SALUT HERY !! AIZA ISE RAMOSE AMZAO MINITRA IZAO ?
1. andrywui
(
08/06/2009 10:54)
MIALA TSINY AHO ALOHA RAMOSE FA MIALOHAN'NY RESAKA DE METY HANOKATRA HEVITRA HAFA AMIN PS HALLOWEEN NA KALACK AHO FA IZAHO IHANY IREO A
---ka tsy manomboka ny fety raha tsy miseho eto aloha ndrematoa Hery Lehiben'ny serasera.org mipetraka ao Italy !!
--MIANDRY ARY AHO TOMPOKOLAHY HAJAINA !!!!!!
TSIKY DIA PETSA!

novalian'i milamm ny 08/06/2009 23:58
3. penguin
(
08/06/2009 11:04)
Inona ndray ty oui oui mivaly oui oui ty ? Efa lasa adala tsisy mamaly ngah tgvendrana oui oui ?
4. andrywui
(
08/06/2009 11:12)
zay no tena maha donto anlah ry penguin !! tohin'ny hevitro anie lety io e !! ha ha ha !!
--natory tsara ve aloha penguin halina ???
-sady tsy Penguin aloha zao no olanako eee!!
--saka mora maty rah ze elah !! vao ataoko kely fotsiny def mibabababa eraky ny forum !!

5. locl
(
08/06/2009 11:13)
INTY AHO E!
Tsy mahita lazaina indray i andrywi.
alohan'ny hamalian'i Hery aloha dia hianao no tokony mamaly hoe fa maninona hianareo sy bazylou no tsy miditra mihintsy rehefa misy resaka tena mamely mafy ny TGV (misy porofo)??? Ohatr'ilay nataonay sy Noue ireny

6. andrywui
(
08/06/2009 11:17)
Iny resaka maivana iny ve lety locl zan ??
avereno ndray ary le izy de za no hamaly tsirairay ny fanotanianlah ee!! --
-soraty hevitra vaovao eo ambony eo fa za ko taraiky tany Lille tany de tsy teto !!

8. andrywui
(
08/06/2009 11:48)
Mody fanina sa tena fanina ? salut Hery !!!
Ny hipoiranao eto fotsiny no ilaiko fa mahafinaritra ahy rehefa manaraka ny teniko ianao !!
KA IZAO E !! vaovao tsara be ho anao ty !!
--Ho avelako ny Helokao rehetra !! tsy hanenjika anao amlé volana sy le faharavan'ny HAT tsony aho fa mino aho fa anatra ho anao tsy Haminaninany foana zay telo volana nitsefotra zay !!
--Voalohany aloha de tsy nisy tsy nahazo karama ny membres ny HAT hatramzay !!
--ary rah tao anaty fahasahiranana aza de nisy fotoana samy tsy nandray karama zany daholo fa nanao ze ahatomombana ze zavatra hatao aloha !!
--Tsy rava ny HAT ary tsy misy soritsoritry ny hirava zany mihitsy na mamofompofona kely aza !! ny dikanzany de mbola tsy azonao sainina ze fotoana aharava ny HAT !! fa ny ahatomombana azy aza no hita ataon'ny membres rehetra ao !!
FATELO farany !! aza Maminaninany fahatany tsony manombka izao fa ze réel lazainy !!
FARANY : efa nandalo afo fandiovana ianao ka voavelan'i Mopera ny helokao !!TSISY J- na j+ INTSONY !!

9. andrywui
(
08/06/2009 11:50)
Hitako efa mipanika b Hery fa aleo miova dinika amzay isika !!
--Ny TGV anie mamela heloka foana fa ny TIM ihany no tsy mba manaiky io fa mizizotra be io foana e !!!

10. andrywui
(
08/06/2009 12:05)
: efa nandalo afo fandiovana ianao ka voavelan'i Mopera ny helokao !!TSISY J- na j+ INTSONY !!
11. andrywui
(
08/06/2009 13:07)
Tsy midika akory zany fa tsy hanefa le 4ans ary ianao ary tsy handoha le 60M$ ramose an !! valin'ny fahotanao zay !! ha ha ha ha !!! :-D :-D :-D
12. KALACK
(
08/06/2009 13:30)
ha ha ha !! nahazo grace Hery an !
mahazo miditra eto isan'andro amzay zany ianao fa efa malalaka ny lalana e

13. patrick2002
(
08/06/2009 13:44)
alao lesy ra hery hitaiza ny zanany fa aza hadalaina ah! :-D :-D :-D
nareo koa ra andry , hitanao fa tsy maintsy misy ny don-tandroka ,ka inona aza no manaitra amin`izany ,zay mintsy no tadiavina ny tsy hatorianao .
Hitanao Ravalo :ho avy zay eh! aminìzay tsy mahita tory ra Charles ny mpiondana ao " MAGRO velom-bolo ,ry Noue mazoto miditra eto @ serasera dia velom-bolo ny rehetra ka ambiansy sy korana tsika jiaby =D> =D> =D>

14. halloween
(
08/06/2009 15:53)
" MAGRO velom-bolo ,ry Noue mazoto miditra eto @ serasera dia velom-bolo ny rehetra ka ambiansy sy korana tsika jiaby
rahery afa doza ,ny serasera tsika mitohy ihany fa tsisy miala eo !! fa kosa ny TGV no lahany nade zany aza ra-pa !!
--atsika aloha ny tanana e !!!
--mpitazana sady mpanakiana fotsiny ny TIM !!
15. xxx
(
08/06/2009 16:05)
andrywui:ary toa miteny irery ato ?
HANOKATRA HEVITRA HAFA AMIN PS HALLOWEEN NA KALACK AHO FA IZAHO IHANY IREO A
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
16. milamm
(
08/06/2009 23:58)
petsany maloto ela ry andrywui resaka milelab..y ny resak'ela,.fuck off