rehefa mody fannnn ry penguin de akombony ny vava a
21. xxx
(
05/05/2009 14:13)
Efa mazava @ manan-tsaina rehetra ny fomba fihodinanan'ny vola mafia , fa elah io ve mba mahalala an'izany fomba fihodinana ty resaka vola ty e,investissements daholo zany ary tsisy zany investisseurs miditra perta zany ,matoa izy hiditra dia efa tsara petrapetraka ny conditions!!! zay tadidio,ary tsy elah akory no notolorany vola kah tsy nandray fa ny tgv no nankany nangataka sy nitalaho raha tsy hiteny ary aho hoe nisolelaka ,raha tsy mahavanana anao lay resaka dia ajanony ,
22. tsiafoi1
(
05/05/2009 14:42)
mi-jeu koa ra-xxx sy andrywui, bekintana zany an!!
Alefaso fa misy analana azy e!
Alefaso fa misy analana azy e!
23. xxx
(
05/05/2009 14:59)
Efa nandositra i wiwi e,omen"ny bekintana hatrana an-kaboné kosa nedala klé
24. Oay
(
05/05/2009 15:23)
xxx:
Ka zay mihintsy ry penguin ny blem @ reo tary reo ,refa tsy mitovy fihevitra (hanohana ty fajakana jadona ty) dia lazainy fa mpanakorontana ,diso be anefa izany fomba fijery izany,satria vao maika aza izany hanomé aina hatrany ny mpiandala ny ara-dalàna,
Raha zah elah isany ry essera ,oay,bazylou,andrywui=halloween=namanabe de mivadika neutre @ zay aloha ,kay moa i oay le neutre fopla manao sotobe lavatango mamy ny atsy fy ny aroa
Ô ry XXX a! Taiza i Oay no nilaza taminao fa neutre klé!
Tsy neutre izany i Oay satria efa nolazainy fa ny FANDRAVANA NY JADONA SAIKA NAPETRAK' i Ravalomanana NO TANJONA!
Noho izany tsy mijanona io FANDRAVANA NY JADONA IO RAHA TSY MIPETRAKA NY REPOBLIKA VAOVAO!
D momba an'i Ravalomanana sy Rajoelina indray d izao ny fijerin'i Oay:
_Ravalomanana efa mialasasatra any afrika d aleo aloha izy ho any fa ny asabotsy hiandrasana anazy tsy holany hihihi... efa nolazaiko teto fa mila mpanao politika matihanina ny Malagasy fa tsy fivarotana ronono akory ny fitondrana fanjankana ka hihazakazahana ny fanaovana anazy! Aleo azava fa i Oay tsy manohana olona tsapany fa tsy manana ny fahalalana (savoir) ambony noho ny ananany!
_Rajoelina indray d TSY RAVA NY JADONA RAHA TSY NISY RAJOELINA noho izany d misaotra an'i Rajoelina i Oay,
Satria i Rajoelina indray zaza niaranilalao t@ i Oay ary fantatr'i Oay ny mety hovitany noho izany raha hanao politika hampandrosoana an'i Madagasikara d mialatsiny fa tsy i Rajoelina mihintsy no olona heverin'i Oay hahavita an'izany noho izany d tsy afaka manohana an'i Rajoelina i Oay ary mbola averiny fa FANAOVANA BIZINA NO ASA METY @ Rajoelina fa TSY FANAOVANA POLITIKA!
Fehiny mbola averin'i Oay fa tsy mbola tonga ny fotoana hidirana lalina @ politika d mandeha eto aloha i Oay manala azy!
Amin'izao fotoana izao ohatra d tsy d misy dinika mahafinaritra d mi-scanne avy aty ambadika aty fotsiny i Oay d mamaly izy rehefa mahita ny sottise lazain'i XXX sur sa personne!
26. Oay
(
05/05/2009 16:06)
Noue a! ilay manala azy d midika hoe "manao zavatra ankahalalahana"
Ohatra manala azy vita bacc d ny dikany d hoe vita ilay fanomanana ny bacc ka d afaka manao izay tiany amizay.
D efa nolazaiko teto fa ny handehanako eto d maka traik'efa @ fomba fiadiana hevitra satria eto ahitana karazan'olona samy hafa! d ataoko ankahalalahana izany ady hevitra izany d izay ilay MANALA AZY é!
Ohatra manala azy vita bacc d ny dikany d hoe vita ilay fanomanana ny bacc ka d afaka manao izay tiany amizay.
D efa nolazaiko teto fa ny handehanako eto d maka traik'efa @ fomba fiadiana hevitra satria eto ahitana karazan'olona samy hafa! d ataoko ankahalalahana izany ady hevitra izany d izay ilay MANALA AZY é!
27. xxx
(
05/05/2009 16:26)
Tsy misy miraharaha na nira-natory t@ andry elah ry oay,tsy rarahanay zay vie privée-nao any ,mazava be ny resaky xxx9 fa olona maimbo rà koa enao en plus
28. andrywui
(
05/05/2009 17:12)
kay !! asian'i Noue mafy anie Oay zany e !!!! hiverina matanjaka eo zao i Oay io de hitsoaka i Noue fa ataovy
29. xxx
(
05/05/2009 21:46)
Mihinana io hatrin'ny naraina fa manao resa-babakoto loatra,io hono no fomba fijeriny nefa mieritreritra ny mba hitondra nedala
Raha mbola miverina eo io dia lamaseko tsara ,raha mitombina kosa anefa le kozy tsy koi fa mila matotra le sujet
Raha mbola miverina eo io dia lamaseko tsara ,raha mitombina kosa anefa le kozy tsy koi fa mila matotra le sujet
30. Oay
(
06/05/2009 05:41)
xxx:
Mihinana io hatrin'ny naraina fa manao resa-babakoto loatra,io hono no fomba fijeriny nefa mieritreritra ny mba hitondra nedala
Raha mbola miverina eo io dia lamaseko tsara ,raha mitombina kosa anefa le kozy tsy koi fa mila matotra le sujet
XXX a! ny resa-babakoto mbola misy azo raisina fa ny miresaka @ avelo d zavatra tsy fanao satria maty sy velona! Efa nihezaka ihany hono i dadabe Latimera nandeha tany Ambondrobe ma ahafahana miresaka @ ny AVELO fa d farany izy niteny FA SAROTRA NY RESAKA SATRIA TSY MANANA ENDRIKA NY AVELO NO SADY TSY SAHY MISEHO MAZAVA FA AO ANATIN'NY AIZINA NOHO ILAY MAHAMAIZINA NY TOETSAINY, ataoko fa takatrin'ny AVELO XXX ny zavatra lazaiko @ ilay resababakoto an!
