Pikatti

1. essera ( 12/05/2009 04:29)
pikatti:
essera sy ny lainga perso
tsy manaitra olona akory zay resaka foronin'elah zany lesy a
ary aza manely tsaho eo elah refa tsy mahita lazaina
Samy diso lisany roalahy é , trimestre ,26jours
inona daholo zany é, nisy nilaza daty zany ve teo fa tsy hoe telo volana ,ary avohay teo ny resaka t@ io ry andrywui fa diso fanisana andro elah zany sao be vohoka eo klé

Salama pikatti,

Tsy naharaka ianao d mitaba2 be. Efa nanome daty Hery mpandrindra ity tranok'ala ity fa tsy misy afa tsy telo volana ny faharetan'ny HAT.

Tsy indray izy no nilaza an'io fa efa in-2 na in-3. Ka raha te hanamarina moa ianao dia http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m49dc6f41d02ab

Vao nanombonomboka mihitsy ary ny tena marina ny dinika mafana tato.


Ary mbola talohan'io daty io koa izy dia efa niteny. Ka ho hita eto mantsy na mpaminany sandoka raHery na Voyant koa tsy maninona.


D ny tsy lanin'ny vavonin'i Pikatti koa dia ny hilazana ny marina imasom-bahoaka. Tsy vitsy am mpiondana ange no convaincu hoe : TENA NISY TSY NETY NATAON LE8. Fa raha hotanisaina am antsipiriany d leo ianao Rapikatti fa aleo ny sombitsobiny ihany. Ianao lé milaza ho "tsy manaintra olona io" no tena taralila be any am-po eo ampamakiana vokatry ilay adklé misendaotra.

Zay fa ok é ;-)
novalian'i pikatti ny 12/05/2009 20:54
2. xxx ( 12/05/2009 05:11)
Inona koa tony olona mitonatonana tony !!!
Amboarin'i pikatti eo koa elah
Zah naharaka tsara ny resak'izy sy andrywui omaly fa tsy misy marina zany fiampanganao zany ,nolazainy tao ary ny tsy mety t@ R8 sy ny naha pro Andry taloha
Vakio tsara fa io no tena mahadiso antsuka io fitsarana ambokony fotsiny io
3. cyril ( 12/05/2009 05:16)
Zao ve ny resak'elah koa aiza i pikatti no tsy hilaza fa tsy manaitra olona akory :-D :-D :-D
4. xxx ( 12/05/2009 05:52)
Ndàna elah mianatra manisa dia aza adino ny batoney afokasika,zay elah vao miresaka
5. essera ( 12/05/2009 09:40)
Zao aloha ry zalah, asaivo manambara ny heviny eto Rahery. D ho hitantsika wé iza no tokony hianatra hanisa ry xxx. Miverena mihitsy lisany any am dinika tany aloha, fa tsy misy resaka manaitra intsony eto fa ny tairina eto efa torana daholo. Le mpiondana io ary ny tsy torana mifoifoy volo.

:-D :-D :-D
6. xxx ( 12/05/2009 10:21)
Resaka tsy manaitra olona zany ny anelah!!! mianara manisa é!!!
7. pikatti ( 12/05/2009 20:54)
Efa vita t@ naraina ny resak'elah ,raha tsy mazava dia misy video fanampiny ao de jereo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0707