Mampalahelo: nijanona tanteraka ny fanampiana amerikana

1. hery ( 20/05/2009 05:13)
Dia re izany izao fa najanon'ny amerikana ofisialy ny fanampiany an'i Madagasikara satria tsy fitondrana demokratika.

http://www.google.com/hostednews/afp/article/ALeqM5jmo9PwT4N2wn-sFAeSHCjP5WwE9g

WASHINGTON (AFP) — Les Etats-Unis ont annoncé mardi mettre fin à leur aide économique à Madagascar en raison du caractère non démocratique de l'accession au pouvoir du nouveau président Andry Rajoelina.

Cette décision a été prise au cours d'une réunion présidée par la secrétaire d'Etat américaine, Hillary Clinton, par la Millenium Challenge Corporation (MCC), une agence du gouvernement américain créée par l'ex-président George W. Bush pour lier l'aide au développement à la bonne gouvernance et aux principes démocratiques, a précisé la MCC dans un communiqué.

Le contrat de la MCC avec Madagascar, le tout premier signé par cette institution en avril 2005, portait sur une aide de 110 millions de dollars sur cinq ans, indique le communiqué sans préciser le montant déjà déboursé par Washington.

"La MCC regrette profondément de devoir mettre officiellement fin à toutes ses opérations à Madagascar suite au changement de gouvernement de manière non démocratique", a déclaré le PDG par intérim de l'organisation, Rodney Bent.

"Cette décision n?a pas été facile, vu que le conseil d?administration de la MCC ainsi que son équipe ont été extrémement fiers de l?amélioration palpable que le programme de la MCC a apportée dans la vie des démunis à Madagascar", a-t-il ajouté.
novalian'i xxx ny 20/05/2009 14:35
2. xxx ( 20/05/2009 05:29)
angaha io ihany fa ny 10em FED izay mitentina 577millions d'euros koa najanona ,tsy misy saosy intsony ,fa izany hoe kiriana sisa .Maty antoka ve ry tgv raha mizara fitondrana an'i ravalo i mba tsy ahatapaka ny fanampiana avy any ivelany,saingy indrisy fa ny vagenance no mbola ambony noho ilay fitiavan tanindrazana .
3. bozyboleta ( 20/05/2009 05:37)
I Madagasikara no anisan'ny nahazo voalohany ny fanampiana t@ io MCC io taorian'ny fankatoavan'ny Kongresy Amerikana t@ 2004.
Fepetra takian'ity fanohanana ara-bola ny MCC ity ny fanjakana tsara tantana sy tan-dalàna ary manaja ny rafitra demokratika.
Kanefa moa tsy izay izao no misy eto Madagasikara dia rariny raha nanapa-kevitra ny hampiato ny fanampiany ny bekintana.

Anisan'ny tetikasa goavana ny MCA teto Madagasikara izay nanampy betsaka t@ ny sehatra famatsiambola madinika, ny fananantany ary ny fiompiana sy fambolena i.e. ny mahakasika ny tantsaha izay mbola mandrafitra ny 80% ny Malagasy. Ka raha tapaka ny famatsiambola, ahoana indray ireo tantsaha ireo?

Tsy ny MCA ihany anefa izao no tetikasa tapaka fa na ny ireo mpilatsaka antsitrapo izay niparitaka eran'i Madagasikara ary nanampy betsaka na t@ fampianarana na t@ sehatra hafa dia tsy hiverina intsony. Efa t@ febroary no efa nody daholo ny tao @ Peace Corps.
Eo koa ireo ONGs bekintana novatsiana vola t@ resaka fahasalamana sy fanjariana ara-tsakafo.
Vita daholo aloha izany hatreto ka an'iza ny fatiantoka ary an'iza ny tombotsoa?
4. Oay ( 20/05/2009 05:38)
Mazava be ilay izy ary misaotra an'i hery nitatitra vaovao!
Ny fanontaniana mipetraka d ny hoe :"Aiza @ io fanampahan-kevitra io no misy milaza hoe:"TAPAHANA NY AIDE ECONOMIQUE FA HOTOHIZANA RAHA AVERINA I Ravalomanana"
_Mbola averiko fa ny mahamaika ny Tandrefana d ny fametrahana repoblika satria tsy mitombina ny rafitra raha Tetezamita!

