Peta-toko ny HAT

1. hery ( 10/05/2009 00:00)
http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/33315

Tokony ho jerena akaiky ihany ireto hoe investisseurs saodianina ireto! Misy tranga tsara hodidnihina ihany ireto :

1. Nojerena tao @ internet ny mikasika ny orinasa tsy nahita siteweb mikasika an'ilay orinasa ny tenanay. Ny zavatra hita tao ity : ny momba ny activités hataony dia izay
http://www.ameinfo.com/db-363595.html

2. Ny solotenan'ny FMI eto Madagasikara tsy mahalala ny momba an'ity orinasa ity.

3. Raha nihazo an'i Madagasikara ireto delegasiona ireto dia tany @ classe économique no nandeha (angamba tsy nidy toerana intsony, kanefa ny destination Dago izao efa tsy misy mpandeha firy tokony halalaka ny avion)

4. Milaza ny hampiditra vary eto Dago izy @ vidiny mirary kanefa ny vidim-bary any amindry zareo 8 200 Ariary ny kilao. Ny eto an-toerana 1000 Ar izany avo valo heny.

5. Ny vola heverina fa hampiasaina anefa 2 MILLIARDS DE DOLLARS

Sao tokony hodinihina ihany aloha sao maika tsy faingana tahaka ny FLAMCO sy ny financement LICHENSTEIN.

Ity koa vaovao tsara hohalalinina. Niseho tao @ fandaharana tao @ TV teto An-toerana i Augustin ANDRIAMANANORO ministre communication. Nasaina tany Maurice hono izy, dia nanasonia fifanarahana t@ fanjakana Indiana. Ao ianareo mpahay ny mikasika ny diplomatie, mety ve raha any Maurice i Inde sy Madagascar no manao accords bilatéral? Sao dia lainga hafafy tahaka ny mahazatra ny HAT mba ho entina hampisehoana fa efa misy ny reconnaissance internationale? Izay indray aloha!
novalian'i reeves ny 11/05/2009 10:53
2. bazylou ( 10/05/2009 09:54)
1- tsy ho eo amin'ny internet daholony akoho sy ny vorona rehetra !!!

2- tsy ho andevon'ny fmi sy ho fantatrin'ny fmi daholo ny orinasa eto ambonin'ny tany !!

3- ka na economique na 1ere classe, inonany olana, izay tonga ihany noarabaina!!

4-raja mahita mora noho ny ao dago izy inoanno olana !!??:!!3

5-tokony ho mihoatran'io aza.

6- ka inona anefa no olana,e, na any ambany ranomasina aza anie afaka manao sonia accord bilateraly e!! fa angaha ao mada foana izaorehetra izao!! :roll: :roll:
3. Mirananirina ( 10/05/2009 10:00)
. Milaza ny hampiditra vary eto Dago izy @ vidiny mirary kanefa ny vidim-bary any amindry zareo 8 200 Ariary ny kilao. Ny eto an-toerana 1000 Ar izany avo valo heny.
mety manao magie angamba izy e.
Inona moa fa tsy ny vary eto Madagascar no hahondrany any aminy
Ao ianareo mpahay ny mikasika ny diplomatie, mety ve raha any Maurice i Inde sy Madagascar no manao accords bilatéral? Sao dia lainga hafafy tahaka ny mahazatra ny HAT mba ho entina hampisehoana fa efa misy ny reconnaissance internationale
mety azo fatarina ve le accords nosoniavina tany hoe inona.momba ny communication ihany sa..
4. ravalotgv ( 10/05/2009 10:01)
7- kanefa mety ho ratsy ihany ny fandehany

