HIALA TSY HO MPISERA AM POLITIKA TSONY AHO RAHA ..........

1. andrywui ( 13/06/2009 14:22)
MANAO AHONA DAHOLO ISIKA NA TIM NA TGV !!!

--Efa betsaka angamba isika no naheno ny vaovao momba anay !! misaotra ho anireo izay nandefa mesazy nanotany !!!

--ho lazaina eto ny marina rehetra ! --elaela aho(andrywui )tsy teto fa tany amn province!
- nisy ny olana niseho tamion'i Hery sy i General tsy te hiditra aminze antony aho fa efa nandrasana ny hanalana ny IP fanoratanay !!

--amzao fotoana izao ry Mpisera rehetra dia nalana ny IP ary tsy mbola niverina hatraminizao !! aradalana ho an'ny tim izany satria atao ze ahakely hery ny mpifanandrina !!

--tokony anefa ovaina ho seraseran'i TIM mazava tsara le Profil amin'ny vao miditra mba tsy ho voafitaka ny mpisera te hiditra ato !! hoe an'ny TIM izy ty ray olona de miala moramora ny tsy tafiditra amin'ny Profil !! otran'ny tsy hidiranay any amin'ny seraseran'ny TIM na seraseran'ny TGV ihany kou satria olona mifandrotsirotsy fotsiny no hita any !! tsy izay anefa no ilainay fa adihevitra sy fifandresen-dahatra henjana !! ka raha tsy averinao ny IP zay nalanao de mety hiala izahay,, kamalalaka ny TIM afaka mifanafosafo sy mifampitoraka vonikazo ato!! TSY IZAY ANEFA NO ILAINAY NY FORUM !!


KA HIALA TSY HO MPISERA POILITIKA INTSONY I ANDRYWUI RAHA TSY AVERINAO NY IP KO !

---izaho mpanoratra andrywui no hiala fa ny PS andrywui, hallow kalack, angamba mety mbola hisy hiditra eo ihany fa tsy izaho!!








raha tsy averinao ny IP ko de hanao veloma antsika mpîsera rehetra ato aho !!
mahafinaritra ny fiarahana tato na de somary naherihery vaika aza !!
--ka raha nisy tezitra tamiko hianareo dia mamelà ahy fa samy Malagasy isika!! ny hevitra no niady teto fa tsy ny olona!!

rah miverina kosa ny IP ko dia mbola eto foana isika!!


tsiky dia ampy e !!!
novalian'i xxx ny 15/06/2009 11:38
2. andrywui ( 13/06/2009 14:54)
Afaka mi-PARI anefa aho fa raha miala daholo ny TGV atao atsonjay otranay ato
de hangatsika moramora ity forum politika tsika ity !

mbola averiko ihany hoe rehefa tafa alanao tato daholo ny TGV ato (mety hiatomboka amiko) ,de afaka mifampitoraka fleurs sy mifanafosafo ato amzay hianareo TIM sisa restes ato !

mino aho fa mbola ho ela velona ity site tsy miankina serasera.org ity !
3. hery ( 13/06/2009 15:40)
Oudry,

Mahagaga koa izany. I General no mifampitady amiko any amin'ny sisiny hoe sakano ny IP-ko kou maninona no i andrywui no milaza fa voasakana? :-) Tsy voasakana izany i andrywui ka. Tsy misy TGV voasakana amin'ny maha TGV azy izany eto :-) I general rahateo toa tsy TGV araka ny nolazainy.

4. andrywui ( 13/06/2009 17:55)
GENERAL IRERY ANGAH NO. MAMPIASA NY IP ??

MANINN TSY NAREO NO MIFANAZAVA AMIN'NY ZE HIADIVANAREO ANY FA TSY NY ANAY NO KITIKITIHANA E

GENERAL IRERY VE NO MIGIDRA AMINAREO DE NY TGV REHETRA NO HO VONOINA IP DAHOLO


PPFFFFFFFFF !! NEMPORTEKOA


5. hery ( 13/06/2009 18:07)
Fa tsy tafiditra ahoana e? Izao toa tafiditra ihany kou :-)

Avelao i general ho any raha voasakana fa aza midikiditra any aminy
6. Samoana ( 13/06/2009 18:15)
Serasera volamena mihintsy angamba ity noforoninao ity Rahery matoa mampitomany valala ny sasany toy izao kle :-D
7. andrywui ( 13/06/2009 18:18)
tsotra fotsiny ny resako !! avereno ny IP ko fa tsy tehanoratra amin'ity aho fa le portable no fanoratako !
--any atokotany any nareo sy general miresaka sy mifamaky loha ,misia maty any general sy gothleeb fa tsy raharahiako !!

