tanora malagasy

1. xxx ( 09/06/2009 08:56)
Ry tanora Malagasy
Miarahaba atsika tanora Malagasy rehetra mpifurom.
Rehefa nijery sy nandalina ity furom ity aho dia itako fa ny tanora no matetika mitady vaha-olana ato.
Tsy ho lava resaka moa aho fa avetrany dia ambarako izay tiako ambara.
Na izaho na ianao ,dia samy tanora Malagasy,samy misy olana,na ara-pitiavana,na koa ara-piraisana ara-nofo,na ara-mpiarahamonina,sns….
Tsy mahintsy misy olana tsika olombelona, satria zany no maha-olombelona atsika.
Hoy ny fiteny manao hoe:ny kibon’zanak’olombelona tsy feno,raha tsy ny tany no manototra azy. (fahafatesana…tsy miandry antitra,na koa milefa tanora,na manadino ny kely, fa tampoka,tsy ara-poana)
Zavatra hoe takarin’saina avetrany rehefa miresaka fahafatesana dia hoe;Andriamanitra.
Ka na inona na inona finoanao dia ny saina mino fa misy Andriamanitra…
Jereo moa reo olona eny ambovon-drano..sy lay tratran’olana be reny,mahatsiaro tsy fidiny fa misy Andriamanitra,refa miala nefa ilay olana dia iny fa adino ndray.
Zany manambara fa misy Andriamanitra.
Ka nohon’izany dia itako vaha-olana ho atsika dia ny fiverenana amin’ny finoana zay misy atsika…na inona ianao na inona…na mpangalatra,na mpijangajanga,na mpanamaina,na mpangala-badin’olona..sns..
Aza atao fefy anakana anao ny fahotana izay ataonao.
Fa ny zavatra ilaina aminao dia ny fiverenanao iany.
Satria ny finoana no amahy ny vaha-olanao rehetra,raha ainao ny finoanao,ka apesainao amin’ny fiainanao,dia ho itanao fa tsy ho sahirana ianao hitady vaha-olana amin’itony furom itony,fa avetrany refa misy vaha-olana dia ny finoana no amahanao azy..itanao ao.
Mety hoe anotany ianao hoe amin’ny,fomba ahoana no hiverenako?
Dia tantaraiko anao ty tantara ity hamaly ny fanotaninao.
Koto: I koto dia tovolahy mpino,ary alohan’izy hanakipy ny masony dia mamerina izay vitany rehetra,raha toa ka tsara dia hisaorany an’Andriamanitra,raha toa ka ratsy dia lasa izy mitrangana manantona an’ilay olona mitady famela-keloka aminy..na mamerina ilay zvt nangalariny sns…refa ratsy ka vitany ny mamerina azy..any amin’ny tompony.
Rehefa vita izay,dia manantona fandrina izy ka mivavaka manao hoe:
Andriamanitra ô ! nanota aho,tsy sanatria akory tsy fahalalako ilay fahotana,ary tsy sanatria koa tsy fahatahorako ny sazinao,ary tsy sanatria koa tsy fankatohavako ny didinao.
Fa kosa,voarebirebin’tenako aho,ary voarebirebin’devoly sy ny namana ratsy,
Ka mamela ahy Andriamanitra ô, fa ianao no nahary anay,ary ianao iany koa no mahay izay hiafaranay. Mamela ahy Tompo ô! Fa ianao lay mpamela ny faotanay,ary ianao ilay mpanome vali-soa anay..Mamela ahy Tompo ô Amen.
Farany……Ry kristian havako…ry jiosy, Ry musulman malalako..fantaro ny finoanao dia apesao izay fantatrao,fa tsy ho very ianao.
Aza manao anarana fotsiny,fa ianaro ny finoanao,fa ny fahaizanao ny finoanao no ahasoa ny fiainanao…ny fianarana no lova soa tsara indrindra…refa mahay ianao, himehezanao izay mitetika anadala ny lohanao,satry ianao mahay ny finoanao…
Tena marina ny finoana kristian tsara be,saingy ny gasy maro no tsy mahay azy..varina amin’ny revy sy ditra…nefa ne dia ny revy misy amin’ny finoana e…ianao miaraka amin’ny vehivavy, ianao manao fety, sns…avy eo…raha jerenao zay zavatra rehetra voararan’ny finoana manimba ny vatan’olombelona..sy ny fiarahamonina…ka moa ve ekenao rah any asa vitan-tananao tsy ampafatarinao ny zavatra mety ahasoa azy sy ny zavatra mety animba azy…arasto twalis:ny fahaizana voninahitra,ny avendranana faotana
Kante: fahaizana fahazavana,ny avendranana maizina
Rene decart: mahaiza mba hihino…fahaizanao no ahasambatra anao,ahatonga anao ho mpino.
Misaotra anao namaky dia ainganie mba ahasoa anao izay soratra voasoratro,izay diso moa dia aza omena-tsiny,fa izaho manao zay vitako,iany.
