Tena tsy mety ho foana mihitsy angamba izy ity e

1. niryna ( 10/06/2009 19:19)
Nisy zavatra nitranga toa izao tamin'ity herinandro ity.Nisy olona andeha angalatra ny fiaran'ity rangahy iray ka niantso vonjy izy.Mariako aloha fa polisy mainty hoditra ity rangahy niantso vonjy ity.Mbola tsy tonga ny mpamonjy azy dia lasa izy nihazakazaka nanenjika ilay mpangalatra ka rehefa tazan'ny polisy fotsy iray izy dia notofiriny,tsy nieritreritra akory ity polisy fotsy hoditra hoe manenjika olona koa anie ity rangahy.Tsy mba vitan'ny notofiriny ilay ranamana hoe tsy afaka mandeha ity raha tifiriko amin'ny tongony fa tonga dia notofiriny teny amin'ny tratrany ary maty teo.
Tena tsy mety ho foana mihitsy ny fanavakavahana e,vitsy anisa mantsy ny polisy mainty hoditra sy ny pompiers mainty hoditra ka asa fa lasa nanjary resaka be hoe satria ve mainty no mihazakazaka dia ho heverina ho ratsy avokoa ?
Nanao fifanarahana tamin'ny fianakaviany ny mpisahan-draharaha ao amin'ny polisy ka asa na anaiky ny havan'ny maty na hiakatra fitsarana fa marobe loatra ny zavatra tsy mety ataon'ny polisy indrindra raha hafa volon-koditra ilay olona dia mahita zavatra ho lazaina foana izy ireo
(l) niryna
novalian'i niryna ny 18/06/2009 18:51
2. niryna ( 10/06/2009 19:23)
Ity koa misy iray :Atsangano ny tananao hoy koa ity polisy iray mantsy ilay rangahy.Aiza ny karatrao hoy indray izy avy eo.Mazava ho azy fa matetika any am-paosy ny karatra .Hoy ilay rangahy hoe aleo ary alaiko ny karatro ato am-paosiko ary dia nanasitrika ny tanany tany am-paosy izy naka ilay karatra kanjo tonga dia notofirin'ilay polisy teo amin'ny tratrany koa no nianjera izy ary dia nipitika tery amin'ny tany tery ny karatra .Ilay rangahy koa dia nianjera niaraka tamin'izay ary maty teo

Asa aloha raha mba nampianarina ny polisy na ny zandary na ny mpitandro ny filaminana hoe rehefa manenjika olona hianareo dia ny tongony no tofirina fa tsy ny fony na ny karan-doany :oops: :cry: :cry:
3. mirana5 ( 12/06/2009 18:19)
niryna:

Nisy zavatra nitranga toa izao tamin'ity herinandro ity.Nisy olona andeha angalatra ny fiaran'ity rangahy iray ka niantso vonjy izy.Mariako aloha fa polisy mainty hoditra ity rangahy niantso vonjy ity.Mbola tsy tonga ny mpamonjy azy dia lasa izy nihazakazaka nanenjika ilay mpangalatra ka rehefa tazan'ny polisy fotsy iray izy dia notofiriny,tsy nieritreritra akory ity polisy fotsy hoditra hoe manenjika olona koa anie ity rangahy.Tsy mba vitan'ny notofiriny ilay ranamana hoe tsy afaka mandeha ity raha tifiriko amin'ny tongony fa tonga dia notofiriny teny amin'ny tratrany ary maty teo.
Tena tsy mety ho foana mihitsy ny fanavakavahana e,vitsy anisa mantsy ny polisy mainty hoditra sy ny pompiers mainty hoditra ka asa fa lasa nanjary resaka be hoe satria ve mainty no mihazakazaka dia ho heverina ho ratsy avokoa ?
Nanao fifanarahana tamin'ny fianakaviany ny mpisahan-draharaha ao amin'ny polisy ka asa na anaiky ny havan'ny maty na hiakatra fitsarana fa marobe loatra ny zavatra tsy mety ataon'ny polisy indrindra raha hafa volon-koditra ilay olona dia mahita zavatra ho lazaina foana izy ireo
(l) niryna



