rehefa mody fannnn ry penguin de akombony ny vava a
1. andrywui
(
05/05/2009 10:55)
Inonnn no hidiran'ny fifampidirana sy fifanarahana ara tsosialy ny zava panahy ry nandra a! ny an'i Ravalomanana andrangah de tsotra !!! tsy sahy miantso hoe Jesosy Kristy na Jehovah (nom propre) iny ry penguin fa nom commun no fiantsony azy ;;!! izany hoe na Andriamanitra na Tompo no fiantsony azy !!! hainlah ve rangah ty ny manavaka anireo ???? ary ny resaka sosialy koa tsy misy hidirany amin'ny zavapanahy faza amanao blasfemia elah aminio teneten foana anlah io : tadidio ty teny ty hoe : "ny Jentilisa dia hampiasain'Andriamanitra mba hanangona sy hamory mba hisy homena izay nakasitrahan'Andriamanitra"!!!
tsy milaza ny arabo mihitsy aho hoe jentilisa izy fa kosa natao ho an'ny mino ny fananan'ny jentilisa !! donk mila miharoharo amin'ny allah zany ry nandra ny olona mba hakana ny fananany !! ary mbola haveriko ao anaty lohabengah io ihany fa :: Tsy misy hifandraisn'ny resaka sosialy sy ny resaka ara-pivavahana !! mba misy coco baina !! azafadyoooooooooo !! TAPITRA

novalian'i Oay ny 06/05/2009 05:41
3. xxx
(
05/05/2009 11:01)
Ndàna elah ry andrywui mihinana kebab fa tsy manao ny lohany eto sady @ sady @ zay diso daholo ny resak' elah
4. penguin
(
05/05/2009 11:07)
penguin tsy mila andrywui mitapy ary mifanohitra tanteraka ny fijeriny. I salopard mpanao sniff sniff kosa izay nilaza hanala pataloha sy hitsongolo-body eny Ambohitsirohitra 2 na herintaona lasa izay no mody manao ravalotgv. Panguin tsy niova ary tsy mila andrywui tgvendrana ary tsy ho tgvendrana mandra-pahafatiny. Ny vavanay tsy hikombona raha tsy dila koa ny tgvendrana isany.
5. hery
(
05/05/2009 11:17)
Manaova fifanarahana amin'ny mafia sy ny mpamono olona mihitsy e :-)
Ireny no manam-bola afaka mampiasa sy manadio ny volany.
Sady efa mitovy toetra ihany ve moa tsy hifanampy

6. xxx
(
05/05/2009 11:22)
Diso elah ry ravalotgv
Samihafa tanteraka ireo bandy reo ny iray moa mpihinana kebab i andrywui zany de i penguin miletra Macdo

7. tsiafoi1
(
05/05/2009 11:37)
Fantam-pantatro le andrywui, salopard, ary ravalotgv fa otran'ny AREMA - TIM nivadika palitao zany, asa loatra re mba inona no antony??? Sa te hijapy train TGV. Tsy olana aloa ny @'izay e, fa zay tokoa moa ny politikan'ny sasany, zay hazoana tombotsoa ihany io. Matoa manko mankahala mafy de efa teo niala! Fa na izany aza mahafinaritra ny mifanala amin-drizareo reo eto, sady misy fahamarinany tapany ihany ny resany na de mitsimbadika ambony ambany aza.
8. xxx
(
05/05/2009 11:41)
tsiafoi aleo aloha reo eo mba sitrany ahay analana andro refa mba malalaka kely iny é :-D :-D :-D
9. penguin
(
05/05/2009 11:47)
tairina ny sain'ny tgvendrana dia mamoaka ny tsy tokony hambara ka aza hamelana fa saritao hatrany. Lazainy fa ny olona mpandala ny ara-dàlana no mitsoaka nefa ry zalahy no misafoaka satria tsy mety mivadika tgvendrana sahala azy ny vahoaka tonga saina.
10. xxx
(
05/05/2009 12:13)
Ka zay mihintsy ry penguin ny blem @ reo tary reo ,refa tsy mitovy fihevitra (hanohana ty fajakana jadona ty) dia lazainy fa mpanakorontana ,diso be anefa izany fomba fijery izany,satria vao maika aza izany hanomé aina hatrany ny mpiandala ny ara-dalàna,
Raha zah elah isany ry essera ,oay,bazylou,andrywui=halloween=namanabe de mivadika neutre @ zay aloha ,kay moa i oay le neutre fopla manao sotobe lavatango mamy ny atsy fy ny aroa

12. andrywui
(
05/05/2009 12:45)
zay kozinlaisany any de anlisany zan fa izao :: "Ny firenena rehetra de miara miombon'antoka !! na zavatra hiaraha manao io (ohatr: hitrandraka petraol )izay izy aloh no manana ny fahaiza manao sxy ny fitaovana amzany !! na zavatra hiangaviana mba hataony na homeny ka averina amin fotona tsy voafetra !!!
-- ka tsy misy mihitsy ry hery zan oe ref arabo de hanapoaka zavatra zay na mafia na mahery fihetsika fona zany a ! manambatra anaty kitapo be ianao zany !! ben laden anga Fanjakana arabo ?? ny arabo aza michasse azy ko ny sasany !! ary tsy ny arabo rehetr no mahery fihetsik !!! sady zaranlah aza mba misy firenena hafa manampy anay Malagasxy efa vizana ty ko haratsiana ndray !! sa atao mihitsy ze ampidoboka ny TGV fa mitady ho tena lasa lavitra ny ho tafa le Fanjakana vaovao !! tsy mainatsy tafita sy afaka ny malagasy eeee azafady ooooooo c! TAPITRA

