fa nankaiza daholo ny forumers politika fa toa mangingina

1. ifiona ( 12/06/2009 12:42)
efa nanomboka omaly no tsy dia be mpandray anjara!

aiza dahol ooooo
novalian'i Noue ny 12/06/2009 14:32
2. Noue ( 12/06/2009 12:43)
ka miasa koo :-D :-D :-D :-D
3. ifiona ( 12/06/2009 12:48)
sali Noue! ka hatr@ zay anie ry zareo sady miasa no miforum e! ny eto ary rehefa sabotsy sy alahady no tsy be mpandray anjara kou!


4. essera ( 12/06/2009 12:51)
Ifiona aza no tena tsy hita matetika tsony ko
5. ifiona ( 12/06/2009 12:54)
za mitazana ny ataon'i essera fotsn :lol: :lol:

andefasana cadeau ve essera eeeeee
6. essera ( 12/06/2009 12:57)
ifiona:

za mitazana ny ataon'i essera fotsn :lol: :lol:

andefasana cadeau ve essera eeeeee

Rehefa tsy cadeau empoisonné d tiko be rets a. Sad fantatro fa ndry ts hanome an'i essera an zany mits. Melsy d'avance

7. patrick2002 ( 12/06/2009 13:51)
Aza mandray fa sao dia misy virus H1 izany handripahata TGV =)) =))
8. essera ( 12/06/2009 13:55)
Ifiona les patrick azo atokisana na d samy hafa ray sy reny aza zahay.
9. diamondra27 ( 12/06/2009 14:14)
ifiona: eo ihany daholo ireo fa somary nihainohaino ngamba
10. essera ( 12/06/2009 14:22)
Jereo ilay dinika ao ambony ao ry Diamondra27

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a325ac171cea


D azonao antsaina avy eo ny tohiny
11. Noue ( 12/06/2009 14:32)
essera:
D azonao antsaina avy eo ny tohiny
dia inona hono leisy ny tohiny ??


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1827