hanhanhan!!!! tsy mety ho foan mihitsy io é, mampalahelo b fotsiny! :( :( :(
4. xxx ( 14/06/2009 13:20)
[quote=niryna]
Nisy zavatra nitranga toa izao tamin'ity herinandro ity.Nisy olona andeha angalatra ny fiaran'ity rangahy iray ka niantso vonjy izy.Mariako aloha fa polisy mainty hoditra ity rangahy niantso vonjy ity.Mbola tsy tonga ny mpamonjy azy dia lasa izy nihazakazaka nanenjika ilay mpangalatra ka rehefa tazan'ny polisy fotsy iray izy dia notofiriny,tsy nieritreritra akory ity polisy fotsy hoditra hoe manenjika olona koa anie ity rangahy.Tsy mba vitan'ny notofiriny ilay ranamana hoe tsy afaka mandeha ity raha tifiriko amin'ny tongony fa tonga dia notofiriny teny amin'ny tratrany ary maty teo.
Tena tsy mety ho foana mihitsy ny fanavakavahana e,vitsy anisa mantsy ny polisy mainty hoditra sy ny pompiers mainty hoditra ka asa fa lasa nanjary resaka be hoe satria ve mainty no mihazakazaka dia ho heverina ho ratsy avokoa ?
Nanao fifanarahana tamin'ny fianakaviany ny mpisahan-draharaha ao amin'ny polisy ka asa na anaiky ny havan'ny maty na hiakatra fitsarana fa marobe loatra ny zavatra tsy mety ataon'ny polisy indrindra raha hafa volon-koditra ilay olona dia mahita zavatra ho lazaina foana izy ireo
(l) niryna

tsy io resaka polisy ihany no ahitana azy fa @ sehatra maro, zah zao dia miferinaina foana isaky ny any ampianarana satri ny tena maity de tsy henoiny mpampianatra resaka.
5. tywa68 ( 14/06/2009 13:46)
tena mampalahelo marina fa io ; fa rhf avela amidy toy ny anana ny basy d tsy mahagaga intsony ! Zao indray ny pôlisy natao hiaro indray no mamono : tena ts rariny fa nefa raha mainty zao no namono an, aoka fotsiny...jereo fotsiny ny voagadra, tsy manana mpiaro satria tsy misy vola sns... maharikoriko e :!:
6. ikaretsaka ( 14/06/2009 17:58)
mampalahelo ... fa misy kao le olona miheritreritra fa izy no victimen'ny racisme koa no tena raciste a
bedebe ny manao an'io hoe efa hita izao fa tsy nety ny natao dia mody am,piadiana ilay hoe "satria zahay (....) dia ireo (....) dia tsy ananany hantra"
7. fahamarinana ( 14/06/2009 18:01)
:arrow: fa tsy voatery hatrany anie hoe ilay fotsy hoditra () no diso fa misy koa isika mainty () no mandrangitra olona e !tokoa moa an! hevitro zay an !l
8. ikaretsaka ( 14/06/2009 18:02)
izay manko ry faha...
9. fahamarinana ( 14/06/2009 18:16)
:arrow: tsy hita moa izy ity fa samy manao ny ataony ,asa rahovinana vao afaka mifanaraka ,samy malagasy aza mitovy izao nefa mbola miady mifandritaka sy tsy mifankahazo noho ny saina tery sy fiheverana ny tenany ho ambony kokoa noho i ranona sy ranona nefa mitovy zao ihany , maika fa olona samihafa fihodirana sy tany niaviana koa ? Mbola tantara hafa e ! :( (l)
10. ni81 ( 14/06/2009 18:42)
fa tsy voatery hatrany anie hoe ilay fotsy hoditra () no diso fa misy koa isika mainty () no mandrangitra olona e !tokoa moa an! hevitro zay an !l
io koa mba mahagaga a! Na tsy maninona azy akory aza ilay fotsy dia tonga dia complexé matetika dia manao taim-bava...Zà nahita mihitsy vao haingana nanaovan'ilay mainty hoditra (gasy) an'ilay fotsy hoditra (frantsay). 8O
11. niryna ( 18/06/2009 18:40)
niryna:

Nisy zavatra nitranga toa izao tamin'ity herinandro ity.Nisy olona andeha angalatra ny fiaran'ity rangahy iray ka niantso vonjy izy.Mariako aloha fa polisy mainty hoditra ity rangahy niantso vonjy ity.Mbola tsy tonga ny mpamonjy azy dia lasa izy nihazakazaka nanenjika ilay mpangalatra ka rehefa tazan'ny polisy fotsy iray izy dia notofiriny,tsy nieritreritra akory ity polisy fotsy hoditra hoe manenjika olona koa anie ity rangahy.Tsy mba vitan'ny notofiriny ilay ranamana hoe tsy afaka mandeha ity raha tifiriko amin'ny tongony fa tonga dia notofiriny teny amin'ny tratrany ary maty teo.
Tena tsy mety ho foana mihitsy ny fanavakavahana e,vitsy anisa mantsy ny polisy mainty hoditra sy ny pompiers mainty hoditra ka asa fa lasa nanjary resaka be hoe satria ve mainty no mihazakazaka dia ho heverina ho ratsy avokoa ?
Nanao fifanarahana tamin'ny fianakaviany ny mpisahan-draharaha ao amin'ny polisy ka asa na anaiky ny havan'ny maty na hiakatra fitsarana fa marobe loatra ny zavatra tsy mety ataon'ny polisy indrindra raha hafa volon-koditra ilay olona dia mahita zavatra ho lazaina foana izy ireo
(l) niryna
xxx:


tsy io resaka polisy ihany no ahitana azy fa @ sehatra maro, zah zao dia miferinaina foana isaky ny any ampianarana satri ny tena maity de tsy henoiny mpampianatra resaka.