Izao ny ohatra @ fiainana andavan'andro é: Rehefa hanao prét bancaire ianao d mitaky pièces ny banque d anisan'izany ny CONTRAT DE W d tsy mety raha vao CDD fa tsy maintsy CDI d otran'izay io resaka io.
Ty HAT ty d CDD fa tsy CDI.

Fa izao ny amerikanina indray d efa ela no nisafidy ny sovaliny @ izay olona tiany hitondra an'i Madagasikara.

Efa nataony aloha izay nanalana an'i Ravalomanana, d nanampy ny Frantsay izy t@ izany. Tsy azavaiko intsony moa fa raha misy tehalala d vakivakio izay efa nolazaiko any aloha any.

Vita ny fanalana an'i Ravalomanana d ny tiany hapetraka d i Pierrot Rajaonarivelo satria mbola averiko fa taona maro no niasan'i Pierrot Rajaonarivelo tany USA tany ka izany fotoana izany d nahafahany ni-tissé rélation de tout genre avec les américains.

Jereo fa ny amerikanina anie no anisany ny mivohy an'ilay hevitra mahakasika ilay fepetra tsy tokony hirotsahan'izay efa nitondra an'i Madagasikara na fotoana fohy na naharitra é! satria i Pierrot no tiany halefa eo!
5. bozyboleta ( 20/05/2009 05:44)

DISO BE
Fantatry ny bekintana tsara ny tantaran'io olona io teo @ fitondrana 1997-2002.
Ary tantara efa taloha ny naha-masoivoho an'io tany Etazonia.
6. Oay ( 20/05/2009 05:58)
Bozy a! andao ary atao hoe diso ny hevitro d mba mametraka fanontaniana aminao aho:

1°"INN NO ANDRASAN'NY AMERIKANINA TSY HANATERANA AN'i Ravalomanana eto Madagasikara?"

2°MBa omeo ana hoe raha misy tsy arako fa efa niteny ny amerikanina fa condition @ famerenana ny famatsina ny fiverenan'i Ravalomanana!

Midina wa ety ambonin'ny tany fa aza manonofy é!

7. ravatorano ( 20/05/2009 05:58)
very asa less lah ravatorano kle !
za tsy ahnisy sira betsaka fa mazava tsara io voalazan'ny tatitra io ary za dia anisan'ny miasa amin 'io MCC/MC io eto Madagasikara.
Tapaka izany ny compact fa ny "impact" amin'izany no tsy hita noanoa fa eo isika mahita izy satria maro ny tetik'asa mbooa teo amperiny no najanona nefa tsy hitsanga-menatra amin'ny asaa izay efa vta ny mpiasan'ny MCA sy ireo mpiara miombon'antoka aminy !
Oay < sao d mba misy asa lessy any bandy akama mlay be ah !
:wink:
8. Oay ( 20/05/2009 06:05)
Tena désolé a! dada ravatorano raha very ny asanao sincerement no ilazako an'izany!

Raha misy zavatra azo atao d afaka miresaka ary ambadika isika fa tsy eto ny firesahana bizina ry dada ravatorano an!

Fa izao aza matahotra enao fa hiverina ny amerikanina ary hitombina tsara @ izay io fa tsy hitongilangilana.

Nisy adinoko kely ho an'i bozy: jereo ny composition ny admnistration Obama fa olona miara taona @ Pierrot no tena matanjaka ao izany hoe ireo olona ireo indrindra ilay nifanerasera taminy nandritra ny naha ambasady anazy.
9. bozyboleta ( 20/05/2009 06:31)
Na mpiondana pierrot aza ry oay mba asio raisonnement f'aza manao conclusion hâtive mapme be otran'io a!

Tsisy mihitsy resaka Ravalomanana ny an'ny bekintana fa araka io nolazaiko ery ambony io
Fepetra takian'ity fanohanana ara-bola ny MCC ity ny fanjakana tsara tantana sy tan-dalàna ary manaja ny rafitra demokratika.

Ireo no fepetra tsy @ MCC ihany fa @ famatsiambola ankapobeny.
i pierrot dia efa fantatry ny bekintana fa nanodikondimbola BE t@ izy teo @ fitondrana ary fantatra ny zava-bitany teo @ firenena ka tsy izy mihitsy aloha no antenaina @ hoe "tsara tantana".
Averiko amin'i oay, midina ety ambonin'ny tany f'aza manonofy e!
10. ravatorano ( 20/05/2009 06:48)
oay
11. bozyboleta ( 20/05/2009 07:00)
Tsy ny bekintana ihany fa na ireo tetikasa vatsian'ny banky iraisam-pirenena koa dia hikatona. Miandry an'i pierrot izany ny fahazoan'ny Malagasy very asa ny asany ve?