-ny IP ko fotsiny avereno de izay,! tsy an'i general iny !
8. xxx ( 13/06/2009 18:46)
Ntsoo , mamplahelo kely angeh ianao izany ry Andrywui e! Fafao ny ranomaso dia aoka izay eo ataoko bisou mamy be! :-* :-* izay efa ho avy angeh i dada e! tsy hitondrany bonbon eo ise!
9. locl ( 13/06/2009 19:31)
alamaino Ra-Hery a! Mijanona toi ry andrywi fa aza mandeha izany a! Teto foana isika nifampizara ny manta sy masaka ka nahoana toi no handeha, manjary tsy misy adversaire izahay e!
10. rakaroka ( 13/06/2009 19:34)
hery:

Oudry,

Mahagaga koa izany. I General no mifampitady amiko any amin'ny sisiny hoe sakano ny IP-ko kou maninona no i andrywui no milaza fa voasakana? :-) Tsy voasakana izany i andrywui ka. Tsy misy TGV voasakana amin'ny maha TGV azy izany eto :-) I general rahateo toa tsy TGV araka ny nolazainy.


Dia betsaka tokoa ny "malentedu" ato an,tsy hoe rehefa tsy mpomba an-dRa8 anie dia tsy mainty TGViste izay, sady aza dia entim-po ambony ihany, marina fa "henjana" le zava-miy fa resaka ange no ampiadiana eto fa tsy olona e, sao dia "miatomboka ato ny guerre civil anefa isika ´tokony "tafa sy diniky ny mpinamana" ,ifanakalozana sy hivoarana no maha forum ny forum.
Tsy interressant raha ankolafin´olona pomba an´izatsy na zaroa ihany no hifampiforum. Namana avokoa, sady samy gasy mitempo ilay Nosy matoa mikiry biby mitafa eto. Ka aiza indray aza isika no hifampiresaka raha tsy eto . Tsiky hono dia ampy an, sao misy manao totohondry na mitifitra eo dia manjary lasa miafina any ambany farafara izahay fa matahotra ady an-trano e


:wink: :-* :-* :-* :* :* :*
11. dadasy ( 13/06/2009 19:52)
rehefa te handeha de mandeha ka! nalalaka niditra teto, malalaka koa no mivoaka! tsisy voasakana! soava dia de mahita ny soa!
12. xxx ( 13/06/2009 20:06)
dadasy:
rehefa te handeha de mandeha ka! nalalaka niditra teto, malalaka koa no mivoaka! tsisy voasakana! soava dia de mahita ny soa!


Ny soa dia efa hita tompoko. I ravalo be vava be ary zao efa nandositra sy miafina any afrika any. Mety miandry coupe du monde any angamba no hitako fikan'i leiry.
13. xxx ( 13/06/2009 21:17)
Ry tafondro , oay , pikati ,tgvravalo , ... efa nesorina teo koa dia ahoana izany ry mpiandraikitra? Na nandefa sary maloto araka ny hevitareo aza dia mba hevero kely fa tsy ny sary no ratsy fa ny saina mandinika ny fisehoany no tsy ampy fandinihana ny realité n' ny zava- boahary , ary ry andriamby II , sy ny sisa ? .... :idea: Tsy omena tsiny ny tsy mahatanty tsikera ohatry ry Andrywui satria efa manan' anaka @ vazaha ! fa ny serasera no tokony hilofosana sy ho kolokoloina @ fahanterany !!! :oops: :idea: :idea:
14. xxx ( 14/06/2009 04:37)
a dieu lesy wiwi an
15. ravalotgve ( 14/06/2009 09:55)
avereno ravalotgv fa voasakana koa izy eeee

asio demokrasia kely eto
sakano i noue sy yuka

sniff
tchroufff

16. yuka ( 14/06/2009 13:22)
zay rehetra mivaona amin'ny fitsipika dia voasakana e!
zah ngah mbola naditra teto :-D :-D :-D
17. ravalotgve ( 14/06/2009 14:19)
sniff
tcroufff
i yuka mifoka miafina de tsy hitan i hery

:@ :@ :@ :@ :@ :@
18. pikatti ( 14/06/2009 15:02)
TSISY MIRAHARAH LEITY A,MANDEH RAHA TE HANDE FA TSY BE ALAHELO EO TY MAMO MIANTSO POLISY =)) =)) =))
19. xxx ( 15/06/2009 07:40)
pikatti >>> izay mantsy ho aho, mahazo mandeha izay te handeha fa eto tsy ifanerena ... rehefa mandeha dia aza asiana fanazavàna sy sentiments be fa tsy hisy hiantso eo akory hoe miverena miverena

:-D :-D :-D
20. RATOVOARY ( 15/06/2009 07:57)
rehefa te handeha de mandeha ka! nalalaka niditra teto, malalaka koa no mivoaka! tsisy voasakana! soava dia de mahita ny soa!
=D> =D>
Rehefa ny oul no mampilaza izay dia tsy te handeha fa mampitahotra fotsiny, tsy sahy akory. Jereo fotsiny le blague hoe hamono tena aho nefa vao misolifatra kely dia efa maty aho neny a! :-D :-D Aza atao hoe handeha aho fa hiova PS aho hoe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0592