Hafaliana tsy omby tratra ny nahitana an'indray an'i Cdt Charles izay NAMERINA NY FILAMINAM-BAHOAKA teto Madagasikara, tao @ assise militaire iny. Misaotra anao ny vahoaka ry Cdt Charles ary enga anie Andriamanitra andria nanahary hiaro anao hatrany na aiza na aiza misy anao.
Porofon'izany fisaoranay anao izany dia ity no mba ATOLOTRAY ANAO:
http://www.youtube.com/watch?v=NdrsgG-YFVc&feature=related
ra-kidoro a! mitomany be daholo anie ny TIM letsy !!
icdt Charles anie izao haverina indray hananatra amin'ny kalack andry zalahy izao fa nisy nanozona ho faty lery de lagy be e!
--Ho avy eny amin Magro lery ato ho ato , hitifitra fotsiny ny diany eny !! ha ha ha