Source: expressmada
Mahefa Rakotomalala
Date : 20-05-2009

Banque mondiale
Chômage dans les grands projets

Certains projets financés par la Banque mondiale seront suspendus, dès juillet. Leurs comptes en banque ne sont plus approvisionnés depuis le 17 mars.

L'impact de la crise politique se durcit. De grands projets financés par la Banque mondiale se retrouvent sans argent. Leurs comptes de fonctionnement ne sont plus approvisionnés, suite à la prise de pouvoir de la Haute autorité de la transition (HAT), le 17 mars.
Depuis cette date, cette institution de Bretton Woods a décidé de placer toutes ses opérations à Madagascar, dans le cadre de la « politique opérationnelle 7.30 », régissant ses relations avec un gouvernement de facto. Autrement dit, la Banque mondiale ne reconnaît pas la HAT et suspend toutes ses aides au développement en faveur du gouvernement de transition. Si la situation perdure, la plupart de ces projets doivent se mettre en veilleuse à partir du mois de juillet.
FID et PSDR touchés
« Nous allons étre mis en chômage technique à partir du mois de juillet.
Seuls quelques hauts cadres assureront les affaires courantes après cette date », déclare un employé au sein du Projet de soutien au développement rural (PSDR), un des principaux projets financés par la Banque mondiale.
L'arrét effectif des grands projets d'envergure nationale constitue un coup dur pour le pays. Outre les quelques centaines de nouveaux chômeurs au niveau national, les impacts sur les bénéficiaires et la production agricole seront plus désastreux. Les paysans, par exemple seront privés des précieux encadrements et des appuis matériels du PSDR. Notons que ce dernier vient de béneficier d'un financement additionnel de 30 millions de dollars à la fin de l'année 2008. Le Fonds d'intervention pour le développement (FID) est également touché de plein fouet par cette mesure. Ce projet fonctionne, depuis le début de l'année, avec le reste du fonds du FID 4 qui a pris fin en décembre 2008. Le démarrage du FID 5 attendra la normalisation des relations entre les deux parties.
Le FID et le PSDR ne sont que des exemples qui illustrent la gravité de la situation. Mais d'autres projets sont également concernés comme le Pôle intégré de croissance (PIC), le Programme de gouvernance et de dévelopement institutionnel (PGDI) ainsi que l'Economic développement board of Madagascar (EDBM).
Une importante mission de la Banque mondiale a séjourné dans la Grande île, la semaine dernière, pour évaluer la situation. Son rapport auprès des hautes instances de cette intitution sera décisif pour l'avenir, à court et moyen terme, de ces différents projets.

12. naritsimba ( 20/05/2009 07:14)
Tsy dia te hiresaka betsaka momba an'izy io aho satria efa nahalala taloha ary nohamafisin'ny zoky ravatorano.
Mazava koa anefa fa hoy ravatorano:

dia hoy i oay>

Momba ireo asa efa vita fifanarahana dia mbola mitohy mandra-pahavitany, fa kosa dia hafainganina ny famitana izany.
Ho ahy aloha dia mazava ny hevitro ary efa ela aho no namoaka an'ity hevitra ity, tsy eken'ny saiko ny fanomezana vahana tafahoatra ny firenen-kafa eto madagasikara, ary t@ 2003 dia efa nandà ny fanaovana privatisation ny orinasa malagasy ny tenako, azo jerena izany satria ny orinasa misy ahy no nidiran'ny allemand ary saika hamidin'ireo mpitondra teo aloha t@ ireo allemand ireo saingy soa ihany aloha fa misy Andriamanitra namaly vavaka, ka tsy nety tafavoaka ilay tetik'asa nokasaina atao, ny allemand moa dia nahatsapa hoe tsy mety ny fomba fitantanana. Izay no maharatsy ny miankin-doha be loatra @ vahiny, manjary manao izay tiany atao izy.

i ravatorano ve tsy i pierrot ihany e, ka raha izany dia izy izany no ho lany président raha ny hevitry OAy hihihihihihihi, vazivazy io r'izalahy ah!

