Randrianarison Benjamina A. (ALI, DR JOHARY) n'est plus
1. mmmhh (
16/05/2009 07:09)
Ontsa ny fo, raha nahare fa maty i Ali, io no anarana mahakinga ny vavan'i maro ahafantarana azy,
Na tsy mifankahafantatra aza izahay de mifandray @ alalan'ny film vokarin'i Scoop digital, isan'ny mpilalao sary mihetsika malagasy mahafinaritra ahy i Ali,
indrisy, lavon'ny fahafatesana izy,
Mitoetra ho fahatsaiarovana azy ireny sarimihetsika nilalaovany ireny,
:snif: :snif: :snif: :snif: =((
Ndry!,,,,,,ontsa ny fo raha naheno fa lasa i Ali,anisan'ny mpilalao oronan-tsary mihetsika mafinaritra izy iny,,,de iza ndray no atao solony,,,? nefa ny malok'ila mbola bola hitohy,,,.miara ory @ fianakaviany sy ny malokila reetra,,tantara sisa ireny,,,! :cry:
Raha izaho no amin'ny toeran'ny scoop digital dia tohizako iny film iny. Dia tena ataoko hoe maty i Johary. Asa na azo film izy t@ teny @ hopitaly, na tamin'ny fandevenana, dia ireny no exploiter-na.
Ny olana fotsiny dia hoe eken'ny fianakaviany ve izany sa tsia. Raha hiova acteur mantsy ny JOhary @ malokila, toa ho ratsy ny film e!