Sexy raha adika teny gasy ?

1. lemenakely ( 26/05/2009 11:13)
Inona marina moa izany no atao hoe sexy ? Inona no antony? Ary raha adika teny gasy ..
novalian'i bazylou ny 13/06/2009 13:46
2. xxx ( 26/05/2009 12:13)
:?: ny s exe izao no hoe fitaovam-pananahana fa ny sexy ???
3. RATOVOARY ( 26/05/2009 12:24)
Tsy fantatro lesy ry lemenakely na mahavaly izay ilain'lah na tsia izy ity : Lazaina fa sexy ny vhv iray rehefa hita sy taratra fa tia fihetsika mitanjatanjaka (vetaveta hoy ny fiteny izay )
ny sexe izao no hoe fitaovam-pananahana fa ny sexy ???
, ka ilay fampiderana an'io mihitsy ilay lazaiana fa hoe fihetsika sexy.
Na koa tia fijejojejoana ara-piresahana indrindra fa mivantambatana firesaka izay izy. Rehefa izy izay ilay tia mampidera iny toebatany tsaratsara iny de sexy ouzy ry zalah. Hatreo angamba no mba hitako hilazana azy fa voafetra ihany moa ny fanehoan-kvt eto, fa raha misy manana hanampiana azy na hanitsiana azy dia isaorana izy.
4. xxx ( 26/05/2009 12:46)
ilay sexi no tena dikany @ teny vahiny dia séduisant, attirant, izany hoe tovovavy manaitra maso ny hatsarany, mahay mihaingo sy manome valeura ny bikany, fa tsy hoe tia vetaveta sy mampiseho sex sns, ary ny tovovavy dia hampirisihana mihintsy ho sexi mba hanaitra ny tovolahy( ho seductrice na sexi) ny lehilahy matetika dia tsy ao loatra @lay vocabulairam_ behivavy ohatra olona sexi ozao dia ohat'ireny film sex and the city ireny ny poziny ohatr' ireny friends ireny manaitra , matoa ny lehilahy taitra amin' ny vehivavy eny an- dalana dia sexi izy izay fa raha tsy mahataitra azy dia masera izy izay
5. lemenakely ( 26/05/2009 13:08)
Fomba fiakanjo izany ilay sexy ?
6. xxx ( 26/05/2009 13:23)
Izay ilay izy ry ilaymenakely ny fomba fampisehoany ny bika maha vehivavy azy,fa tsy ny sex akory, ny fiankanjony
7. xxx ( 26/05/2009 13:58)
Misy antony ao matoa tsy natao hoe séduisante na attirante , na belle fotsiny . Tsy maintsy ao ilay resaka s exe matoa lasa sexy fa tsy nijanona t@ ireo mot efa maromaro ireo

Mety nareo lehilahy no mahita ny nuance : misy tsara jerena , misy tsara sady mampiseho ny partie manaitra anareo lehilahy ihany koa !! Ilay mampisioka anareo ireny e :roll:
8. karinah ( 26/05/2009 19:07)
[quote=xxx]
ilay sexi no tena dikany @ teny vahiny dia séduisant, attirant, izany hoe tovovavy manaitra maso ny hatsarany, mahay mihaingo sy manome valeura ny bikany, fa tsy hoe tia vetaveta sy mampiseho sex sns, ary ny tovovavy dia hampirisihana mihintsy ho sexi mba hanaitra ny tovolahy( ho seductrice na sexi) ny lehilahy matetika dia tsy ao loatra @lay vocabulairam_ behivavy ohatra olona sexi ozao dia ohat'ireny film sex and the city ireny ny poziny ohatr' ireny friends ireny manaitra , matoa ny lehilahy taitra amin' ny vehivavy eny an- dalana dia sexi izy izay fa raha tsy mahataitra azy dia masera izy izay
***********************************************
bennn non, sexy avy @ oe sexe, rehefa manao fiankanjo manaitaitra, mampiseho kely ny vatana, na manana bika manaitaitra izay no atao oe sexy kaaaaaa!


9. vale ( 26/05/2009 19:13)
[quote=lemenakely]
Fomba fiakanjo izany ilay sexy ?
------------------------------
Oui ny fiankanjo mampiseo vatana fohifohy ho an'ny vhv ohatra na mampiseho tratra kely, na manara-batana(raha tsara bika le oul an :lol: fa tsy oe rehefa manara-batana rehetra a! :lol:) mampiseho trara o an'ny lhl, na manara-batana ho an'ny lhl musclés, dia ny fananana bika musclé hoa an'ny lhl na vhv koa, dia antsoina oe sexy dol !!