Raha ireo voalaza ireo dia mifameno, ny hamafisiko dia aleo aloha malagasy tanteraka no mitantana ny firenena fa ny vahiny ny azy ihany no fantany.
13. Oay ( 20/05/2009 07:26)
bozyboleta:

Na mpiondana pierrot aza ry oay mba asio raisonnement f'aza manao conclusion hâtive mapme be otran'io a!

Tsisy mihitsy resaka Ravalomanana ny an'ny bekintana fa araka io nolazaiko ery ambony io
Fepetra takian'ity fanohanana ara-bola ny MCC ity ny fanjakana tsara tantana sy tan-dalàna ary manaja ny rafitra demokratika.

Ireo no fepetra tsy @ MCC ihany fa @ famatsiambola ankapobeny.
i pierrot dia efa fantatry ny bekintana fa nanodikondimbola BE t@ izy teo @ fitondrana ary fantatra ny zava-bitany teo @ firenena ka tsy izy mihitsy aloha no antenaina @ hoe "tsara tantana".
Averiko amin'i oay, midina ety ambonin'ny tany f'aza manonofy e!

Bozy a! aleo aloha azava tsara fa TSY MPIODANA Pierrot i Oay ary tsy mpiondana TGV no sady tsy mpiondana TIM!

Raha ohatra ka ny fomba fijeriko no mahatonga anao hilaza fa mpiodana an'i TGV za na mpiondana Pierrot d ahitsio izay fa tsy marina satria:

_Momba an'i TGV d lazaiko ary averiko fa misaotra an'i Andry Rajoelina NANAMPY T@ FANDRAVANA AN'ILAY FANGEJANA SY NY JADONA nataon'i Ravalomanana noho izany d averiko fa ny VATO AZA HOSORAMENAKA rehefa Manambina d mijanona eo ny @ TGV fa rehefa hiditra lalina @ politika d tsy AFAKA MANOHANA OLONA TSY TOKONY HANAO POLITIKA i Oay amiko d BIzina no mampety an'i Andry Rajoelina fa tsy fanaovana politika.

_Momba an'i Pierrot indray d TSY METY AMIKO i Pierrot satria raha tonga eo @ toerana i Pierrot d MATAHOTRA i Oay @ ilay resaka fanaovana VALIFATY @ TIM, zavatra tsy tsara izany eo @ fanaovana politika!
i Pierrot aloha raha tsy nanana an'ireo antécédent ireo d mety hotsara ihany satria IZY D OLONA POLITIQUE fa tsy otran'iretsy anankiroa iretsy izay OPPORTUNISTES.

_Momba an'i Ravalomanana indray d efa nolazaiko fa EFA NIANTSO AN'i Oay ny ekipan'i Ravalomanana fa tsy mety aminy ny fomba fiasan'i Ravalomanana satria :"Mbola averiko fa maninn ohatra i BILL GATES any USA any tsy mirotsaka manao politika" satria araka ny nolazainy d SAMY MANANA NY ZAVATRA MANAVANANA ANAZY.
Jereo ny nataon'i Ravalomanana é! raha vao tonga teo @ fitondrana d nihazakazaka be nanao izay hampitombona ny harenany avec une vitesse exponentielle d mbola mila averiko indray ve fa efa nanomboka nanidy ny robinnet ny tandrefana d iny nikorapaka iny Ravalomanana nitady vola tatsy sy taroa d iny nanao folaitra iny moa.
Momba an'i Ravalomanana d mbola averiko ihany koa fa tsy miady @ piesiko ny manohana olona tsapako fa tsy tokony ho eo @ toerana misy anazy é! The right man on the right place ka mbola averikoa fa amiko et ça n'engage que moi fa ni Andry Rajoelina ni Ravalomanana ni Pierrot Rajaonarivelo!
Noho izany ny position-ko eto d mbola averiko hoe: " RY MALAGASY A! MIDINA ETY AN-TANY FA AZA MANONOFY"

Vita iny ny fanazavana momba ny mpiodana d valiko i Bozy @ ilay resaka fanampiana ara-bola @ ilay a priori nolazainao momba an'i Pierrot, azo ekena ilay izy fa mety homarina fa ny mampanahy ahy anefa d jereo ny ataon'ny bekintana fa sady tsy manaiky ny fiverenan'i Ravalomanana (Tsy manaiky ny fiverenan'i Ravalomanana ry zareo satria sady tsy mitaky ny fiverenany no sady mivohy ilay hevitra mahakasika ny tsy tokony hirotsahan'ireo efa nitondra) ry zareo no sady tsy mila an'ireo efa nitondra noho izany iza ary ozy i Bozy no olona SADY TIN'NY MALAGASY NO AFAKA MANDRESY LAHATRA NY FIANAKAVIAMBE IRAISAMPIRENENA mba omeo ana hoe? TIN'ny Malagasy ozy za an! fa tsy ho maire n'Antananarivo an!

