Fisaorana feno an'i Cdt Charles: MISAOTRA TOMPOKO!

1. kidoropamba ( 29/05/2009 11:15)
Hafaliana tsy omby tratra ny nahitana an'indray an'i Cdt Charles izay NAMERINA NY FILAMINAM-BAHOAKA teto Madagasikara, tao @ assise militaire iny.
Misaotra anao ny vahoaka ry Cdt Charles ary enga anie Andriamanitra andria nanahary hiaro anao hatrany na aiza na aiza misy anao.

Porofon'izany fisaoranay anao izany dia ity no mba ATOLOTRAY ANAO:
http://www.youtube.com/watch?v=NdrsgG-YFVc&feature=related


novalian'i ndaty ny 29/05/2009 17:21
2. andrywui ( 29/05/2009 11:29)
ra-kidoro a! mitomany be daholo anie ny TIM letsy !!
icdt Charles anie izao haverina indray hananatra amin'ny kalack andry zalahy izao fa nisy nanozona ho faty lery de lagy be e!

--Ho avy eny amin Magro lery ato ho ato , hitifitra fotsiny ny diany eny !! ha ha ha
3. ndaty ( 29/05/2009 17:21)
misaotra koa ra-charles,
depuis nahatratrarana an'i manandafy sy tsy naha eo an'i raveloson, dia tsy nisy intsony ny faty olona teny analakely.

ary ra-charles sy lilison mbola tsy namono olona, toa an-dravalo.

Ary enga anie mba tsy hadio hatrany ny tanany, na dia teo aza ny fo mafana hoe: hahamay an'i raveloson.

merci charles, tu as fais ton preuve, parcour sans faute toi et lilison.

Ne tombe pas dans le piège de tuer quelqu'un,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7678