HIALA TSY HO MPISERA AM POLITIKA TSONY AHO RAHA ..........

21. xxx ( 15/06/2009 08:01)
RATOVOARY:

=D> =D>
Rehefa ny oul no mampilaza izay dia tsy te handeha fa mampitahotra fotsiny, tsy sahy akory. Jereo fotsiny le blague hoe hamono tena aho nefa vao misolifatra kely dia efa maty aho neny a! :-D :-D Aza atao hoe handeha aho fa hiova PS aho hoe


Hita koa, mitomany antsoina hiverina izy manao an'io :-D :-D :-D
22. xxx ( 15/06/2009 11:38)
Ha ha ha , tohizo ny fanisan'andro ra ouioui a, mampiverina IP
Izany ny aina ka ta hanao

Tsy quoi na mangatsiaka aza ny politika, any ananona any indray manafàna :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0745