Io ary no efa nahiana fa miseho

1. Noue ( 10/06/2009 10:37)
io ary fa manomboka miseho ny tsy fankasitrahan'ny capsat , miaramila sns ?? satria samy te ahazo ny anjarany eee !!

[size=70]Grogne des «héros» de la crise .

Le ton commence à monter du côté de ceux qui sont considérés comme les « héros » de la crise. Ils sont tous issus de l’Armée, notamment des officiers supérieurs, des sous-officiers et des soldats. En commun, ils tirent la sonnette d’alarme envers les dirigeants de la HAT sur leur cas. «Quid de ces héros qui sont actuellement sans portefeuille ? Il y en a ceux qui n’ont fait que suivre la révolution du 08 mars initiée par le CAPSAT et sont actuellement bien placés », se plaint le groupe de militaires qui s’exprime, pour l’instant, sous couvert d’anonymat. «Il faut trouver des mesures spéciales pour les gardes présidentielles, les gardes des palais présidentiels sans oublier les officiers supérieurs nommés à des postes à responsabilité. Qu’en est-il de ces nouvelles recrues du CAPSAT et du RTS qui ont participé activement à la mise sur pied de la HAT alors qu’ils n’ont rien reçu en retour, quatre mois après, méme leur salaire depuis quelques mois », ont-ils continué. Ils vont jusqu’à remettre sur le tapis la crédibilité des membres du conseil supérieur de la défense nationale.
[/size]
novalian'i tsiafoi1 ny 12/06/2009 07:00
2. tsiafoi1 ( 10/06/2009 10:46)

Vao manomboka ny tarogna ozy ny Betsileo izay... 2002 aza moa 9mois vita ihany

Mbola hiseho aby eo koa ny manaraka
3. essera ( 10/06/2009 10:59)
Mapmé a kou ty Noue ity a. Ny grogne ange grogne eny ihany fa reto nareo manao gros minet ireto no tena mapmé anah. Miaka-midina mits ny tosi-dra anareo mpiondana isan'andro.
- Ho avy comésa (falifaly)
- Tsy ho avy dada (manjombona)
- Migrevy ny atsy (falifaly)
- Nilamina ilay fitokonana (manjoninjonitra)

Sahirana nareo na tiana na tsy tiana fa izay izao no antony anasian'i TV plus ora sy minitra ny vaovao alefany.
4. bozyboleta ( 10/06/2009 11:06)
Io ndray le familiviliana resaka fanaonareo ry essera.
Grogne aloha izao no resaka f'aza mody avadika.

Izao no adin'ny mpangalatra. Rehefa niara-nangalatra dia heveriny fa atao zara mitovy ny entana nangalarina. Vao misy tsy mahazo koa dia tonga @ fitenin-jareo hoe "doranay ny fiangonana". Mifanitsoka eo, ny hiafarany mifamono satria misy fetsifetsy tsy nanatanteraka ny nifanarahana.

Aleo indray tazanina fa tsy vao voalohany ange io.



5. tsiafoi1 ( 10/06/2009 11:07)

essera a, grogne = signe de mécontentement ary rehefa ela ny ela tsy maintsy mipoaka ny sarom-bilany.
6. essera ( 10/06/2009 11:28)
Tsy aleonareo v mba mipetraka observateur indray alou maka aina fotsiny e. Efa tsy any tson wa le bôl fa nareo ko sarotra anazavana resaka be.

bozyboleta:
Izao no adin'ny mpangalatra. Rehefa niara-nangalatra dia heveriny fa atao zara mitovy ny entana nangalarina.

Ary raha ohatra hoe no-encaisser-n'i Dada irery any am compte le halatra d ahoana
7. essera ( 10/06/2009 11:31)
Compte dada samrery le izy le resaka teo !!!

Fa maninona raha mba asiana resaka kely ity fa tsy toa tsy ahintan-teny ny akamanay izany : http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a2f7ceaa13f4
8. bozyboleta ( 10/06/2009 11:47)
Aza ahodinkodina sy avilivily hoa ny resaka fa capsat sy miaramila no resaka napetrak'i Noue eto de io valiana.

Mba zarao le volabe nomen'ny renimalalanereo hanonganam-panjakana f'aza manao kely tsy mba mamindro @ ireo vatatay ireo. Ireo ve no nisorona ny afo bongo maso nefa na kaokam-bilany aza tsy zarainareo k'aiza izy no tsy hitroatra.
9. ndaty ( 10/06/2009 13:29)
grogne a! grogne a , grogne

Rafotsy mi-grogne rehefa kely ny vola miditra
Rangahy mi-grogne, lafa tsy manome an'ilay fika isan'andro rakemba vadiny
Ny ankizy mi-grogne lafa sosoa ny sakafo, fatsy misy henaa.

LA GROGNE ça fait partie de la vie, fa ka taitaitse iha jampela


donc il n'y a pas le feu, sauf que tu n'es qu'un fouille-merde ma chère NOUE.

continue de fouiller les merdes, si ça te soulages le moral.

mavandivandy avao
10. Noue ( 10/06/2009 15:33)
ndaty:

donc il n'y a pas le feu, sauf que tu n'es qu'un fouille-merde ma chère NOUE.

continue de fouiller les merdes, si ça te soulages le moral.
avale sans eaux !!!! ny ndaty ihany oa no tsy mba mamaky gazety ee! zany rehefa ndaty :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))


11. yuka ( 10/06/2009 16:02)
Mba anatero gazety izy Noue a! :) :-D :-D :-D
12. Noue ( 10/06/2009 16:11)
zaho retsy tsy manatitra gazety ho an'olona ndaty zany aa ! aleko lavitra hariana anaty zoridiry dia any izy no hitsimpona :-D :-D :-D :-D :-D
13. fijo ( 10/06/2009 19:24)
mety hoe "fait partie de la ve" io fa mety fiandohan'ny fifamonoana koa.efa mba mahalal adaholo ngamba,fa alohann'y ady tanana ady vava aloha no misy.
14. tsiafoi1 ( 12/06/2009 07:00)

Les bruits de vent soufflent avant l'horrible tempéte ...

Efa manomboka mipitipitika ny parasy fa mahia ny omby, tsy ela tsy ela de handrazona.... De mody tambatambazana ireo miaramila hum!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0911