Mazava kosa anefa fa mandrampahatonga an'ilay repoblika vaovao d tsy maintsy miady i Oay noho izany d "Tsy maintsy manohy ny ady @ fandravana ny jadona"

14. bozyboleta ( 20/05/2009 07:42)
Fa tsy efa rava ve le jadona moa?
Raha reo lazain'i oay reo de tena mampahonena satria hay tsisy filet nitaty akory fa nitsoraka maina fotsiny t@ zao.
Mbola tsy hita akory izay hitotonana fa arodany fa hoany fa hoany fotsiny fa rehefa avy eo ho hita ihany izay tohiny e!
Tsy kilalao ny fiainan'ny Malagasy an-tapitrisany ary tsy mendrika izany ireo izay miezaka te-hiaina am-pilaminana sy am-pahatoniana indrindra eo @ lafiny fihariana.

Vao manomboka mitaty tsikelikely ny vokatry ny fandrodananareo ny jadona isika ary raha izao no mitohy dia hiverina any @ taonjato kalalao ny fiainan'ny Malagasy eto Madagasikara.
15. ravonjison ( 20/05/2009 07:58)
Oay:

Bozy a! andao ary atao hoe diso ny hevitro d mba mametraka fanontaniana aminao aho:

1°\"INN NO ANDRASAN\'NY AMERIKANINA TSY HANATERANA AN\'i Ravalomanana eto Madagasikara?\"

2°MBa omeo ana hoe raha misy tsy arako fa efa niteny ny amerikanina fa condition @ famerenana ny famatsina ny fiverenan\'i Ravalomanana!

Midina wa ety ambonin\'ny tany fa aza manonofy é!

Ny an\' i OAY kosa oa dia ezahany hamafisana ny heviny ( na izay ao antsainy, hanakanana an\' i Ravalo, na hanatsarana ny nataon¨i Rajoelina) foana izay voalaza mazava.
Voalaza teo:

La MCC regrette profondément de devoir mettre officiellement fin à toutes ses opérations à Madagascar suite au changement de gouvernement de manière non démocratique\", a déclaré le PDG par intérim de l\'organisation, Rodney Bent.

Tsy misy resaka persone eo ( satria ny demokrasie tsy miankina @ olona iray), fa io fiovana tsy ara-demokrasie io no tena arahin\' ny amerikana.Izany angamba mazava tsara amintsika rehetra , ka raha tiantsika ho avy hanampy indra y ny amerikana dia tokony hataontsika izay maha-demokratika haingana dia haingana ny fiovana misy eto amintsika. : fifidianana..En principe, n\'iza n\' iza lany eo, na Pierrot, na i Andry , na I Ravalo.

Raha tsy ilaintsika kosa ny volan\' ny amerikana, dia azontsika atao ny mandany andro @ zavatra hafa. Inona moa no hiaraharahian\' ny amerikana izany, zarany aza mihena ny depense-ny.Ny amerikana @ izao fotoana izao, izany rehetra fandaniam-bola any ivelany dia arahiny maso akaiky daholo, satria mandalo fotoan-tsarotra koa i Etazonia. Ohatra: ny base bouclier antimissile izay saika hatao any République Tchéque dia mbola hodinihin-dry zareo be satria fandaniana vola be izany.
16. xxx ( 20/05/2009 08:02)
Oay:

bozyboleta:

Na mpiondana pierrot aza ry oay mba asio raisonnement f'aza manao conclusion hâtive mapme be otran'io a!

Tsisy mihitsy resaka Ravalomanana ny an'ny bekintana fa araka io nolazaiko ery ambony io
Fepetra takian'ity fanohanana ara-bola ny MCC ity ny fanjakana tsara tantana sy tan-dalàna ary manaja ny rafitra demokratika.

Ireo no fepetra tsy @ MCC ihany fa @ famatsiambola ankapobeny.
i pierrot dia efa fantatry ny bekintana fa nanodikondimbola BE t@ izy teo @ fitondrana ary fantatra ny zava-bitany teo @ firenena ka tsy izy mihitsy aloha no antenaina @ hoe "tsara tantana".
Averiko amin'i oay, midina ety ambonin'ny tany f'aza manonofy e!

