Ravalomanana ao @ youtube
1. xxx
(
02/06/2009 06:14)
Tena mampihomehy ahy mihintsy ilay tsipak'i Ra8 marina. Aiza ve rangahy ka dia ao youtube sisa no midelira sy manao kabary ho an'izao tontolo izao =)) =)) =)) =)) =)) tsy mba manana site hafa angaha sa dia notsipazan'ny maizina hoditr'akondro ao Afrika atsimo ao ary i dada!!!
Hiditra myspace koa angamba @ herinandro dia ho avy eto @ serasera @ farany. :snif: :snif: :snif:
Hiditra myspace koa angamba @ herinandro dia ho avy eto @ serasera @ farany. :snif: :snif: :snif:
novalian'i essera ny 02/06/2009 09:30
2. essera
(
02/06/2009 06:31)
Ka le site-n'ny TIM reraka be no tena marina ra 1.xxx. Dinganin'ity site ity 1000 km.
5. xxx
(
02/06/2009 07:12)
Fa angaha moa eto @ serasera ratsy?
Tsy midika akory fa hoe ratsy ity site ity Rahery fa ny tiako ambara dia hoe sanatry an'izany ve dia hifanadala @ ireo jiolahimboto sy mpivazavaza eto i Ra8??? Ataoko angamba fa mba tokony hanana ny toerany ihany izy @ maha leader politika Malagasy azy, nefa asa moa raha izy no tiany sy hitany fa mety, tsy maninona. Ny mampanahy dia ataon'i Andrywi sy Kidoropomba maivana tanteraka eto izy.
7. essera
(
02/06/2009 07:23)
Tsy ratsy ilay eto am site RaHery fa ny mifanohitra am zay aza. Ny tena mbola mahafinaritra eto d mba misy karazana hevitra na mifanohitra na mifanampy fa ary am tim ary ange ka misy hatram ny hoe :
Aiza ny adiresin'io d ho ampinanintsika....
Efa mis mitapy mits ao, mitov2 am top mada
Aiza ny adiresin'io d ho ampinanintsika....
Efa mis mitapy mits ao, mitov2 am top mada
8. xxx
(
02/06/2009 07:46)
essera:
....fa ary am tim ary ange ka misy hatram ny hoe :
Aiza ny adiresin'io d ho ampinanintsika....
Marina izany ry essera, zaho tany taloha dia mba nandray anjara teo @ adihevitra tao, zaho moa efa mahazatra ahy ny tsy mipetraka sady tsy ho atsy no tsy ho aroa. Resaka site presidenciel t@zay ilay dinika tao, nanao an'i Andry ho mpangalatra site ry zareo tao fa hoe tsy tokony ho ny sariny hono no ao. Novaliako izy io ary nambarako fa izy aloha no eo @ fitondrana ka tokony ho ny sariny no ho eo sady notsindriako izao resaka izao hoe: Matoa nosokafany ho site-n'ny presidence de Madagascar ilay izy dia natao hampiasai'ny izay mpitondra mifandimby eo, koa efa izy no mitondra izao dia ananany zo ny mampiasa azy. Taorian'izay dia no-blokendry zareo ny IP-ko.
Ny tiako ho lazaina dia tsy dia mahatanty tsikera sy fanoherana ry zareo ao.
9. Mirananirina
(
02/06/2009 08:28)
Ny tiako ho lazaina dia tsy dia mahatanty tsikera sy fanoherana ry zareo ao.
Ka izany rehefa tena pro ko
10. essera
(
02/06/2009 09:00)
Zah aza tao am top mada efa nahazo opa razana atram alika fa vao miha-nodorako mihitsy razoky tena nivoaka setroka hatram'ny sofiny d avy eo izay sujet alefako tsy nisy nivoaka intsony ohatran'ny nanaovany anareo koa izany.
Opa tsy opa ange izany e tena marina izany.
Opa tsy opa ange izany e tena marina izany.
11. xxx
(
02/06/2009 09:12)
angaha moa ny ato am serasera tsy an'ny TIM?
100% io bandy kely ataon'i Oay hoe goth leeb io TIM be managaigy lery ,
12. essera
(
02/06/2009 09:30)
Rehefa tsy hita intsony izay ho hendrikendrehana d http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,322240
- Izao no fanosehana ny olona tsy hanara-dalàna : http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,322315
santionany fotsiny. Tsy hitany intsony izay mangirana fa efa miteniteny foana.
- Izao no fanosehana ny olona tsy hanara-dalàna : http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,322315
santionany fotsiny. Tsy hitany intsony izay mangirana fa efa miteniteny foana.