Miakatra eny Ambohijatovo ny mpitaky ny ara-dalàna

1. hery ( 11/06/2009 11:53)
Lasa izao
novalian'i essera ny 12/06/2009 14:16
2. xxx ( 11/06/2009 12:09)
hanao inona eny hono???
3. milamm ( 11/06/2009 12:44)
ka tsy ho maimbo ra indray ny CAPSATna izany na tsy zany efa tokony hisy fanelanelana aratafika any ivelany satroka manga tsy hitsara fotsiny ny fihetsika miaro herisetra fa hisambotra sy hitazona ny fandriampahalemana mandrapahatongany fifidianana ny frantsay moa dia mamporisika tokoa @ fanaovana sonia ny charte http://www.rfi.fr/actufr/articles/113/article_80916.asp
tsy ny hevitry Ravalomanana na i andry sy ratsy iraka ihany akory no ilaina fa ireo olona marobe voafitaky izy telolahy ireo ka manohana ny tenako
4. tsiafoi1 ( 11/06/2009 13:03)

Lazon'ady io Sefo a, 2002 aza 9mois vita ihany. 6mois zay ny lasa... De ny ampitso haneho ny tohiny
5. yuka ( 11/06/2009 13:21)
Sao dia mba fika hitilin'ny foza hoe mbola be panohana ve ny aradalana :^) :^) :^)

Mazotoa ry malagasy namana fa tsy maintsy mandresy ny tolona :D
6. xxx ( 11/06/2009 13:49)
marina io ry yuka a! sokafana ny eny Ambohijatovo hijerena hoe mbola be ve ny olona, d rahapitso alefa indray ny capsat hanenjika sy hanidy an'Ambohijatovo, fa mitombo isan'andro ny vahoaka mitolona.
7. Noue ( 11/06/2009 13:52)
[size=70]Les légalistes à M/CAR ont entamé cet après-midi une grande marche depuis le MAGRO et à destination d'Ambohijatovo. Au niveau d'Antanimena, un barrage militaire a essayé vainement de leur barrer la route mais sans succès. Actuellement 30.000 personnes sont stationnées à Ambohijatovo.[/size]
8. tsiafoi1 ( 11/06/2009 14:00)

Zany no atao hoe lazon'ady....,

- Voa mikitikitika eo dia justifié ny "nécessité d'intervention militaire",
- Avela @'izao miakatra ihany ny mari-pàna ...

:oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops:
9. tsiafoi1 ( 11/06/2009 14:09)


Tokony ho mailo ihany ny légalistes fa tsy maintsy hanao montage na scénarios handravana an'io tolona io indray izao Ramarosaona. Roa ny tranga mety hiseho /
1- Na mody navela hakao ny légalistes satria mba te hiseho ry dragona maroloha hoe manaja ny demokrasia
2- Na io fomba natao hisarihana ny légalistes mba hiakatra an-tànana mba hamoronana tetika handravana azy.

MAILO HATRANY
10. Noue ( 11/06/2009 15:04)
aleo marina mailo fa efa fantatra ihany tsinona ny fikany
11. ntss ( 11/06/2009 16:51)
Ssss fatina osy mainty tsis ilavana azy

Fa ra nareo mo no matimaty foana am'zao de mihevitra fa ho tsaroan'ny taranaka akory? mipetraha oa tsara, kitikitio ihany ny kibon'ny Tgv de itanareo zany daka tsita maso zany.
Mafy marina zany osy mainty tsisy mpiandry mimenomenona etsy sy eroa zany, par téléfona no mifampiantso ra8 sy ny osiny.
:-D
Mbola ho aiza ny hahazo anareo e
12. Noue ( 11/06/2009 18:34)
ntss:
Mbola ho aiza ny hahazo anareo e
any @ fahamarinana fa ho aiza indray moa ee ???


13. fijo ( 11/06/2009 20:19)
efa miha maro indray izao ny olona ,di aio tafaverina eny io.
ny zavatra misy koa mantsy dia izao.ny frantsay izao dia manao izay azony atao rehetra,tsy hilatsahan'i andry.ka mitady izay fika rehetra hanilihan aazy izao ry zareo.
nefa koa tsy manaiky ny hiverenan'i levalo ry zalahy,ka asa izay hiafarany ao,fa misy hosahiran aihany ao raha izao no mitohy.
14. Noue ( 11/06/2009 20:36)
tena mahagaga tokoa ny position ataon'ny frantsay aa ! dia ahoana io sambo frantsay efa mihaodihaody any io ?? dia ahoana ireo mercenaires sa militaires efa any ireo ?? fa hanao inona any aloha ee ??
15. xxx ( 11/06/2009 20:49)
Satria ny Frantay maty vao tsy mivelona eto gasikara
ny amerikana efa mihaodihaody koa hanampy andra8 fa aza matahoatra
ny afrikana ?
ny Malagasy tena izy efa vonona
ny andhevo fitaovan 'i HATay mitandrema
16. fijo ( 11/06/2009 20:54)
tena miha sarotra ny raharaha ao,satria ny afrikanina efa tsy manaiky ny hoatao kilalao,ny frantsay matahotra ny hamotsotra ny kely sisa mbola azony hanjakana.ny vahoak ano kilalao eto
17. Noue ( 12/06/2009 06:01)
jereo anie ity eee


camions de militaires, gendarmes et polices ont
pris place sur plusieurs endroits sur le circuit des légalistes. Des
magasins et commerces encore traumatisés par les actes de vandalisme
perpétrés par des manifestants au mois de janvier ont fermé la porte
au passage des manifestants, mais aucun débordement.

La marche s’est arrétée un moment sur la place du 13 mai. Les éléments
des forces de l’ordre s’étaient mis en place au niveau du jardin du 13
mai. Après une tractation entre les dirigeants des légalistes et un
responsable des forces de l’ordre, la marche a poursuit sa route
jusqu’à la place de la démocratie. Là le rassemblement a surtout été
marqué par un culte.

C’est la première fois qu’une marche générale organisée par les
légalistes n’a pas été dispersé ni réprimé par les forces de l’ordre.
L’on se rappel en effet des mouvements légalistes qui ont été
dispersés avec forces par des équipes armées des forces de l’ordre
notamment le 28 mars où plusieurs légalistes ont été blessés et
quelques uns ont trouvé la mort
18. xxx ( 12/06/2009 08:51)
Mila mailo marina !!!
Izaho koa aloha mahita fa efa manomboka miparitaka ny ao @ FAT(y) ao e
19. essera ( 12/06/2009 14:16)
in ary ty mi-wawawa b ity rahery. mba omena alalana d rambo no adingina. azo atao ny tsy nanome azy alalana fa efa hita fa marefo kely d aprevena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.228