Mpandaiga , mpanely tsaho , mpamorina ny tsy misy no 8
1. Fahandresena
(
11/06/2009 21:49)
Mpandainga be ireto tim zanak'i dada tsy hiverina intsony ireto,mpanelitsaho ary mpanitatra , mamorona fotsiny , izany ve no hitondrana firenena ????
Tsy hi verina i dadanareo ary ny T G V nandresy handresy mandresy hatramin'ny farany ! haratsiana vao maika mamerovero !
2. bazylou
(
11/06/2009 22:33)
3. ravalotgve
(
11/06/2009 23:03)
lery mirevy bex zao fa tsy ronono tsony ao nosibe
sniff
tcroufff
4. essera
(
12/06/2009 12:13)
Efa hatry ny ela io ry zalah : Izay tsika vao tena hiasa, dixit Dada (izy amin'io manabotsina ny any ambalahana ihany).
Penguin, rahoviana ihany Dada no ho avy, alohan'ny 26 ???
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.2557