8- mitondra bomba ry zareo

9- hangoronkarena koa

10- hividy ny tany rehetra

sniff
tcrouff

:^) :^) :^) :^) :^)
5. Mirananirina ( 10/05/2009 10:08)
mitondra bomba ry zareo

9- hangoronkarena koa

10- hividy ny tany rehetra

sniff

ravaotgv
voalazanao ny marina.Tsy hisy olona vendrana hanampy anao eo,ny hanimba sy haka anao no tanjony
6. pikatti ( 10/05/2009 12:02)
Reny no ataoa hoe charlatant ,vautors,ù
mapnanaraopaty satria fantany tanteraka ny fahorian'ny Malagasy izao dia misan-gouffrer @ faille ry zalahy ireo,tsika (HAT-CAPSAT) moa dia tsy en position de force mintsy tsy mila resaka négociantion akory io satria ny HAT no mpangataka

1-Efa fomba fiady io mpindrana anarana ireny anarana fopla no entiny ,tsisy antecedent mintsy fa clean be

7. ndaty ( 10/05/2009 12:24)
io indray anie tsy misy olona tsara izany na HAT na ravalo e!

fa zavatra roe avao no azo lazaina:

-ny andravalo afeniny ny contrat @ daewoo sy ny achat ny avion-ny, tsy misy afaka mi-critique satria tsy hay, ny financial time anglais no nahalalana azy

-ny an'ny HAT sy ry augustin Andriamananoro, tsy tompontrano mihono ianao, dia afaka mi-critiquer tsara, ary manakana io contraat io laha possible
8. pikatti ( 10/05/2009 12:29)
(suite)
ny adiresy dia juste BP fotsiny(Boaty Postaly)

2-FMI ndray iny moa tsy mahalala na ahoana fa tsy tia ny hiroboroboin'ireny vola tsy fantam-piaviana ireny na aiza io na aiza satria mamporiska ny karazana MAFIA hanadio ny vola maloto (drogues) ao @ circuits financiers bancaire dia mivoaka madio de lasa izy fa enao bey bey ramalagasy

3-Ny 1ère classe misy entana ofisialy hoa an'ny fanajkana foana no zava -pitranga saingy tsy misy mahalala ny contenus na inona io na inona fa zavatra sous couvert valizy diplomatika

4- Ona attire pas la mouche avec du vinaigre hozy le dicton,
Mazava be izany no paika dia ny fandangolangoan'ireo soi-disant mpampitra vola irea dia ny fanamabazana ny HAT ary tombotsoa ny HAT ny ampandry hadrisa ny vahoaka
Ary tsy fanjakana no hameno ny banga @ io elanelan'io vidim-bary io ohatra fa na ao aza tsy ampy ny vola

5-2 milliards de dollards ny placement réfuge en temps crise de ny métar jaune ny volamena zany,ary io takalo tany misy voalamena sns eto MADA ndray no antoka mazava zany

MAILO IANAREO FA MALAMA MAINA NY LALANA HO DIAVINAO
9. 08051972 ( 10/05/2009 14:02)
bazylou:

1- tsy ho eo amin'ny internet daholony akoho sy ny vorona rehetra !!!

2- tsy ho andevon'ny fmi sy ho fantatrin'ny fmi daholo ny orinasa eto ambonin'ny tany !!

3- ka na economique na 1ere classe, inonany olana, izay tonga ihany noarabaina!!

4-raja mahita mora noho ny ao dago izy inoanno olana !!??:!!3

5-tokony ho mihoatran'io aza.

6- ka inona anefa no olana,e, na any ambany ranomasina aza anie afaka manao sonia accord bilateraly e!! fa angaha ao mada foana izaorehetra izao!! :roll: :roll:


Slt daöl e!
ka revô inscrit qlq part ds le registre de commerce kosa alo de tena tsimaintsy mivoka Internet na tina na tsy tina e!
K'atôna fa de vidintsika manadrampahafatintsika ny kitrn' ny fanjanahantany ,ka de vôtery isika hiankina @ FMI na koa Renymalala satria isika tsy mba nana ambompo toy ny japonnais!!!!
Farany de aza mba matoky ol avy @ firenena mahantr'izany fa ny mponina ao aminy aza be ny mialokaloka aty lafrantsa de izy ve de hanome vary anao bôjo eo! Ka nefa moa ny tanindrazantsika Malagasy ef'azo vidina @ fotsimbary (mba tsy hitenenako woe karama vary masak)
Mieritrereta ihany alo e! :cry: :x :roll:
10. Noue ( 10/05/2009 15:09)
izay no nahatonga an'ity eee
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a02f0a136a12

@ fomba ahoana moa no azo hilazanzareo oe hamisy latsaky ny 40% ny kilao ny vary nefa ny varinzareo aza mahatratra 8250 Ariary ny kilao ?? Ka raha 1500 Ariary ve ny vidim-bary 1 kilao dia mbola ho sahiny ny mivarotra azy à moins de 40% de leur valeur actuelle. ????

