Sexy raha adika teny gasy ?

21. soanja ( 27/05/2009 05:04)
Samoela: TSY ZAKAN'NY TSENA


Maromaro ny fakam-panahy hita eny an-dalana
Rehefa ny tovovavy no mampiahiahy
Fa mila fananana
Zany izy mizesta Jean d'or
Fa ny style no juste-corps
Ka manara-batana
Mahavery fanahy, mahalasa fisainana

Manja kely ka manarotaka Rasipa
Passa tolaka be manalika
Tsy zakan'ny tsenako aonao, fa zava-manjelatra be
Tsy ho todin'ny bala-pilesiko
Fa vorona be manan'elatra

Zany izy mandalo ny Pullman
Toy ny mpihira manao clip, ka ny mpandalo aza fanina
zany izy miserana ny Gerb'Or
Mifampikitika daholo ny tary hoe, izany ka entana d'or.

22. tess ( 27/05/2009 05:05)
17. Mpandefa : lemenakely [ Valio ] 27-05-2009 00:21:39
Lohateny : Re : Sexy raha adika teny gasy ?
Misy koa ny resaka dihy an, danse sexy :ny lambada sy ny soka ohatra , hi hi hi...Tess mahay mandihy lambada be hono !

zay mitsy! tsy votery ho fomba fitafy ihany no ahitana hoe sexy lay olona fa diso be zay mihevitra hoe refa manao fitafy bordandridana dia sexy aby!
misy olona manao mini hatreny am foto-pe fa tsy itako izay maha sexy azy ohatra, ohatra ilay leila sipa ao am nouvelle star izao hahaha
misy vevavy ngeda be presk miseo ny nonony fa hoe ngedabe anefa tsy sexy mitsy fa big mama ndray aza ny mijery azy ohatra io hihihihi

lemenakely;, fangah lambada ihany no haiko fa ny zook love ihany kou hummmm :wink: :-D
23. tess ( 27/05/2009 05:16)
8. Mpandefa : vale [ Valio ] 26-05-2009 21:13:12
Lohateny : Re : Sexy raha adika teny gasy ?
[quote=lemenakely]
Fomba fiakanjo izany ilay sexy ?
------------------------------
Oui ny fiankanjo mampiseo vatana fohifohy ho an'ny vhv ohatra na mampiseho tratra kely, na manara-batana(raha tsara bika le oul an fa tsy oe rehefa manara-batana rehetra a! )


tsy de ekeko ilay hevitr'i vale
tsy votery ho tsara bika ihany vao azo antsoina hoe sexy fa na misy aza olona matavy ronde be misy tena sexy hummm be fa tandremo
de araka ny voalazako etsy ambony hoe tsy voatery hanao akanjo fohy na mampiseo tratra vao hita taratra hoe sexy ny vevavy iray! :-P
ny fomba fihetsika koa mahatonga ny olona iray ho sexy
24. xxx ( 27/05/2009 10:51)
Matavy ve dia ho sexy ry tess?? :roll:
25. xxx ( 27/05/2009 11:15)
xxx:

Matavy ve dia ho sexy ry tess?? :roll:


Ny sexy koa tsy misy prototype , arakaraky ny tsirairay, misy tia ireny misy horaisina ireny dia ireny no sexy aminy , misy tia be molotra ohatra nefa ny hafa tia fisa-molotra ...
26. mmmhh ( 27/05/2009 14:14)
ny sexy amiko ndray reefa manaitaitra ny filana, mety fiakanjo io, mety ho fomba firesaka, na fihetsika,


27. xxx ( 27/05/2009 14:32)
Sexy raha adika teny gasy ?

Lasa bla bla be valindresaka. Fa tsy dika-teny ve no tadiavin'i Lemenakely sa ny hevitry ny hoe sexy @ Gasy???
raha adika @ teny gasy mantsy io dia misy dikany roa:
Mialatsiny @ fitenenana.
Raha lhl no sexy= taboriborina @ teny gasy
Raha vhv no sexy= kindikindina @ teny gasy
Ao @ rakibolana no ahitana io
28. xxx ( 27/05/2009 14:55)
xxx:

Sexy raha adika teny gasy ?

Lasa bla bla be valindresaka. Fa tsy dika-teny ve no tadiavin'i Lemenakely sa ny hevitry ny hoe sexy @ Gasy???
raha adika @ teny gasy mantsy io dia misy dikany roa:
Mialatsiny @ fitenenana.
Raha lhl no sexy= taboriborina @ teny gasy
Raha vhv no sexy= kindikindina @ teny gasy
Ao @ rakibolana no ahitana io


ka ianao ao @ ilay taboriborina sa kindikindina ? tsy hay mantsy na lahy na vavy
29. vale ( 27/05/2009 16:48)
njekaky ooooooooo :{ :-D :-D :-D
30. tess ( 27/05/2009 17:00)
xxx:

Matavy ve dia ho sexy ry tess?? :roll:
oadray fa angaha mitovy ny fijerin'ny olona??? mety tsy ho sexy aminao fa sexy am hafa! fangah kosa refa matavy de tsy possible ho sexy, misy mahia fa tsy sexy pas du tous


:-P
31. tess ( 27/05/2009 17:02)
Ny sexy koa tsy misy prototype , arakaraky ny tsirairay, misy tia ireny misy horaisina ireny dia ireny no sexy aminy , misy tia be molotra ohatra nefa ny hafa tia fisa-molotra ...
izany anie oà e! samy manana ny manaitaitra azy.....
32. tess ( 27/05/2009 17:03)
25. Mpandefa : mmmhh [ Valio ] 27-05-2009 16:14:38
Lohateny : Re : Sexy raha adika teny gasy ?
ny sexy amiko ndray reefa manaitaitra ny filana, mety fiakanjo io, mety ho fomba firesaka, na fihetsika,
izay mitsy e! na ny feo koa savy de manime effet ny sasany njainjay hono hyouhouhou
33. ikaretsaka ( 27/05/2009 17:10)
Nga tsy hoe jefijefy moa ny hoe sexy
34. tess ( 27/05/2009 17:20)
ikaretsaka:

Nga tsy hoe jefijefy moa ny hoe sexy
IZAY ILAY HOE MANDRAY antendrony ny heviny fotsiny
tsy izay ilay atao hoe sexy ka


:-P :-D misy jefijefy fa tsy sexy akory :wink:
35. lemenakely ( 27/05/2009 18:04)
Misy mpikambana vavy izay ato , ilay any Maroc iny tena hitako sexy mihintsy iny joba iny kle!
36. tess ( 27/05/2009 18:17)
HIHIHIHI!
37. lemenakely ( 28/05/2009 11:00)
tess:

HIHIHIHI!



fantatry i TESS matoa mihomehy
38. xxx ( 28/05/2009 11:11)
Sexy raha adika teny gasy ?


mampite.......
39. tess ( 28/05/2009 14:45)
LEMENA: hahaha koboko e! tsy laitra kosa an!
40. lemenakely ( 28/05/2009 21:27)
Mahataitaitra , mampientanentana, mampitondra mody ,misy mantsy ilay fiteny hoe maso mijery tsy mitondra mody ...izay angamba no azoko handikana ity sexy ity e @ teny gasy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.239