Peta-toko ny HAT
1. essera
(
11/05/2009 15:41)
Salama daholo a,
Indrindra Rahery. Efa atomotra ity ilay trimestre ka asa na voaloa ny karaman'ny mpiasam-panjakana na tsia fa efa pari napetraka mantsy iny.
Ny zavatra mahavariana kely ahy na dia efa tsy dia mahaovoka firy intsony aza ny TIM ato am forum dia tena mbola manimanina foana hoe izahay no tompon'ity fahefana ity (taloha sic) ka dia mimenomenona toy ny sinoa very entana.
Raha niresaka tamin'ny olona iray izay aho izao tamin'ny maraina, ONG vatsian'ny Eropeanina entana dia tena tsy tia maizina an'i Ra8 ilay rangah io, ny antony dia tsotra, andefasana entana ity ong mpitaiza ankizy io mba ho sakafo ho an'ny ankizy ao kanefa dia Ra8 mihitsy no niteny tany hoe TSY MILA AN'IRENY INTSONY IZAHAY (vovo-dronono io resaka io). Mba hi-garder-na ny anonymat an'ilay ong moa dia tsy hoteneniko eto angamba ilay izy fa raha misy mitady dia omeko amin'ny "adiresy perso". Tsy nisy anefa na ny Ariary aza vola mba nanampian'ny filoha teo aloha io ong io. Fa ahoana leaza ??????
Tsy io irery no nitrangan'izany olana izany fa na dokotera namana izay vatsiana fanafody ho ana centre ho an'ny olona sahirana, na ry masera mpikarakara ny olona tsy afaka niharan'io daholo. FA DIA INONA LOATRA ANDRIAMATOA FILOHA NO ANTONY.
Fanontaniana apetrako hoe : Inona ary no antony andefasan'ireo eropeanina entana ho an'io ONG io ? Mafia koa angamba ireo na misy zavatra maloto ao ambadika. Voizina be mantsy ilay resaka hoe hiditra ny saodianina.
Ka izao ry TIMandainga : Efa teo amin'ny fitondrana ianareo nanafatra entana tamin'ny alalan'ny MAGRO. Raha mahavita mora2 noho ny nataonareo ny hafa inona ny OLANA. Karazam-biby tokana no fantatry ny mpiondana ka rehefa tsy ho avy i Dada dia aleo hanao ny tandrify azy izay fitondrana mijoro izao aloha (raha tsy we hanani-bohitra any am sisin-tanin'ny Mcar angamba.

novalian'i pikatti ny 11/05/2009 17:25
2. andrywui
(
11/05/2009 15:49)
hoy essera
salama letsy ry akama a !!!
misy diso kely sa marina ihany angah le tenin'i essera amlé trimestre !!!
efa 26jours sisa letsy le kozin'i Hery fa kaotio tsara a!! efa miandry anlery ko zahay sy Oay rah tsy mitady fialana lery tsy ho petsa amin'ny kozy nataony !!
--pari mihitsy iny nataon'i Hery tamitsika iny ka vao maraina de hifandimby hiantso anlery eto isika rah tsy hilentika tsy hipoitra eo ngama !! na hanao mody marary toy ny fanaony !!

3. pikatti
(
11/05/2009 15:49)
ary leity tonga ato de tsy miarahaba anah akory ,tsy malala fomba :evil: :evil: :evil:
4. pikatti
(
11/05/2009 16:06)
essera sy ny lainga perso
tsy manaitra olona akory zay resaka foronin'elah zany lesy a
ary aza manely tsaho eo elah refa tsy mahita lazaina
Samy diso lisany roalahy é , trimestre ,26jours
inona daholo zany é, nisy nilaza daty zany ve teo fa tsy hoe telo volana ,ary avohay teo ny resaka t@ io ry andrywui fa diso fanisana andro elah zany sao be vohoka eo klé :-D :-D :-D

5. andrywui
(
11/05/2009 16:12)
zao letsy le izy pikatti a !! nanomboka taminio andro nitenen'i Hery an'io kozy io no nanomboka nanisa andro zahay sy Oay !!! zavatra efa ela anie zan e !! de amzao fotoana zao dia efa 26jours sisa !! azonlah amzay ve ??
--mbola averina ndray sy misy TIM betsaka mametraka fanotaniana momba an'io ndray zao avy eo !! zavatra mora azo kely sy mazava zao de averina in-5 na in-7 vao mazavazava ratsy aminy !! nefa resaka 2minitra amin'ny olona normal no hanazavana anzay !!!

6. pikatti
(
11/05/2009 16:21)
diso be elah @ calcul ry andrywui zah milaza amlah tsy hisy hanaiky an'io ny firenena dia inona tokoa no nitranga, ary lazaiko zao fa zah tsy mila fitondrana baroa dia hitan'elah fa marina
ary aza manao resaka tsisy fotony elah fa mba ataovy sérieux,aiza zany kozin-draHery zany dia manomboka eo jereva miaraka fa tsy ahenan'elah ny masobato

7. andrywui
(
11/05/2009 16:37)
hoy pikatti
tsy misy manena masombato letsy eo fa anotanio ko i Oay rah tsy mahatoky na lazainlah fa mandainga ah !! olona firy letsy no vavolombeln amzay a
manomboka eo jereva miaraka fa tsy ahenan'elah ny masobato
tsy misy manena masombato letsy eo fa anotanio ko i Oay rah tsy mahatoky na lazainlah fa mandainga ah !! olona firy letsy no vavolombeln amzay a
9. andrywui
(
11/05/2009 16:55)
iOay aza no tena tompon'ny hevitra taminio fa tsy za !! ka rah tena mila fanazavana fanampiny de teneno i Oay ref miditra eo izy !!
10. pikatti
(
11/05/2009 17:02)
mbola ho avy eo nedala de ho hitantsika eo zany 26 jours sisa lazain-elah zany,ry zalahy mantsy manana ny fomba fanisany kou fa ty an'lah ty misy adino ny retenu
11. andrywui
(
11/05/2009 17:04)
aleo ary hanotaniana mitokana mihitsy i Hery rah izany !!!! ery ambony ery !!
12. pikatti
(
11/05/2009 17:07)
Aza kotabain'elah ny olona fa mbola mitaiza leity a,refa tonga eo izy de lazainy eo ihany zany
13. andrywui
(
11/05/2009 17:13)
Aza kotabain'elah ny olona fa mbola mitaiza leity a,refa tonga eo izy de lazainy eo ihany zany
i Hery anie mahita 80% ny dinika rehetra misokatra eo fa matoa izy tsy miditra de mody faninnn izy zay fa tsy mitaiza zany !! izy ary manana babysiter kou