Io ve 'zany ra-Hery!

1. xxx ( 02/06/2009 16:35)
Ity parti vert lazain'ny site sobika ity ve 'zany parti-nareo vaovao 'zany ry tsiky dia ampy ????? Hasin'i Madagasikara moa?. Tsy mitovitovy amin'ilay parti ho foanana hoe tiako i madagasikara ve izy izany???

Misaotra.
:)
novalian'i essera ny 03/06/2009 05:18
2. Mirananirina ( 02/06/2009 16:45)
Hay misy izany indray.mikambana izany.
3. hery ( 02/06/2009 17:40)
xxx> Tsia ka. Hay misy an'izany koa? Advà vaovao indray koa izany raha izany :-)
4. Noue ( 02/06/2009 18:14)
asa fa toa oe partie neutre ry zareo?? zany oe manana ny olom-boafidiny koa ry zareo ka hilatsaka ho candidat koa ?? ny but-ny dia ny fikarakarana ny rano, moa raha vao niforona io dia ny minisitry ny rano toa avy dia nilaza oe hamoaka lalàna momba ny rano??? fa kosa nilaza ry zareo oe raha te-hiara-miasa aminy hono ny hat dia
« Comme nous l’avons annoncé, nos principes se basent sur les trois points suscités. Aussi, si la HAT les accepte, nous ne trouvions aucun inconvénient de travailler avec elle », a-t-elle conclu.
5. locl ( 02/06/2009 20:06)
Ministry ny rano, dia minisitry ny masoandro, dia minisitry ny foza
....dia foronina daholo izao rehetra izao mba hanomezana place ho an^ny rehetra, dia ny vahoaka mihinana inona avy eo???
Tsy misy neutre izany fa fomba fiady entina hitadiavana seza daholo e!
6. Noue ( 02/06/2009 20:22)
dia tsy aiko aloha fa dia io no hita tao @ sobika ka asa na tgv koa ry zareo na tsia fa tsy dia mazava loatra ny voalaza tao
7. fijo ( 02/06/2009 20:56)
vaovao koa io ka.asa fa de jerena aloha ny atony
8. essera ( 03/06/2009 05:18)
Salii daholo,

Nareo koa ry zalah ohatran'ny tsy niaina tamin'izany hoe mpiasan'ny tiko no nameno ny ministera (cabinet, sg, ny chef de service...). Izao ange lasa fialonana be fotsin d efa teneninareo mialoha eto ilay zavatra efa fanaon'i Dada e... Nefa tsy voatery hanao an'izany ny olona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2117