Bozy a! aleo aloha azava tsara fa TSY MPIODANA Pierrot i Oay ary tsy mpiondana TGV no sady tsy mpiondana TIM!

Raha ohatra ka ny fomba fijeriko no mahatonga anao hilaza fa mpiodana an'i TGV za na mpiondana Pierrot d ahitsio izay fa tsy marina satria:

_Momba an'i TGV d lazaiko ary averiko fa misaotra an'i Andry Rajoelina NANAMPY T@ FANDRAVANA AN'ILAY FANGEJANA SY NY JADONA nataon'i Ravalomanana noho izany d averiko fa ny VATO AZA HOSORAMENAKA rehefa Manambina d mijanona eo ny @ TGV fa rehefa hiditra lalina @ politika d tsy AFAKA MANOHANA OLONA TSY TOKONY HANAO POLITIKA i Oay amiko d BIzina no mampety an'i Andry Rajoelina fa tsy fanaovana politika.

_Momba an'i Pierrot indray d TSY METY AMIKO i Pierrot satria raha tonga eo @ toerana i Pierrot d MATAHOTRA i Oay @ ilay resaka fanaovana VALIFATY @ TIM, zavatra tsy tsara izany eo @ fanaovana politika!
i Pierrot aloha raha tsy nanana an'ireo antécédent ireo d mety hotsara ihany satria IZY D OLONA POLITIQUE fa tsy otran'iretsy anankiroa iretsy izay OPPORTUNISTES.

_Momba an'i Ravalomanana indray d efa nolazaiko fa EFA NIANTSO AN'i Oay ny ekipan'i Ravalomanana fa tsy mety aminy ny fomba fiasan'i Ravalomanana satria :"Mbola averiko fa maninn ohatra i BILL GATES any USA any tsy mirotsaka manao politika" satria araka ny nolazainy d SAMY MANANA NY ZAVATRA MANAVANANA ANAZY.
Jereo ny nataon'i Ravalomanana é! raha vao tonga teo @ fitondrana d nihazakazaka be nanao izay hampitombona ny harenany avec une vitesse exponentielle d mbola mila averiko indray ve fa efa nanomboka nanidy ny robinnet ny tandrefana d iny nikorapaka iny Ravalomanana nitady vola tatsy sy taroa d iny nanao folaitra iny moa.
Momba an'i Ravalomanana d mbola averiko ihany koa fa tsy miady @ piesiko ny manohana olona tsapako fa tsy tokony ho eo @ toerana misy anazy é! The right man on the right place ka mbola averikoa fa amiko et ça n'engage que moi fa ni Andry Rajoelina ni Ravalomanana ni Pierrot Rajaonarivelo!
Noho izany ny position-ko eto d mbola averiko hoe: " RY MALAGASY A! MIDINA ETY AN-TANY FA AZA MANONOFY"

Vita iny ny fanazavana momba ny mpiodana d valiko i Bozy @ ilay resaka fanampiana ara-bola @ ilay a priori nolazainao momba an'i Pierrot, azo ekena ilay izy fa mety homarina fa ny mampanahy ahy anefa d jereo ny ataon'ny bekintana fa sady tsy manaiky ny fiverenan'i Ravalomanana (Tsy manaiky ny fiverenan'i Ravalomanana ry zareo satria sady tsy mitaky ny fiverenany no sady mivohy ilay hevitra mahakasika ny tsy tokony hirotsahan'ireo efa nitondra) ry zareo no sady tsy mila an'ireo efa nitondra noho izany iza ary ozy i Bozy no olona SADY TIN'NY MALAGASY NO AFAKA MANDRESY LAHATRA NY FIANAKAVIAMBE IRAISAMPIRENENA mba omeo ana hoe? TIN'ny Malagasy ozy za an! fa tsy ho maire n'Antananarivo an!