tsy atao mahagaga izany ry xxx fa mbola marobe anie ireo mpanavaka e,nefa tsy fantany fa nataon'Atra ho hafa daholo isika rehetra,na iray ray sy reny izao aza dia tsy mitovy na ny bika na ny endrika na ny toetra na ny fanahy ,hi,hi.
Mbola ho avy woa ilay maraina .Misy aza tanana kely feno olona mitovy ao aminy ary raha vao mandeha any ny hafa dia mahatsiaro ho tsy ao amin'ilay toerana mihitsy,na ny zavatra amidiny aza dia ataony lafobe ka ny mahantra tsy mahatakatra ary dia mazava ho azy fa tsy sahy ipetraka ao ihany koa


:oops:
12. niryna ( 18/06/2009 18:45)
tywa68:

tena mampalahelo marina fa io ; fa rhf avela amidy toy ny anana ny basy d tsy mahagaga intsony ! Zao indray ny pôlisy natao hiaro indray no mamono : tena ts rariny fa nefa raha mainty zao no namono an, aoka fotsiny...jereo fotsiny ny voagadra, tsy manana mpiaro satria tsy misy vola sns... maharikoriko e :!:
ny ratsy tsy kely lalana ry ty a,na izany aza misy fiafarany daholo ny zavatra rehetra
Tadidinao moa taloha misy ireny mpangalatra sy dalo ireny? dia ny zandary no misambotra azy? dia ireo indray no manome vola ny zandary ,ny zavatra tratra moa dia entin'ireo lehibe mody,ny TV ,ny fiara nandeha ho azy fotsiny.
Inona no nitranga? rehefa maty ilay rangahy dia ny tampany ambany no maty aloha dia avy eo ny tampany ambony,nijaly mbola velona.Mety hoe tapaka lalandra ohatra,tsy izany anefa no nitranga,maro no tranga toa io,ramatoa nalaza ho mpamosavy koa ,ny ilany ambany no maty aloha dia ny ambony no nijaly ary miantsoantso hoe may aho may aho,iza no mahalala raha efa nananotanona ho azy ny afobe .ooopps


:D
13. niryna ( 18/06/2009 18:47)
ikaretsaka:

mampalahelo ... fa misy kao le olona miheritreritra fa izy no victimen'ny racisme koa no tena raciste a
bedebe ny manao an'io hoe efa hita izao fa tsy nety ny natao dia mody am,piadiana ilay hoe "satria zahay (....) dia ireo (....) dia tsy ananany hantra"

hay va re e,dia ireny raciste ireny ve ry ika mahalala hoe raciste izy sa rehefa tsy mitovy ny eritreriny sy ny feeling dia antsoina hoe raciste izy sa ahoana ?

:D
14. niryna ( 18/06/2009 18:48)
fahamarinana:

:arrow: fa tsy voatery hatrany anie hoe ilay fotsy hoditra () no diso fa misy koa isika mainty () no mandrangitra olona e !tokoa moa an! hevitro zay an !l


ny mainty tsy tia ny fotsy ,ny fotsy tsy tia ny mainty dia samy raciste daholo izany e. Ary ny ratsy tarehy tsy tia ny tsara tarehy ahoana aky io
:D fialonana indray e
15. niryna ( 18/06/2009 18:51)

fa tsy voatery hatrany anie hoe ilay fotsy hoditra () no diso fa misy koa isika mainty () no mandrangitra olona e !tokoa moa an! hevitro zay an !l
ni81:
io koa mba mahagaga a! Na tsy maninona azy akory aza ilay fotsy dia tonga dia complexé matetika dia manao taim-bava...Zà nahita mihitsy vao haingana nanaovan'ilay mainty hoditra (gasy) an'ilay fotsy hoditra (frantsay). 8O

toa mitovy daholo ilay vava na avy aiza ny toerana ry ni na avy aiza.
Misy izao toerana feno jiosy,vao tafiditra ao aminy ny olona ,na dia amaly ilay vahiny miverina aza tsy ataony,everiny fa izy irery no manambola mahatakatra ilay trano ao aminy ary dia farany miala moramora izy ireo dia mitady toerana izay iarahana ka na lafobe aza ilay toerana dia izy samy izy ihany no mipetraka eo amin'ilay toerana.Efa nahita izany koa ve i ni ?



:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4171