Ny Gadra afaka averina ve no heverina handresy lahatra ?

1. penguin ( 26/05/2009 09:38)
Olona hitam-poko hitam-pirenena fa jiolahy ireo lazaina fa gadra politika. Tsy ireny mihintsy no hitondra vahaolana fa ireny no tena mitarika olana goavana ho an'ny firenena. Tsy mila ireny ny Malagasy fa mba ireo afaka ny hifanaraka amin'ny fampandrosoana ny firenena no avela hifampidinika. Ny didiko fehy lehibe dia ireo asan'ny tgvendrana ireo ary heveriny tohizana sy hamafisin'ny gadra afaka. Mila mipetraka ny gadra afaka. Olona dahalo, mpanao seky sannn provizio sns vé no hivadika olo-masina satria ny Train à Grande Vitesse tsy misy fa ny tgvendrana no misy.
novalian'i penguin ny 27/05/2009 05:56
2. Noue ( 26/05/2009 09:50)
mba gaga mahintsiny ny olona nahita ireto gadra tonga teny @ carlton ! fa aninona any hono ?
Olona hitam-poko hitam-pirenena fa jiolahy ireo lazaina fa gadra politika. Tsy ireny mihintsy no hitondra vahaolana fa ireny no tena mitarika olana goavana ho an'ny firenena.
zay indrindra manko ee
3. essera ( 26/05/2009 10:04)
Penguin sy Noue, tadidio tsara fa ireo olona resahinareo eo ambony ireo no nahatafa an'i Ra8. Hoy ny malagasy hoe ny vato aza hosora-menaka rehefa mba tafa ianao fa lé ra8 ange tsy vitan'ny INGRAT fa mbola TSY MENA MIVADIKA KOA E.
Zah mahita mihits wé tena mba milami-tsaina ihany dadanareo iny, ary tsy nilamina fotsiny fa mbola nieboebo be no tena olany. Izy ihany no nanangana fahavalo ho azy. Gaigy e....
4. xxx ( 26/05/2009 10:05)
hoy penguin eto hoe :


Voalaza teo :
miaramila sady hendry no deraina ary iray tsy mivaky mbola anaovana fandaharana sy fivoriana akambana sy ampahafantarina ny tena andraikiny. Madagasikara dia be olo-manga indrindra ny tanora toa ny TGV . Koa mifalia fa olo-manga ary mahatafavoaka avokoa ireo. Ny TIM vendrana moa izao no vao maika mandetika ny HAT ihany


marina mihitsy aloha zay tenin'i penguin zay e, tsisy adi hevitra be zay





AHOANA ALOHA IO DINIKA NATSANGANAO AO AMBANY AO IO ?
5. reeves ( 26/05/2009 11:46)
Ny raharaham-pirenena tokony tsy hananan-kavana sy akamakama fa izay no anisan`ny lesoka tamin`ny mpanao politika gasy ka nahavery hasina azy . Rehefa hoe tonga eo amin`ny fitondrana dia tsy maintsy hoe omena seza daholo ity akamakama rehetra ity fa tsy izay competent no ampidirina ary rehefa hoe namana dia na manao heloka ( droit commun ) aza dia hoe tokony ho takotakonana na koa tokony tsy ho gadraina . Ny tsy fanarahana an`izay fahazaran-dratsy fanaon`ny AREMA taloha izay no anisan`ny nankahalan`ny mpanao politika an-dRa8 @ ankapobeny ka nijapian`izy ireo ny tolona TGV mba hanonganana an-dRa8 . Ny fahalalahana tadiavin`i Andry Rajoelina dia ny fiverenana tamin`ny epoque AREMA , malalaka ny kolikoly , malalaka ny herisetra sy ny endaka ataon`ny TTS nouvelle version , ny gaboraraka ..sns . malalaka ny akamakama sy ny afera maloto isan-karazany , malalaka ny fanimbana ny tontolo iainana izay efa nanaovan`ny Filoha Ra8 ezaka manokana . Amiko dia tsotra , matoa ry TGV namoaka ny GADRA MPANAO POLITIKA IZAY NOSAZIANA NOHON`NY HELOKA TSY POLITIKA dia mitovy ry zareo izany , satria raha tsy mitovy firehana tsy afaka ny hifampiaro , ka na TGV io na gadra politika dia samy tsy misy maharesy lahatra .
6. penguin ( 26/05/2009 14:51)
Rehefa zakan'ny rivotra ry andrywui tgvendrana dia mivadika xxx nefa efa nosoratany tary ambany ilay famadihana ny soratr'olona dia averiny indray. Raisim-potsiny satria marivo-tototra ny tgvendrana. penguin tsy mila tgvendrana mihintsy
7. xxx ( 26/05/2009 20:32)
Tsy nahita lazaina tato ny tgv klé lasa nandositra fa tsy mahita avaly
Efa tsara refa mahalala fomba
8. penguin ( 27/05/2009 05:56)
"Train à Grande Vitesse" any an-dafy tena izy fa tgvendrana izy aty Madagasikara dia ny fanjakan'ny baroa no heveriny mety. Kinanjo na ny miaramila nilaza azy matanjaka aza tsy ampy vola anaovana fikaonan-doha koa naninona tsy LAEFA AMIN'NY TAFONDRO SY BASY NY FIHAONANA ry miaramila ary atao taritin'ny mazana capsat ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1087