANTA SY NY TARINY IREO FA MIANDRY NY FOTOANA MAHAMETY AZY IZAHAY

Ireo miaramiasa aminy rehetra ireo koa anie ka betsaka ny niara niasa taminy taloha e=tokony higadra daholo koa.
6. xxx ( 15/06/2009 12:14)
TSY GADRAINA FOTSINY IREO RY MIRANANIRINA FA HO VONOINAY DAHOLO REHEFA TAPITRA NY FE TRANDRO A
7. sakaymena ( 15/06/2009 12:14)
rah ty hagadrana politika ty ngeh ka tena tam andron ny dada no tena nirongatra ary de tohizan ny fitondrana amzao
ka mahavelo-panotanian hoe tena tsy mahazaka politika ve any amitsika fa efa mihotra ny borne ko lou izy io ary tena manimba zavtra betsaka ary tsy hampandroso fa de hifapikinia toy zao fona ve? mandrapahoviana ko io sa de hatrany hatrany
8. xxx ( 15/06/2009 12:17)
MANDRAPAHAKIVY AN'I RAVALONDOZA DIA HO ARIPAKAY TSIRAIRAY IZAY TIM AZONAY EO , MBOLA MITOHY NY LISTRA ARY METY HO LAVA , VAO TSY MANAIKY NY HAT DIA NY AINA NO MANEFA , VONOINA ANKOLAKA ANY AMBADIKA ANY
9. xxx ( 15/06/2009 12:21)
xxx:

MANDRAPAHAKIVY AN'I RAVALONDOZA DIA HO ARIPAKAY TSIRAIRAY IZAY TIM AZONAY EO , MBOLA MITOHY NY LISTRA ARY METY HO LAVA , VAO TSY MANAIKY NY HAT DIA NY AINA NO MANEFA , VONOINA ANKOLAKA ANY AMBADIKA ANY



:-D :-D :-D izahay tsy maintsy mitokona baina a, ary mbola hoavy ny mpianatra ankatso hanamafy fa aza maika e, tsisy milamina izany eo, efa natombokareo ny fanankorotanana dia mahazakà fa ho tohizanay hatraminy farany, ary izahay tsy matahotra taimbava izany e, tongava eny aminy magrô raha mahasahy! :evil: :evil:
10. xxx ( 15/06/2009 12:34)
, tongava eny aminy magrô raha mahasahy!



ny vava aloha de hita fa manana e fa vao milatsaka eny fotsiny ny roalahy natelolahy amin capsat de mangina be tampoka eny ARY IZAY TRATRANAY ENY DIA NY AINA NO MANEFA TOY AN'I NDAFY SY IHANTA SY IREO NAMANY IZAY EFA ANDALAN'NY HODY ANY ANKOATRA
11. essera ( 15/06/2009 12:37)
- Pourquoi le retour de Ravalomanana vous pose tant de problèmes ? Vous étes si sûr du soutien du vahoaka malagasy alors vous ne risquez rien !

Efa tsy tian'ny vahoaka les izy Noue. D tadidio am le soutien fa efa maka aina wa izao ny mouvance tgv, fa ny tim sisa no miotsana be ao am magro. Ary fanampiny, aza mieritreritra hoe izay mitabataba izao no b d b.

-Quand vous dites que Ravalomanana a tué le 7 février, que signifie votre bénédiction quand vous avez envoyé vos partisans à Ambohitsirohitra ?
-Les autres morts depuis ce sinistre black monday, pourquoi vous les occultez ?


Fa efa mazava be hoe iza no nitifitifitra teo sa lisany ndray anendrikendrika hoe andry no nandefa mersa. Manaraka izany, raha atao hoe naniraka ny oul hovonoina indray tgv d Ravalo no naniraka voalohany les tam 2002, sady bobaka b ny maty tam reny. barazy ts baraz iny RN2 rehetra iny.


-Pourquoi Manandafy, Ihanta, des colonels, des parlementaires et d’autres civils sont en prison ?

Ary tsy tadidin'lisany sahady hoe iza no ni-battre records n'ny fanagadrana oul teto am tanana na mpanao politika, mpandraharaha.

-Pensez-vous vraiment aux intéréts de Madagascar et du peuple malagasy : réfléchissez bien à cette question car un coup d’Etat perpétré dans un pays n’est ni la méthode démocratique, légale d’accès au pouvoir, ni signe d’amour pour son pays ?

Fa avela hanohy ny diany ve ny dictateur sy ny mpangalatra eto am tanana.
izay marina angamba ilay hoe "Tohizo ny diantsika dada".

- Pensez-vous sincèrement avoir les compétences nécessaires et pouvoir diriger ne serait-ce qu’un ministère ?

