Randrianarison Benjamina A. (ALI, DR JOHARY) n'est plus

1. mmmhh ( 16/05/2009 07:09)
Ontsa ny fo, raha nahare fa maty i Ali, io no anarana mahakinga ny vavan'i maro ahafantarana azy,
Na tsy mifankahafantatra aza izahay de mifandray @ alalan'ny film vokarin'i Scoop digital, isan'ny mpilalao sary mihetsika malagasy mahafinaritra ahy i Ali,
indrisy, lavon'ny fahafatesana izy,
Mitoetra ho fahatsaiarovana azy ireny sarimihetsika nilalaovany ireny,
:snif: :snif: :snif: :snif: =((
2. sapele ( 16/05/2009 15:23)
Ndry!,,,,,,ontsa ny fo raha naheno fa lasa i Ali,anisan'ny mpilalao oronan-tsary mihetsika mafinaritra izy iny,,,de iza ndray no atao solony,,,? nefa ny malok'ila mbola bola hitohy,,,.miara ory @ fianakaviany sy ny malokila reetra,,tantara sisa ireny,,,! :cry:
3. rasobakobako ( 19/05/2009 12:18)
Raha izaho no amin'ny toeran'ny scoop digital dia tohizako iny film iny. Dia tena ataoko hoe maty i Johary. Asa na azo film izy t@ teny @ hopitaly, na tamin'ny fandevenana, dia ireny no exploiter-na.
Ny olana fotsiny dia hoe eken'ny fianakaviany ve izany sa tsia. Raha hiova acteur mantsy ny JOhary @ malokila, toa ho ratsy ny film e!

Taty Majunga, betsaka ireo hitako nitomany tamin'ny famoahana ny razana, teny andalambe indrindra indrindra ireo vehivavy.

Enga anie mba ho any amin'Andriamanitra ny fanahiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7074