11. patrick2002 ( 10/05/2009 16:05)
@ fomba ahoana moa no azo hilazanzareo oe hamisy latsaky ny 40% ny kilao ny vary nefa ny varinzareo aza mahatratra 8250 Ariary ny kilao ?? Ka raha 1500 Ariary ve ny vidim-bary 1 kilao dia mbola ho sahiny ny mivarotra azy à moins de 40% de leur valeur actuelle. ????


Ny vidin-javatra ao @ firenena iray dia miankina @ politika ekonomika anio firenena io ,izay politika ekonomika izay no hamboarina ho lalana avy eo, ohatra omeko anao an'i amerika ny vidiny essence dia 4$ ny 1 gallons izany hoe 4,5 l eo @ 0,70 $ eo ho eo ny 1l ,mbola mora noho ny any madagasikara ,any europa ,tsy fantatro tsara fa eo @ 1 euro eo ho eo ny litre izany hoe 70 % lafo noho ny aty amerika fa nahoana ? satria betsaka ny taxe halaina @ petrole any europe ary kely ny any amerika ,any @ tany arabo mety lafo ny vary satria heverina fa haitraitra izany minam-bary izany ,couscous mety mora ,T@ androny revolisiona sosialista nisy subvention ny vary ka namidy mora ,vokany nilahatra vary ny malagasy ,rehefa nangatahany FMI ny hamoanana ny subvention dia lasa bizna ny vary ,tsy nisy nilahatra intsony ,fa ny mpivarotra no mitady mpividy .
Ny momba ny fananan'ity orinasa an'izany vola 2 milliard de dollar dia tokony hitandrina sy hanadihady an'izany ny HAT zay vao mi-engager vola amin'izany ,betsaka ny escroc international ,ary betsaka ny vola efa very tamin'izany ,ohatra ny raharaha FLAMCO andron'i Zafy ,nisy t@ androny Ratsiraka compagnie malaisien naika anao ville nouveau tany vontovorona ,rehefA AZONY ny vola ny fanjakana malagasy dia iny izy no tsy hita ,t@ androny Ravalo nisy compagnie sud africain naika hanao palais de senat teny Andranomena 30 millions de dollar no hanaovany azy ,tsy maintsy mandoa 10% ny fanjakana malagasy mialoha ny hanomboana ny asa vao azony ny 3 millions de dollars dia iny izy no ny declarer faillite ka nyhanahana teo ny fanjakana malagasy.
12. Noue ( 10/05/2009 16:12)
misy tsy mahazo resaka mahintsiny ato zany eee!!

Une fois de plus, la HAT abonde dans sa volonté de soulager le peuple. Mais les observateurs les plus avertis aimeraient connaître ce qu’il y a derrière cette offensive charme des Saoudiens qui vont vendre à Madagascar du riz à un prix 10 fois moindre par rapport à celui pratiqué dans leur propre pays. En effet, le kilo du riz coûte actuellement en Arabie Saoudite l’équivalent de 8250 Ariary. Alors que les opérateurs saoudiens en question envisagent de vendre du riz à Madagascar à moins de 40% de leur valeur actuelle.


