J-9 !akaiky ny fara-andro !

1. andrywui ( 30/05/2009 08:56)
Lasa aferampiorenen'ny TIM rehetra sy problemmmm be aminy ity resaka ity !
hanomboka tsy ho ela ny fety ka mihomana daholo !!
-ny sur aloha de tsy misy charles miakatra eto amion seraseera fa ny otrotrzay kosa sur fa hisy
tsy Hery irery no tompon'ny dinika manomboka eto fa hianareo TIM rehetra ! satria ho ataoko anaty vilany be iray hinareo !! afatsy Mirana irery
novalian'i rakaroka ny 30/05/2009 18:07
2. Mirananirina ( 30/05/2009 09:22)
anaty vilany be iray hinareo !! afatsy Mirana irery
hihihih
fa nahoana hono. :* tratra ny fety ary andrywui e
3. essera ( 30/05/2009 09:48)
Aza adino lti zay Ra-Andrywui...
4. Noue ( 30/05/2009 09:59)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) ialahy zany ry essera no ho masaka voalohany eto :-D ^^ :-D :-D :-D
5. 08051972 ( 30/05/2009 12:47)
andrywui:

Lasa aferampiorenen'ny TIM rehetra sy problemmmm be aminy ity resaka ity !
hanomboka tsy ho ela ny fety ka mihomana daholo !!
-ny sur aloha de tsy misy charles miakatra eto amion seraseera fa ny otrotrzay kosa sur fa hisy
tsy Hery irery no tompon'ny dinika manomboka eto fa hianareo TIM rehetra ! satria ho ataoko anaty vilany be iray hinareo !! afatsy Mirana irery



:roll: :roll: :roll: :roll: Fa de naôna kosa no avahana i Mirana ? SA (l) (l) (l) (l) (l)
6. Mirananirina ( 30/05/2009 14:56)
Fa de naôna kosa no avahana i Mirana ? SA

mandrary tonga dia mahazo .............be izy ko
7. xxx ( 30/05/2009 15:05)
Aza masosotsa oa eno ra wuiwui fa tsss ...maninn ny akamm no ampinanino otr'izo ??



hai hai hai hai hai iny nen'ty alou !! :lol: :lol: :lol:
8. xxx ( 30/05/2009 15:09)
Ty ny an' i wui wui ny kaly be klou !!
=)) =)) =))
9. tafondro ( 30/05/2009 16:23)
Deguelasse ,dinika valiana fa aza manao be famaly ohatr' izao é!!
10. Noue ( 30/05/2009 16:43)
fa inona ireo ry zareo aaa ???? :^) :^) :^) :^) :^)
11. Mirananirina ( 30/05/2009 17:19)
o ry Noue,gravy indray ity e
12. xxx ( 30/05/2009 17:24)
NOUE NOUE Y ry MIRANA A!!!! : =)) =)) =)) =)) =))
13. rakaroka ( 30/05/2009 18:07)
Mba fo sport wa 'nareo miresaka eto 8O :roll: :roll: :roll: :-w :-w :-$ fa sao hivadika site porno 'ty sitentsika ity raha izao no mitohy :@ :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0576