penguin! ts oe ilain n sadec na tsia fa izy mits no malaina
1. andrywui
(
15/05/2009 15:26)
Ny SADEC mihitsy ry penguin no efa malaina hanampy an'i dada a !!zany no mamparary fo an'i dada toa io ! voadona be ! mbola namafisindry zalah SADEC ndray aza fa tsy ry zalah tsy mampirisika sady tsy mila an'idada hiverina eto M/car zan fa manakorotana ny efa milammm fotsin ! fa ny tadiavindr lerony de ny hamitrampihavanana amin'ny vahoaka eto M/car amin'ireo vahoaka marobe naripany sy nanaovany genocide teto reo !! ka rah manaiky ny fanjakana sy ny vahoaka de afaka miditra eto i dada !!raha tsia de izao no ataovy antsaina ry TIM malala fa nofinofy ireny dada miditra indroa mihitsy amin phon teny amn Magro ireny !! oe tsy maintsy ho avy amin filaminana eto ireny !! ny hiaviny tsy olana marina ny teniny tam phon reny fa ny olona amanjatony matiny teto ireny de tadidio fa mbola velona eto Tananarivo ny famillles anreny !! mbola vary mangatsiakany zay !! ny volampanjakna nopehanlery tao reny koa mbola etsy andaniny !! rah izah nareo ry TIM mipetsaka aho fa rah tannnty koa anie ony ka milatsaka eo ny dadanareo de hiverina hilatsaka ny MAHERY BE e!! ka aleo mamoy fea hoy ilay fitenenanana izay !!! ""Ny manantena tsy misy ozizy fa ny mamoy mora foana!! "" ha ha ha ha !!!!!
novalian'i ravalotgv ny 15/05/2009 17:43
2. Mirananirina
(
15/05/2009 15:39)
fa i andrywui ve tsy misy dada e,tsy afaka ao ambavany mihitsy io dada io :?
3. locl
(
15/05/2009 16:00)
Mirediredy indray andrywi an!!!! Rehefa tsy alehany hoa le soavaly TGV dia mahaiza mangina fa aza be wa wa.
Malaina izy koa handeha handany rora amin'areo?????????, ny prbl ange dia nareo TGV diso sauvage loatra ka manahirana azy ny miresaka amin'areo e
Ny fifidianana no lazaina fa malaza izao, ny ahy aloha tsy tokony hanao fifidianana izany raha tsy misy ny fampihavanam-pirenena, fa raha izao no hanao propagandy dia lasa ady tsy vita io.
Malaina izy koa handeha handany rora amin'areo?????????, ny prbl ange dia nareo TGV diso sauvage loatra ka manahirana azy ny miresaka amin'areo e
Ny fifidianana no lazaina fa malaza izao, ny ahy aloha tsy tokony hanao fifidianana izany raha tsy misy ny fampihavanam-pirenena, fa raha izao no hanao propagandy dia lasa ady tsy vita io.
4. xxx
(
15/05/2009 16:00)
sady tsis dada no maninona no atao penguin foana ny dinika ataon i Andrywui e????? raha tsy penguin dia manisa andro! ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
5. Mirananirina
(
15/05/2009 16:18)
sady tsis dada no maninona no atao penguin foana ny dinika ataon i Andrywui e????? raha tsy penguin dia manisa andro!
hihihi
7. xxx
(
15/05/2009 16:27)
i Andrywui no manisa andro, mahavariana fa raha tsy dinika manisa andro no ataony, dia dinika tsy maintsy Penguin, dia avy eo sa tsy zany ry OAY?
manina nefa raha natao fotsiny hoe ts oe ilain n sadec na tsia fa izy mits no malaina? Inona no hidiran'iPenguin @ zany? ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
manina nefa raha natao fotsiny hoe ts oe ilain n sadec na tsia fa izy mits no malaina? Inona no hidiran'iPenguin @ zany? ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
8. Mirananirina
(
15/05/2009 16:38)
Mirananirina :
Fa bevohoka nga Penguin no manisa andro sisa ?
hay sty azonao ilay tantara an.
i Hery no niteny hoe izao andro sisa dia vita ny volampanjakana,dia manisa izay i Andrywui
9. ravalotgv
(
15/05/2009 17:43)
hay ve mbola betsaka ny tsy mahalala hoe pelaka i ra wiwi ee zay no mahatonga azy manisa andro sisa fa efa ho terakin ny cancer
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
