momba an'i bazylou na ravalotgv ihany e

1. xxx ( 11/05/2009 03:58)
Kobo teny @ manifestation GTT i bazylou teo @ depart manif teo republique aty paris ,hay pro ra8 hay lery iny sa mety agent double ?miasa hoan'i TGV sy Ra8 aty ivelany
izay no nahatonga azy ra8tgv
snif snif tchrouf
novalian'i ravalotgv ny 11/05/2009 09:14
2. bazylou ( 11/05/2009 08:47)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :-@ :-@ :-@ :-@ :@ :@ :@ :@
tsy aleo ve atsahatra le daina e!!!??? vao maraina dia efa niakatra sahady!!!
mpirediredy vao maraina ray lavaka!!!
3. xxx ( 11/05/2009 08:49)
tsy mahamenatra anie lesy izany e,i wiwi aza efa lasa pro tim izao miandry an 'ela sisa e
4. ravalotgv ( 11/05/2009 09:14)
SNIFF
TCROUFF

8O 8O 8O 8O 8O 8O
miakatra be ato zany

aleo aloha pro ra8 de refavieo pro TGV DE AVY EO PRO RA8 DE AVY EO PRO TGV DE AVY EO PRO CAPSAT DE AVY EO PRO EMMONAT DE AVY EO NEUTRE

any amin ny ze misy vola sy mahasahy miaro anay ihany no milay
sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@
i ra wiwi aza efa mba manao agent double
=)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0997