Fa i Levalo ange ry zalah nitery ronono no niainga e, jereo na ny fiteniny aza, tatezana etc etc, nahavita koa maika fa bandy nahazo formation taty andrenivohitra.


-Pouvez-vous nous dire ce que vous avez fait en tant que maire d’Antananarivo en dehors de poser des plaques en hauteur d’Antananarivo à l’image d’Hollywood et lors de l’inauguration de « la place de la démocratie vue HAT » ?


Betsaka no tiako natao fa anontanio an'i Dada tsara hoe inona no tsy nataony ahy vao niakatra teo am CUA, faminganana, hatramin'ny orinasako avy no tiany hakatona. Izao moa ny azy no nikatona. Fay izy izay....


-Etait-ce dans l’intérét de Madagascar de venir féter vos 35 ans à Paris ?

Fa inona moa no tena hidiran-drangah am vie privée-ko sa mila azavaina am ndrangah hoe : Dada efa namizana sipa kely firy nefa tsy niteny mihitsy izahay. Tsy dia hitako loatra ry se no olana raha mankany paris aho, fa tsy tiako kosa alou any Afrika tany tsy afaka loatra ka tsy afaka ny hanampy antsika akory. Fikambanan'ny filoham-pirenena fa tsy fikambanan'ny filoha hanasoa ny vahoaka.

- Pourquoi vous destituez les chefs de région, les maires, les chefs de fokontany, les directeurs des ministères,etc... ? Rassurez-moi que vous n’allez pas destituer le peuple malgache non acquis à votre cause et à celle de la France ?


Ireny ry se no napetraky Dada hifidy azy ary hanao lavage de cerveau ny mponina TSY MAINTSY HIFIDY AZY. Ka rariny loatra raha esorina ireny mpamily izay tena safidin'ny malagasy ireny.

-Pourquoi vous n’arrétez pas de mentir ?

Sao d le oul mi-blao eo am magro isan'andro am phone no tianao ho lazaina. ho avy tsy ho avy ho avy tsy ho avy ho avy tsy ho avy ho avy tsy ho avy ho avy tsy ho avy ho avy tsy ho avy ho avy tsy ho avy ho avy tsy ho avy ho avy tsy ho avy ho avy tsy ho avy.


Et pour terminer, quand comptez-vous rendre ce pouvoir volé sans que la destruction n’atteint son paroxysme (si elle ne l’est déjà) ?

Diso angamba ity fanontaniana ity fa misy AMBODIA IZAY MITAFY ODI-JANAKONDRY saika hanorina empire teto ka notapahinay ny lohany. Io ny tena tsy vitan'ny saika hangalatra fa hanandevo ny vahoaka malagasy iray manontolo. Ka anontanio ihany izy ry se hoe mbola sahy hamerina ve.

12. xxx ( 15/06/2009 12:41)
tena manao vali boribory koa ity essera ity ka, hita mihitsy hoe manaradrenirano de izay lalany any lalany :-D :-D
13. benkintana ( 15/06/2009 12:54)
Voadaroko eo elah ry xxx fa ataovy eo ihany :twisted: :twisted:
14. xxx ( 15/06/2009 12:57)
i xxx iza aloha le ho voadaroka e, zà sa le xxx iray? :-D :-D
15. Mirananirina ( 15/06/2009 12:57)
TSY GADRAINA FOTSINY IREO RY MIRANANIRINA FA HO VONOINAY DAHOLO REHEFA TAPITRA NY FE TRANDRO A

ok =D> =D> =D>
16. essera ( 15/06/2009 13:03)
tena manao vali boribory koa ity essera ity ka, hita mihitsy hoe manaradrenirano de izay lalany any lalany

RAVALOMANANA no nampianatra anah an'io fika io. Ngah tsy tadidinareo. Tena pir san pir pork otr zao mits ange no ataon'i Dada. Misy ts maazaka v nareo nefa toetran'i Dada le manao otr zao. Ilay tenin'i xxx io mits mantsy ilay tena nandrasako.

17. xxx ( 15/06/2009 13:10)
ny tsy napitovy anao sy ra8 de izao, i ra8 rehefa miteny na valy boribory aza arahina asa, fa ny anao de tena boribory arabakiteny mitovy aminy ani TGV :-D :-D
18. mignone ( 15/06/2009 13:10)
miasa saina mafy mintsy ve i Noue :-D :-D
19. essera ( 15/06/2009 13:13)
xxx10:
ny tsy napitovy anao sy ra8 de izao, i ra8 rehefa miteny na valy boribory aza arahina asa, fa ny anao de tena boribory arabakiteny mitovy aminy ani TGV

I Dada wa efa retirety antisipé. Zah zao no mba te hamerina ilay toetrany mahatsikaiky kely iny.
20. xxx ( 15/06/2009 13:14)
za tsy i noue an :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.063