Mazava kosa anefa fa mandrampahatonga an'ilay repoblika vaovao d tsy maintsy miady i Oay noho izany d "Tsy maintsy manohy ny ady @ fandravana ny jadona"

Neutre ve izany oay e,sa pro roindefo

:-D :-D :-D ,nefa tsy mampino tsy maintsy misy hironan'ny safidinao ihany fa mba lazao e
17. Oay ( 20/05/2009 08:06)
bozyboleta:

Fa tsy efa rava ve le jadona moa?
Raha reo lazain'i oay reo de tena mampahonena satria hay tsisy filet nitaty akory fa nitsoraka maina fotsiny t@ zao.
Mbola tsy hita akory izay hitotonana fa arodany fa hoany fa hoany fotsiny fa rehefa avy eo ho hita ihany izay tohiny e!
Tsy kilalao ny fiainan'ny Malagasy an-tapitrisany ary tsy mendrika izany ireo izay miezaka te-hiaina am-pilaminana sy am-pahatoniana indrindra eo @ lafiny fihariana.

Vao manomboka mitaty tsikelikely ny vokatry ny fandrodananareo ny jadona isika ary raha izao no mitohy dia hiverina any @ taonjato kalalao ny fiainan'ny Malagasy eto Madagasikara.

Ny tsy mampitovy antsika ry Bozy d ILAY FANANTENANA ,i Oay d mino sy manantena hatrany fa misy any ambadika any OLONA TENA VONONA ny HANOMPO ny Malagasy Sy Hanatsara an'i Madagasikara!

Faharoa mbola lazaiko fa rehefa mitsangana ny repoblika vao² vao vita ny tantara,

Bozy a! nisaotra an'Andriamanitra i Oay tsy nifidy an'i Ravalomanana satria d nametrahan'ny Malagasy FANANTENANA IZY INY fa tena nivadika satria na ny SOA TOAVINA MALAGASY aza tsy najainy intsony d ny FIHAVANANA izany!

AZavaiko aminao Raha TENA NITANDRO FIHAVANANA i Ravalomanana naninn no tsy nilazany izahay taranaka navelan'ireo nilevina tao Manjakamiadana mba nanaovanay na d t@ fomba tsotsotra aza ny namindrana ireo Mpanjaka nihamboho! Hitanao @ izany fa olona tsy mandala FIHAVANANA i Ravalomanana!

Enao aloha tsy omeko tsiny ry Bozy satria izao mazava tsara fa voakitika ny finananao, zavatra mafy be izany ary na za aza teo @ toeranao d nalahelo aho ka nitomany ny hiverenan'i dada!

Bozy a! Enao ve eto Madagasikara? Raha eny ny valiny d afaka mihaona isika d mba miresadresaka ampitiavana satria ilay eto koa tsy tac au tac d tsy milamina ny fifanankalozan-kevitra!

18. bozyboleta ( 20/05/2009 08:22)
Enao aloha tsy omeko tsiny ry Bozy satria izao mazava tsara fa voakitika ny finananao, zavatra mafy be izany ary na za aza teo @ toeranao d nalahelo aho ka nitomany ny hiverenan'i dada!

Efa nolazaiko t@ post hafa tany. I Bozy tsy very fihinana na iza na iza hitondra eo satria tsy miandry fanjakana hanome ahy fa efa zatra nihinana ny hatsembohan'ny tavako.
Saingy,
Betsaka ny manodidina ahy izay efa nahita maminy t@ asa nateraky ny fanjakan-dRavalomanana noho ny fahatokisan'ny mpamatsy vola azy sy noho ny naha-mari-toerana ny fanjakany ka nahafahan'ny mpampiasa vola maro nanorina orinasa teto kanefa dia very asa izao vokatry ny fandrodananareo ny jadona.
Tsisy izay tsy potika ny seha-pihariana rehetra: fizahantany, tetikasa fampandrosoana ambanivohitra indrindra indrindra, ny asa madinika sns...
Jereo daholo ireo voasoratra teo aloha ireo. Misy namana izay nilaza fa very asa ka tsy haiko hoe very fihinana t@ Ravalomanana koa ve izy izany!
19. Oay ( 20/05/2009 08:32)
bozyboleta:

Fa tsy efa rava ve le jadona moa?
Raha reo lazain'i oay reo de tena mampahonena satria hay tsisy filet nitaty akory fa nitsoraka maina fotsiny t@ zao.
Mbola tsy hita akory izay hitotonana fa arodany fa hoany fa hoany fotsiny fa rehefa avy eo ho hita ihany izay tohiny e!
Tsy kilalao ny fiainan'ny Malagasy an-tapitrisany ary tsy mendrika izany ireo izay miezaka te-hiaina am-pilaminana sy am-pahatoniana indrindra eo @ lafiny fihariana.