10. xxx ( 26/05/2009 19:48)
ary i Karinah dia izay lazain' ny olona dia diso daholo aminy fa ianao nga no tena mahay ato??sa maninona, maninona raha miteny tsotra otrin' ny olona rehetra na maneo izay eritreretinao fa tsy izay lazain' olona dia diso avokoa aminao
11. karinah ( 26/05/2009 20:15)
[quote=xxx]
ary i Karinah dia izay lazain' ny olona dia diso daholo aminy fa ianao nga no tena mahay ato??sa maninona, maninona raha miteny tsotra otrin' ny olona rehetra na maneo izay eritreretinao fa tsy izay lazain' olona dia diso avokoa aminao
**************************************************
i xxx toa tsy mataty adievitra, zah tsy miteny oe diso fa vakio tsara fa "hono oà" hoy za satria zavatra hitako no teneniko, rehefa diso koa anie dia diso eee, na dia tsy marina aza ve de tao oe marina fotsiny rien que pour te faire plaisir ve??? :{
12. tess ( 26/05/2009 21:16)
4. Mpandefa : lemenakely [ Valio ] 26-05-2009 15:08:23
Lohateny : Re : Sexy raha adika teny gasy ?
Fomba fiakanjo izany ilay sexy ?

tsy votery fiakanjo ihany, ny sexy dia avy amin'ny sex ihany
raha fiakanjo na fihetsika mety misy atiransa fizika defa azoatsoina hoe sexy :-P
13. tess ( 26/05/2009 21:18)
lemenakely ah! ohatsa hoe kou zao hoe ny molotr'i ne-yo zao sexy be mampte hanaikitra sy mpate hanoroka be defa sexy zay :wink: :-D
lay molotra an!
14. tess ( 26/05/2009 21:22)
. Mpandefa : RATOVOARY [ Valio ] 26-05-2009 14:24:12
Lohateny : Re : Sexy raha adika teny gasy ?
Tsy fantatro lesy ry lemenakely na mahavaly izay ilain'lah na tsia izy ity : Lazaina fa sexy ny vhv iray rehefa hita sy taratra fa tia fihetsika mitanjatanjaka (vetaveta hoy ny fiteny izay )

tsy ekeko kosa io an! tsy voatery ho fietsika mitanjatanjaka ihany vao sexy fa na manao col roulé aza izy na manao akanjo maxi aza izy mety ho sexy
fa ekeko ilay hoe taratra, raha hita taratra eny aminy ny zvtr mety hanitona anao ara-tsexe dia efa sexy zay :-P arakaraka ilay olona ho voasitona ihany koa fa tsy ny rehetra no mety ho voasitona;...
15. tess ( 26/05/2009 21:25)
Voalaza teo :
ny sexe izao no hoe fitaovam-pananahana fa ny sexy ???
, ka ilay fampiderana an'io mihitsy ilay lazaiana fa hoe fihetsika sexy.


TSY votery ho hampidera an'iny vao atao hoe sexy ka!
na tsy mampidera aza fa hita taratra eny am lay olona ny bika na fihetsika manitona ka mahatonga fantasme nlay mijery defa sexy zay, hoy aho hoe na manao robe lava be rakotra hatreny ankitrokely aza mety hisy ahita foana hoe sexy i kala na rakoto :-P
16. tess ( 26/05/2009 21:27)
3. Mpandefa : xxx [ Valio ] 26-05-2009 14:46:52
Lohateny : Re : Sexy raha adika teny gasy ?
ilay sexi no tena dikany @ teny vahiny dia séduisant, attirant, izany hoe tovovavy manaitra maso ny hatsarany, mahay mihaingo sy manome valeura ny bikany, fa tsy hoe tia vetaveta sy mampiseho sex sns, ary ny tovovavy dia hampirisihana mihintsy ho sexi mba hanaitra ny tovolahy( ho seductrice na sexi) ny lehilahy matetika dia tsy ao loatra @lay vocabulairam_ behivavy ohatra olona sexi ozao dia ohat'ireny film sex and the city ireny ny poziny ohatr' ireny friends ireny manaitra , matoa ny lehilahy taitra amin' ny vehivavy eny an- dalana dia sexi izy izay fa raha tsy mahataitra azy dia masera izy izay


ekeko lay hevitra sy fanazavàn'i xxx
fa tsy voatery hoe mahay mihaingo vo ho sexy :-P na faranzay simple indrindra aza dia sexy eny na ireny tambanivohitra ireny aza tsy mahay mihaingo fa misy sexy an :wink:
17. tess ( 26/05/2009 21:35)
de zao kou tsy ny vevavy ihany no azo antsoina ho sexy fa ny lahy ihany kou! satria itako eo ambony eo hoe mampidera tratra e! sns.....
OHATSA hoe reny bandy mampiseo tratra madio malama tsy misy volotratra reny zao defa sexy indrindra fa miampy ilay tablety kely na abdo kely aoka fotsiny , ohatra io an :-D
de refa izy manao jean moulant ireny :^)
18. lemenakely ( 26/05/2009 22:21)
Misy koa ny resaka dihy an, danse sexy :ny lambada sy ny soka ohatra , hi hi hi...Tess mahay mandihy lambada be hono !
19. soanja ( 27/05/2009 01:01)
lemenakely:

Inona marina moa izany no atao hoe sexy ? Inona no antony? Ary raha adika teny gasy ..


Maimaika fotsiny.

Raha adika teny gasy madio ny atao hoe sexy dia endrika amam-bika mampody mandry.

Ilay vehivavy manana endrika amam-bika mampody mandry = the sexy girl



20. lemenakely ( 27/05/2009 02:19)
soanja:

lemenakely:

Inona marina moa izany no atao hoe sexy ? Inona no antony? Ary raha adika teny gasy ..


Maimaika fotsiny.

Raha adika teny gasy madio ny atao hoe sexy dia endrika amam-bika mampody mandry.

Ilay vehivavy manana endrika amam-bika mampody mandry = the sexy girl



Ilay hiran i Samoela izany izy ity!...

Dia lasanao mihintsy izany ny inspiration ko ry Ikala ianona ity a!...









© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3277