TGV foza orana

1. sitlo ( 11/05/2009 17:03)
[center]
[/center]

=))
http://tandem2009.over-blog.com/article-31192339.html

novalian'i mmmhh ny 13/05/2009 13:59
2. JOSIAH ( 11/05/2009 17:53)
Nety kosa iny koa ary ianao avandra sa varatra mipopoka mihitsy :idea:
3. locl ( 11/05/2009 18:59)
tena milay, hita foza orana sy foza T.....
4. ni81 ( 11/05/2009 19:12)
mankafy ery ny olona mihinana io foza io knou! :-D :-D
5. ravalotgv ( 11/05/2009 20:20)
ni81:

mankafy ery ny olona mihinana io foza io knou! :-D :-D


le foza orana voaloha sa le fozaorana faharoa no hoaninareo

sniff
tcroufff



:^) :^) :^) :^) :^)
6. ni81 ( 11/05/2009 20:46)
le foza orana voaloha sa le fozaorana faharoa no hoaninareo
samy tsisy nohaniko na ilay voaloha na ilay faharoa ka!
:)
7. boubounezy ( 11/05/2009 22:25)
f'angah zany wé foza orana zany tsy wé téléphone ratsy b any dago any é????? sady wé malaza b no ra8 sy ra tgv!!!!???? :o :lol: =)) =)) =))
8. rova30 ( 12/05/2009 19:27)
:-D :-D :-D

saika tsy hihomehy ihany aho, fa tsy tana

Naka bahana tsara mihintsy ilay fozakely , hoe ho alaina sary!
Mba tsy nanao wuiiiiiiiiiiistiti aza kooooooooo!
9. mmmhh ( 13/05/2009 13:59)
matsiro ireny foza ireny an, miam miam miam

fa miketoka ireny rah tsy mahay mitazona azy enao, rah tsy hainao ny fomba hitazonana azy de ketohany ao, marary an oiiiiiiiii
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0842