Vao manomboka mitaty tsikelikely ny vokatry ny fandrodananareo ny jadona isika ary raha izao no mitohy dia hiverina any @ taonjato kalalao ny fiainan'ny Malagasy eto Madagasikara.

Bozy a!

Ny tsy mampitovy antsika d ilay FANANANA FANANTENANA satria nahoana?

i Oay d mino ary mahatoky fa tsy lany olomanga i Madagasikara noho izany d mahatoky izy fa misy olona any ambadika any tena VONONA ny HANOMPO SY HANAO IZAY HAMPADROSOANA AN'i Madagasikara!

Ny momba ny hoe tsy nisy filet d Tadidio ilay tenin'i Pierrot rehefa tonga teny Ivato izy nanao hoe:"MIsaotra an'i nghahy Andry Rajoelina satria efa nihezaka nandrava teo daholo fa tsy nisy nahavita fa izy no nahavita"
Raha azoko tsara ny nolazainy d mifanaraka @ eritreritr'ireo Malagasy mpandraharaha nopotehan'i Ravalomanana, satria ny mpandraharaha d efa samy niantso vonjy ny handravana ny monopole fa tsy nisy nahavita!
Zany hoe ny nahamaika d hoe "RAVAO" désolé fa tsy maintsy natao ilay izy!

Fa za mi-comprendre tsara an'i Bozy za an! fa tena tsapako fa voakitika ny finanan'i Bozy ka na za koa aza teo @ toerana nisy anao d tsy maintsy tezitra za, satria otran'ny nahazo anao izao ny nahazo ireo mpandraharaha sy olona nanaovan'i Ravalomanana hasoparana sy tsindrio fa lavo!

i Oay anefa d mampahery an'i Bozy milaza hoe:"Tsy maintsy hiverina ny amerikanina" satria misy tombotsoany ao, ny zavatra tsy maintsy ataontsika aingana d ny fananganana rafitra manaradalanà sy aradalanà noho izany izay rehetra mpanankorontana d tokony hotoerintsika aloha @ izao satria ny mahamaika d ny filaminana mba ahafahana mametraka ilay repoblika vao²!
Mino aho fa mitovy hevitra amiko i Bozy ka hilaza amiko fa marina tokoa anie fa tsy voatery tsy maintsy @ ireo anankitelo ireo no hitondra antsika vao hiverina ny amerikanina e!
D mino koa aho fa tsy miankina @ i Ravalomanana ny fitadiavam-bolan'i Bozy ka hoe tsy maintsy Ravalomanana no averina fa raha tsy izany d tapaka ny tenda!

Bozy a! mahafinaritra ana ilay ady hevitra aminao ka raha tianao d tsara raha mifankahita isika raha eto Madagsikara ianao no mipetraka!

20. essera ( 20/05/2009 08:35)
bozyboleta:
Saingy,
Betsaka ny manodidina ahy izay efa nahita maminy t@ asa nateraky ny fanjakan-dRavalomanana noho ny fahatokisan'ny mpamatsy vola azy sy noho ny naha-mari-toerana ny fanjakany ka nahafahan'ny mpampiasa vola maro nanorina orinasa teto kanefa dia very asa izao vokatry ny fandrodananareo ny jadona.
Tsisy izay tsy potika ny seha-pihariana rehetra: fizahantany, tetikasa fampandrosoana ambanivohitra indrindra indrindra, ny asa madinika sns...
Jereo daholo ireo voasoratra teo aloha ireo. Misy namana izay nilaza fa very asa ka tsy haiko hoe very fihinana t@ Ravalomanana koa ve izy izany!

Betsaka marina fa maro dia maro koa no nataony nisavoana tany ambony tany vao nifotetaka tamin'ny tany ry bozyboleta. Ary azavaiko fa tena tsy oul mpangalatra ireo victimes lazaiko ireo.
Aza adino koa ilay fangatahana fanazavana tamin'ny fampiasam-bola tamin'ny desambra fa toa miteny ianao hoe madio tsy misy pentina i Dada. Efa teo no nanomboka ny départ-n'ny tsy fahatokisana fa tafala alou mo lery.
Ilay resaka seha-pihariana nolazainao dia tena hanao d'accord ary aho fa seha-pihariana dépendant amin'ny Ravalo tanteraka. Tsy madio ts'isy pentina i Dada ry bozyboleta fa PENTINA MISY MADIO KELY A.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1095