Veloma ô!
novalian'i rhina ny 08/09/2009 11:48
2. xxx ( 09/06/2009 09:42)
zao ve ilay atao oe mitory ? :^) :^) :^) :^)
Tsy ho lava resaka moa aho fa avetrany dia ambarako izay tiako ambara.
tena fohy dia fohy zany no azo lazaina an'io ??? :-D :-D :-D :-D
3. Papoose ( 09/06/2009 18:54)
ny ahy koa tonga dia le halavany notsikaritro nefa milaza fa tsy ho lava ery ambony :-D
4. endrika01 ( 15/06/2009 05:18)
xxx:
Ry tanora Malagasy Miarahaba atsika tanora Malagasy rehetra mpifurom. Rehefa nijery sy nandalina ity furom ity aho dia itako fa ny tanora no matetika mitady vaha-olana ato. Tsy ho lava resaka moa aho fa avetrany dia ambarako izay tiako ambara. Na izaho na ianao ,dia samy tanora Malagasy,samy misy olana,na ara-pitiavana,na koa ara-piraisana ara-nofo,na ara-mpiarahamonina,sns.... Tsy mahintsy misy olana tsika olombelona, satria zany no maha-olombelona atsika. Hoy ny fiteny manao hoe:ny kibon\'zanak\'olombelona tsy feno,raha tsy ny tany no manototra azy. (fahafatesana...tsy miandry antitra,na koa milefa tanora,na manadino ny kely, fa tampoka,tsy ara-poana) Zavatra hoe takarin\'saina avetrany rehefa miresaka fahafatesana dia hoe;Andriamanitra. Ka na inona na inona finoanao dia ny saina mino fa misy Andriamanitra... Jereo moa reo olona eny ambovon-drano..sy lay tratran\'olana be reny,mahatsiaro tsy fidiny fa misy Andriamanitra,refa miala nefa ilay olana dia iny fa adino ndray. Zany manambara fa misy Andriamanitra. Ka nohon\'izany dia itako vaha-olana ho atsika dia ny fiverenana amin\'ny finoana zay misy atsika...na inona ianao na inona...na mpangalatra,na mpijangajanga,na mpanamaina,na mpangala-badin\'olona..sns.. Aza atao fefy anakana anao ny fahotana izay ataonao. Fa ny zavatra ilaina aminao dia ny fiverenanao iany. Satria ny finoana no amahy ny vaha-olanao rehetra,raha ainao ny finoanao,ka apesainao amin\'ny fiainanao,dia ho itanao fa tsy ho sahirana ianao hitady vaha-olana amin\'itony furom itony,fa avetrany refa misy vaha-olana dia ny finoana no amahanao azy..itanao ao. Mety hoe anotany ianao hoe amin\'ny,fomba ahoana no hiverenako? Dia tantaraiko anao ty tantara ity hamaly ny fanotaninao. Koto: I koto dia tovolahy mpino,ary alohan\'izy hanakipy ny masony dia mamerina izay vitany rehetra,raha toa ka tsara dia hisaorany an\'Andriamanitra,raha toa ka ratsy dia lasa izy mitrangana manantona an\'ilay olona mitady famela-keloka aminy..na mamerina ilay zvt nangalariny sns...refa ratsy ka vitany ny mamerina azy..any amin\'ny tompony. Rehefa vita izay,dia manantona fandrina izy ka mivavaka manao hoe: Andriamanitra ô ! nanota aho,tsy sanatria akory tsy fahalalako ilay fahotana,ary tsy sanatria koa tsy fahatahorako ny sazinao,ary tsy sanatria koa tsy fankatohavako ny didinao. Fa kosa,voarebirebin\'tenako aho,ary voarebirebin\'devoly sy ny namana ratsy, Ka mamela ahy Andriamanitra ô, fa ianao no nahary anay,ary ianao iany koa no mahay izay hiafaranay. Mamela ahy Tompo ô! Fa ianao lay mpamela ny faotanay,ary ianao ilay mpanome vali-soa anay..Mamela ahy Tompo ô Amen. Farany......Ry kristian havako...ry jiosy, Ry musulman malalako..fantaro ny finoanao dia apesao izay fantatrao,fa tsy ho very ianao. Aza manao anarana fotsiny,fa ianaro ny finoanao,fa ny fahaizanao ny finoanao no ahasoa ny fiainanao...ny fianarana no lova soa tsara indrindra...refa mahay ianao, himehezanao izay mitetika anadala ny lohanao,satry ianao mahay ny finoanao... Tena marina ny finoana kristian tsara be,saingy ny gasy maro no tsy mahay azy..varina amin\'ny revy sy ditra...nefa ne dia ny revy misy amin\'ny finoana e...ianao miaraka amin\'ny vehivavy, ianao manao fety, sns...avy eo...raha jerenao zay zavatra rehetra voararan\'ny finoana manimba ny vatan\'olombelona..sy ny fiarahamonina...ka moa ve ekenao rah any asa vitan-tananao tsy ampafatarinao ny zavatra mety ahasoa azy sy ny zavatra mety animba azy...arasto twalis:ny fahaizana voninahitra,ny avendranana faotana Kante: fahaizana fahazavana,ny avendranana maizina Rene decart: mahaiza mba hihino...fahaizanao no ahasambatra anao,ahatonga anao ho mpino. Misaotra anao namaky dia ainganie mba ahasoa anao izay soratra voasoratro,izay diso moa dia aza omena-tsiny,fa izaho manao zay vitako,iany. Veloma ô!
5. tsiambaratelo ( 15/06/2009 05:23)
Tokony ho tany aminy forum momba Fivavahana zao ity dinika ity no napetraky i xxx :wink:
6. fahamarinana ( 15/06/2009 05:46)
:arrow: xxx mpandefa : misaotra e ! Misy azoko noraisina na tsy ny manontolo aza e ! :) (l)
7. ari.malala ( 15/06/2009 08:14)
Faha, hendry be an ;) :-P
8. Papoose ( 15/06/2009 14:36)
misaotra an'i xxx tokoa aloha nanome vatsim-pandinihana ho an'ny tanora! :wink:
9. Mirananirina ( 19/06/2009 11:10)
lava be ilay izy saika tsy hamaky aho,nefa voavaky ihany.
Misaotra anao aminy ny hevitra
10. rhina ( 08/09/2009 11:48)
lava lotra le iz d kamo za hamaky azy
hiii!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3082