JOUR sans date ! efa fantatry ny rehetra hoe J- firy anio

1. andrywui ( 28/05/2009 10:13)
JOUR sans date
J- firy anio ry Mirana ? za tsy hiteny tsony manko fa sao bedindry zalah ato ndray oe io ndray fa hanisa andro ! hi hi hi ! fa za mikaonty ato andohako an !
novalian'i andrywui ny 28/05/2009 15:35
2. xxx ( 28/05/2009 10:15)

J -- 1 raha sahy an'i hery elĂ  rapitso
3. andrywui ( 28/05/2009 10:22)
an an an ! aza mandainga fa ze marna lazaina e

na rahapitso aza anie ts maninnnnn rah manaiky lery e !!

hatao rahapitso ny fety !! tsy olana zany fa lazao izy ! hi hi hi hi !!

4. ifiona ( 28/05/2009 10:22)
wiwi kely :lol: :lol: :lol:

ahoana ty manisa andro ty :roll: :roll:
5. andrywui ( 28/05/2009 10:26)
aiza ze manisa andro eo ry ifiona ? tratra ndray elah zay ! tsy mamaky tsara ifiona fa tsy nanisa mihitsy aho androany!!

fa sao tezitra vao maraina eo ry lerony !!
rahariva aho vao manisa be eto ref avy miasa !! ha ha ha ha
6. xxx ( 28/05/2009 10:45)
noue sao de afaka manao avocat n'i hery amin'izao rano efa halohalika izao ?
mahazo valisoa be aminy i noue raha mahatafita afera
7. xxx ( 28/05/2009 10:47)
noue sao de afaka manao avocat n'i hery amin'izao rano efa halohalika izao ?
mahazo valisoa be aminy i noue raha mahatafita afera

Inona indray ary zao zany valisoa omen-drahery an'i No zany. Reto kay manao kiafinafina ohatr'izany an!
8. Mirananirina ( 28/05/2009 11:12)
J- firy anio ry Mirana ?

Jour J androany e =D> =D> =D>
9. andrywui ( 28/05/2009 15:35)
Jour J androany e > > >
:* :-* Ary taiza foana ko mirana no izao vao hita eto e ! tsy ny androany anie zany fa sisa mbola isaina fa za efa tsy sahy manisa tsony fa bedy e !!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0524