Questions simples à monsieur Rajoelina

21. xxx ( 15/06/2009 13:14)
tsotra ny resaka ry zareo a
IZAY TRATRANAY MITAPITAPY ENY AMIN'NY MAGRO ENY MANOMBOKA NY ASABOTSY IZAO DIA NY AINA NO MANEFA TOY NY AN'I NDAFY SY IHANTA SY IREO NAMANY IZAY EFA ANDALAN'NY HODY ANY ANKOATRA IZAO DE HO VITAINAY KOA IZAY MBOLA MANDENDE ENY AMIN MAGRO ENY
22. xxx ( 15/06/2009 13:16)
Questions simples à NOUE : efa vita ve ny asa nanmpanaovin'i Oay anao no eto no be resaka eto ? :-D :-D :-D :-D
23. essera ( 15/06/2009 13:19)
Tandremo kosa alou ilay mandrisika le adiady fa ze ts mahazaka d mivoaka kely ary atokotany maka rivotra kely.
24. ravalotgve ( 15/06/2009 13:37)
tena be loatra sady tsy simple le question de tsy novalian i lery fa novalivaliana fahatany sady niainga be lery


sniff
tchroufff

:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
25. essera ( 15/06/2009 13:44)
elah koa ltia ravalotgve tena vits teny foana.
26. Noue ( 15/06/2009 15:32)
mignone:
miasa saina mafy mintsy ve i Noue :-D :-D
tsy hitan'i mignone mahalasa saina ve ireo fanontaniana ireo ?? possible raha toa tgv mignone ka!


:-D :-D :-D :-D :-D :-D
27. mignone ( 15/06/2009 15:40)
Noue a ! za sady tsy tgv no tsy ra8 , fa tsy hataoko mampahalasa saina mafy ahy ka ! marina mafy e ! :-D :-D
28. Noue ( 15/06/2009 15:48)
samy hafa ny mahalasa saina mafy sy mahalasa saina , mahalasa saina mafy ahy ny zavatra mahazo ny malagasy depuis teo ny FAT(Y) ary mahalasa saina ahy ireo fanontaniana voapetraka ireo satria ireo no anisan'ny mampijaly ny malagasy ankehitriny !
29. mignone ( 15/06/2009 15:51)
ankvarééé ! mahalasa saina mafy ouzy enao ery ambony , zay no nanaitra ahy tamlé dinika .!
30. Noue ( 15/06/2009 16:02)
na mahalasa saina mafy aza anie ny zavatra fantatra dia ireo fanontaniana ireo oa no hita fa mampijaly ny malagasy ee! ka ianao zany ve ry mignone dia tsy mba mahalasa saina anao ny zavatra mahazo ny malagasy ? na pro na tsy pro na légaliste , na zavatra hafa ianao ? bref ! ireo fanontaniana mipetra rehetra ireo oa no mampijaly ny malagasy depuis naha teo an'ny FAT(Y)
31. xxx ( 15/06/2009 21:09)

Marian tokoa ny fanontaniana maro teo. Inona tokoa moa no manahirana azy amin'ny fiverenan-dRavalomanana? Matahotra ny fifikiran'ny vahoaka aminy.
Tsy fantatr'i Andry fa rehefa hifidy anie ny olona ka tsy hisy hanaraka ny tsirairay ao anatin'ilay trano fisainana é. Azo antoka fa ny fahatahorany ho voasongona no antony ikiriany biby hamafa ny anaran-dRavalomanana. Ny fakon'Antananarivo aza tsy vita ka maika fa hitondra firenena!!!! tsy aleo mitady olona hafa fa mbola kely efa mahay mambotry firenena Rajoelina .Milaza manana filamatra kanefa ny fanagadràna olona efa tsy nety ihany koa no mbola tohizina.
32. benkintana ( 15/06/2009 21:48)
Mikorontana be zao tgv zay ,toa hitako mipararetra fa tsy nahavita mission satria ny Malagasy tsy hamela ny taniny ho potehina izany
33. Noue ( 16/06/2009 06:31)
fa nga ianao manantena fa hilamina io ?? tsy hilamina na oaviana na oaviana io eee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0568