Thank you or thuck you

1. patrick2002 ( 20/05/2009 16:07)
indray andro hono nasainy PDG ny Sheritt sy ireo tomponàndraikitry ambony tao i Ravalomanana sy ireo mpanara-dia azy ,nisakafo tany @ restaurant iray lehibe , ny menu dia agneau du bandit, rehefa nanontany i Ravalo hoe inona ity dia novaliany ilay garcon fa agneau du bandit ,taitra i Ravalo ka tonga dia namaly , thuck you :} :}
tsy nety tsara ny prononciation ny ka ohatry ny hoe Thank you no narenesany ity serveur azy ,dia mbola napetrany teo anoloana ihany ,nitsangana Ravalo ,sady natorany ilay plat . :-D :-D :-D
novalian'i mmmhh ny 21/05/2009 06:38
2. ni81 ( 20/05/2009 16:49)
:-D :-D :-D :-D :-D
3. mmmhh ( 21/05/2009 06:38)
:-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.243