arovy sy kolokoy ny fitiavana de ho hitanao fa hateza

1. sakaymena ( 05/06/2009 19:38)
ny fitiavana tsy azo atao tonga de tobaka be refa hitia olona hianao;
nahoana satria mihena izy rah zay no itondranao azy,fa ampitomboy tsimoramora de ho hitanao fa ho finaritra ny tokatranonao
novalian'i Djhamhal ny 08/06/2009 14:31
2. lemenakely ( 05/06/2009 20:22)
sakaymena:

ny fitiavana tsy azo atao tonga de tobaka be refa hitia olona hianao;
nahoana satria mihena izy rah zay no itondranao azy,fa ampitomboy tsimoramora de ho hitanao fa ho finaritra ny tokatranonao



Hafakely indray izany expérience izany !...
3. marindra ( 05/06/2009 20:38)
Mpandefa : sakaymena [ Valio ] 05-06-2009 21:38:23
Lohateny : arovy sy kolokoy ny fitiavana de ho hitanao fa hateza
ny fitiavana tsy azo atao tonga de tobaka be refa hitia olona hianao;
nahoana satria mihena izy rah zay no itondranao azy,fa ampitomboy tsimoramora de ho hitanao fa ho finaritra ny tokatranonao

de we koa we aza atao mifandanja ny fitiavana fa aleo mifameno :-D
4. mmmhh ( 06/06/2009 05:15)
sakaymena:
ny fitiavana tsy azo atao tonga de tobaka be refa hitia olona hianao;
nahoana satria mihena izy rah zay no itondranao azy,fa ampitomboy tsimoramora de ho hitanao fa ho finaritra ny tokatranonao


Tena marina io ry sakaymena a, eny e, mety ho marina amiko fa @ hafa tsy fantatro,

Nefa ......le izy kosa anie tsy ny tena no mi-regler an'le fo e, we ataoko tiana be izy na ataoko tiana kely, de ampitomboiko tsikelikely fa le fo mintsy no mahatonga an'io,

Ny fitiavana kely hampitomboina no possible, fa ny fitiavana miredareda be ahena zany, :( ohatran'ny tsy mety an
5. tess ( 06/06/2009 06:58)
sakaymena:

ny fitiavana tsy azo atao tonga de tobaka be refa hitia olona hianao;
nahoana satria mihena izy rah zay no itondranao azy,fa ampitomboy tsimoramora de ho hitanao fa ho finaritra ny tokatranonao

fa angaha kosa azo ferana ny habetsaky ny fitiavana??? izaho manokana rahefa tia de tena tia tanterala ary manome be dia be mihintsy
ny fahaizana mikolokolo azy no mampaharitra azy, na tsia....
mazava ho azy mandeha ny ora, andro taona tsy mitovy am lay fitiavana be toy ny tamin'ny voalohany ilay fitiavana fa kosa rehefa mbola samy tia dia voafatotra ilay fitiavana foana ny roa tonta na dia tsy mafàna be toy ny tam vlou aza.....ny fanekenao ny toetra tsara sy toetra ratsy ny olo-tinao no mampateza azy, satria tsy misy olona tonga lafatra izany mihintsy, ny fifandeferana, ny fahaizana miaraka sy miana, mi comprendre ny iray iray avy....DIA MAHARITRA FOANA ny fitiavana


6. tywa68 ( 06/06/2009 07:13)
miombo-kevitra @ i Tess aho ! rhf tia d tsy ferana zany fa mety hanenina aza raha rava eo hoe tahak'izay nasehoako azy hoe tena tiako izy...:lol:
7. didisse ( 06/06/2009 08:49)
Salama daholo!
Tena marina zany satria efa nanjo ana zany rahahoatra tia b ambolohany ka sanatria misy manao tsy mety dia manjary mihena b ilay fitiavana ka aleo fitiavana kely lasa lehibe!!!!
8. endrika01 ( 06/06/2009 10:06)
Raha zah manokana alou,refa tia olona iray dia tsy asiako condition we ho tiko kely de avy eo miha mitombo,na tiko be de ho tiko be fonafona! Fa rehefa tia dia izay! miara-dalana mandrakizay! :roll: :roll: :-D :wink:
9. Mirananirina ( 06/06/2009 11:23)
Atao ahoana moa izany hoe hitia kely izany ,dia ampitomboina avy eo,
Mety ho tsara ihany izany ,nefa ny ahy tonga dia tia be rehefa tia.
10. tess ( 06/06/2009 14:44)
ny kalkul kou tsy mamely izany ka!
11. tess ( 06/06/2009 14:45)
ny tiko lazaina hoe sao diso kalcul be loatra de hanenina ravy teo hoe takizay nasehoko azy fa tiko be izy he he he!
12. vale ( 07/06/2009 20:18)
miombon-kevitra amin'i tess!!
13. maeva74 ( 07/06/2009 20:38)
"Aimer jusqu' à l' impossible c' est possible" tsy azao controlena izany io fa tonga ho azy aloha raha araky ny hevitro mitovy ny an' ny tess
14. Djhamhal ( 08/06/2009 14:31)
hoy Sakaymena
fa ampitomboy tsimoramora
Sarotra be zany ! satria tsy manuel io ka a regler !fa fitiavana !! dia ahoana no ahatsapanao azy fa antonony tsara zany na tsy ampy kely na be loatra???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5214