13. benkintana
(
05/05/2009 12:50)
Atao izay ampidoboka anio dieny mbola tsy lasa lavitra ny herisetra asehony ,ary potehiko baomba io lapakelinareo io raha mitady hanafina mpampihorohoro ao
14. xxx
(
05/05/2009 13:04)
zay kozinlaisany any de anlisany zan fa izao :: "Ny firenena rehetra de miara miombon'antoka !! na zavatra hiaraha manao io (ohatr: hitrandraka petraol )izay izy aloh no manana ny fahaiza manao sxy ny fitaovana amzany !! na zavatra hiangaviana mba hataony na homeny ka averina amin fotona tsy voafetra !!!
-- ka tsy misy mihitsy ry hery zan oe ref arabo de hanapoaka zavatra zay na mafia na mahery fihetsika fona zany a ! manambatra anaty kitapo be ianao zany !! ben laden anga Fanjakana arabo ?? ny arabo aza michasse azy ko ny sasany !! ary tsy ny arabo rehetr no mahery fihetsik !!! sady zaranlah aza mba misy firenena hafa manampy anay Malagasxy efa vizana ty ko haratsiana ndray !! sa atao mihitsy ze ampidoboka ny TGV fa mitady ho tena lasa lavitra ny ho tafa le Fanjakana vaovao !! tsy mainatsy tafita sy afaka ny malagasy eeee azafady ooooooo c! TAPITRA
-- ka tsy misy mihitsy ry hery zan oe ref arabo de hanapoaka zavatra zay na mafia na mahery fihetsika fona zany a ! manambatra anaty kitapo be ianao zany !! ben laden anga Fanjakana arabo ?? ny arabo aza michasse azy ko ny sasany !! ary tsy ny arabo rehetr no mahery fihetsik !!! sady zaranlah aza mba misy firenena hafa manampy anay Malagasxy efa vizana ty ko haratsiana ndray !! sa atao mihitsy ze ampidoboka ny TGV fa mitady ho tena lasa lavitra ny ho tafa le Fanjakana vaovao !! tsy mainatsy tafita sy afaka ny malagasy eeee azafady ooooooo c! TAPITRA
15. andrywui
(
05/05/2009 13:20)
Tsotra fotsiny ny resaka ::
ze mampiasa vola eto m/car na firenena iza na iza de raisina avokoa fa hampandroso ny firenena izay !!
fa raha manao fihetsika na mitady ho fetsy na mandranitra ady kosa de alefa hiverina mody !!! satri manana ny fiandrianmpireneny aradalana iM/car fa tsy bordel na azxo hanjakazakana fahatany eto am taniny

16. xxx
(
05/05/2009 13:39)
Diso be ianao ndrematoa andrywui ny contexte dia samihafa tanteraka , tsy elah akory no mitondra sady tsy hainao zany hoe firenena anie no entina fa tsy hoe mixage cd
Efa latsaka anterena ve ny firenena vao mitsontsona toy izao , ary tsy no nanatona anao voalohany fa fantany fa ho avy any aminy ianao hisolelaka hangata-bola,manàna ny zony izy raha hangataka ny takalony ary eo elah vao taitra

17. andrywui
(
05/05/2009 13:45)
tsy misy mihitsy zan oe ref arabo de hanapoaka zavatra zay na mafia na mahery fihetsika fona zany ! manambatra anaty kitapo be nareo zany !! ben laden anga no Fanjakana arabo ?? ny arabo aza michasse azy ko ny sasany !! ary tsy ny arabo rehetr no mahery fihetsik ,fa le eritreritrareo mits no ef ratsy!!! sady zaranlaisany aza mba misy firenena hafa manampy an'iMcar efa vizana ty ko haratsiana ndray !! ny vola rehetr mba tao amin bank sns nopaohin'i Ravalo daholo tao !! sa atao mihitsy ve ze ampidoboka ny TGV fa mitady ho tena lasa lavitra ny ho tafa le Fanjakana vaovao !! tsy maintsy tafita sy afaka anef ny malagasy ,tsy maintsy raisina ze firenena rehetra hampiasa vola na iza na iza !!! ny fanaratsiana efa hita foan !! sady aza hidirana ko z hitondranay ny fitondranay fa anay io e ! teo nareo tsy nahavoa raha ka eo vao minainaina be eo !!! mijery fotsiny no adinareo TIM de manohitra normal ra te hanohitra fa ra tsy zan ko samborina !! ha ha ha !!! azafady ooooooo ! TAPITRA
18. andrywui
(
05/05/2009 13:56)
sady aza hidirana ko z hitondranay ny fitondranay fa anay io e ! teo nareo tsy nahavoa raha ka eo vao minainaina be eo !!! mijery fotsiny no adinareo TIM de manohitra normal ra te hanohitra fa ra tsy zan ko de samborinay eo !! ha ha ha !!! azafady ooooooo ! TAPITRA
19. benkintana
(
05/05/2009 14:03)
BOUM BOUM zay de vita tsy fanjakanao io fa any Malagasy,ary tsy hanaiky izahay raha ny mafia no vola entina ao
20. andrywui
(
05/05/2009 14:05)
Tsotra fotsiny ny resaka ::
ze mampiasa vola eto m/car na firenena iza na iza de raisina avokoa fa hampandroso ny firenena izay !!
fa raha manao fihetsika na mitady ho fetsy na mandranitra ady kosa de alefa hiverina mody !!! satri manana ny fiandrianmpireneny aradalana iM/car fa tsy bordel na azxo hanjakazakana fahatany eto am taniny!!! mazava zay ary tokony ho vakian'i penguin mafy ho re'ny TIM rehetra ato ! TAPITRA