fa nankaiza daholo ny forumers politika fa toa mangingina
3. ifiona
(
12/06/2009 12:48)
sali Noue! ka hatr@ zay anie ry zareo sady miasa no miforum e! ny eto ary rehefa sabotsy sy alahady no tsy be mpandray anjara kou!
6. essera
(
12/06/2009 12:57)
ifiona:
za mitazana ny ataon'i essera fotsn :lol: :lol:
andefasana cadeau ve essera eeeeee
Rehefa tsy cadeau empoisonné d tiko be rets a. Sad fantatro fa ndry ts hanome an'i essera an zany mits. Melsy d'avance
7. patrick2002
(
12/06/2009 13:51)
Aza mandray fa sao dia misy virus H1 izany handripahata TGV =)) =))
8. essera
(
12/06/2009 13:55)
Ifiona les patrick azo atokisana na d samy hafa ray sy reny aza zahay.
10. essera
(
12/06/2009 14:22)
Jereo ilay dinika ao ambony ao ry Diamondra27
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a325ac171cea
D azonao antsaina avy eo ny tohiny
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a325ac171cea
D azonao antsaina avy eo ny tohiny