en Arabie Saoudite, le kilo de riz est à 8250 Ariary. En somme, ces investisseurs saoudiens sont visiblement préts à vendre à perte. Pour quelle raison ?
13. patrick2002 ( 10/05/2009 16:23)
misy minia tsy mahazo resaka mihintsy fa izay ao anatyt ny lohany ihany no dradradradraina .
ny vidiny vary dia tsy miankina ny vidiny ao arabie saoudite ,tsy manana tanimbary i arabie saoudite fa dessert ny any ,ny rano sotroiny aZA TSY HITANY , mety mividy vary any chine izy na thailande izay mora ny vidiny tsy 8250 ariary ,dia halefany any madagasikara maninona izany
3 taona lasa izay dia 250$ teo ho eo ny taonina ny vary teo @ tsena iraisam-pirenena (marche mondial) izany hoe 2500 fmg izany ny kg io no ampina frais de transport dia manome prix FOB avy eo miampy ny douane halainy fanjakana dia maka benefice ianao ,ka heveriko fa hazahoana tanteraka izany raha mivarotra vary 800 ariary na 4000 fmg ianao any dago
asa na mazava aminao
14. pikatti ( 10/05/2009 16:45)
Tsy hanao calcul eto tsika fa tena resaka anie de io vary ioanie ka azon'ny arobo fidina any @ zay misy é,tsisy dikany aminy zany,ary io zao no tena fanjonona ny HAT-TGV satria noana ny vahoaka
Fa ny tena paika no tsy azon'elah rapah,io 2milliards de dollars io no tsy resahin'elah,
Io no tena klé ao ,fampiasana vola maloto ,elah ve tsy aharaka an'zany é
15. xxx ( 10/05/2009 16:51)
ka maninona no tsy alefany any arabie izany vary mora izany fa halefany aty dago?
raha ny filazany pà mantsy de mahita angalana vary mora ry zareo, sady mety mbola ho mora nohony eto dago izany any arabie satria akaiky any chine kokoa, mahagaga ihany a, any arabie tena lafo dia lafo ny vary, nefa aty dago indray no mahamaika azy, misy resaka maloto ao!
asa na mazava aminyi pà
16. Noue ( 10/05/2009 17:13)
patrick2002:

misy minia tsy mahazo resaka mihintsy fa izay ao anatyt ny lohany ihany no dradradradraina .
oatranao mahintsiny io kaa!!


17. patrick2002 ( 10/05/2009 17:42)
xxx:

ka maninona no tsy alefany any arabie izany vary mora izany fa halefany aty dago?
raha ny filazany pà mantsy de mahita angalana vary mora ry zareo, sady mety mbola ho mora nohony eto dago izany any arabie satria akaiky any chine kokoa, mahagaga ihany a, any arabie tena lafo dia lafo ny vary, nefa aty dago indray no mahamaika azy, misy resaka maloto ao!
asa na mazava aminyi pà



any arabie saoudite tsy mihinana vary fa couscous ,izany oe na hamidy mora aza ny vary tsy misy hividy.
18. patrick2002 ( 10/05/2009 17:46)
Fa ny tena paika no tsy azon'elah rapah,io 2milliards de dollars io no tsy resahin'elah,
Io no tena klé ao ,fampiasana vola maloto ,elah ve tsy aharaka an'zany é

tsy misy afaka hiteny isika na maloto na madio io vola io , ary raha maloto inona ny olona raha hampiasaina @ zavatra madio ,izany no mampatanjaka an'i suisse sy luxebourg .
Ny mampiahiahy amiko dia manana anireo vola ireo ve ilay compagnie ,nmety ho escroc international ireto ka tsy manana anireo vola ireo akory ?
fanontaniana ny ahy .
19. xxx ( 10/05/2009 22:42)
tsssssssssss,ny any suisse sy ny paradis fiscaux retra anie lery efa constitution zany e,ry zalahy reny zao efa ao @ ligne de mire ,de elah vao miana-madandy ndray no hijabaka,ny azy any zao zany secret bancaire zany efa vohaozaongozona ,fa mody be marenina , ny ordres zao dia ny fanenjehana indrindra ny provenancen'ireny vola ireny satria be no mifangaro ny vola drogues hividianana basy ,araho lesy ny vaovao fa elah ndray ve no atoroko an'zany é
20. benkintana ( 10/05/2009 23:42)
Volana pavot talliban ve !!!
tonga de Boum io lapakely io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1901