sampina ve za ry reto

1. vanessa19 ( 04/05/2009 16:43)
Zao ny olako ,za manambady vazaha mipetraka la france mbola tanora ny vadiko fa tsy antitra tsy akory ny olako de rehefa manao zahay za tsy mbola nahare fahafinaretan zany mihitsy marihina aloha fa izy no nidiverge ahy ataony daholo zao rht zao mba hahazoko tsirony fa he he ,fa zao koa nefa za mihinana pile tsy mampiteraka reny satria mbola tsy te hananjanaka zahay de mety hoavy @nio ve sa za mihitsy no sampona za tsy te hande dokotera fa raha mba manakevitra nareo de mba omeo e misaotra mialoha :lol:
novalian'i Ahton ny 30/07/2009 10:37
2. ni81 ( 04/05/2009 19:24)
Mety frigide ianao angamba raha izany.
3. xxx ( 04/05/2009 22:35)
Mety tsy misy lelany fa jereo tsara ny ao ambany ao
4. sitlo ( 04/05/2009 23:12)
Mampatsiaro an'ahy an'ilay blagy hoe ampio katsaka koa ity dinika ity izany. :-D
5. zageom ( 05/05/2009 07:19)
tsy sampona enao fa tsy mety @nao zany ny manao rapport misy hormone tsy ampy ao "ovestucologie" zay no aretina mahazo anao de mila manao traitement ana-futesyroterapie enao zany afaka mifanapy isika ra...
6. vanessa19 ( 05/05/2009 08:37)
De mila mande dokotera ihany zany fa ilay pile ve tsisy fiatraikany hoy ianareo :oops:
7. booboo ( 05/05/2009 09:41)
fa maninona no matahotra mandeha dokotera ? gynéco atonina dia anontanio azy aby ny manahirana anao sao tokony hovaina ny dose n'ny pilule anao, na hovaina hafa mihitsy.
8. catalyn ( 10/05/2009 16:07)
Salama é!
Tsy sampona izany ianao ry vanessa ! Ny pillule dia maro ny effet secondaire entiny arakaraky ny tsirairay. Mety avy @ io no mahatonga anao tsy mahazo fafiny na orgasme. Izaho di nihinana pillule ihany koa depuis 3 ans ary ny zavatra tsapako dia :voalohany nihena be ny orgasme , malaina aho ny hanao Rapport S. , faharoa dia lasa maina be ny vagin na dia efa atao aza izao rehetra izao préliminaire sy ny sisa, ny farany moa ny poids miakatra izay tsy izy . Nanantona dokotera aho ary gynéco ny farany, in-telo niova pillule ihany koa fa tsy nisy fiovana firy ; izao aza izahay maniry ny hanan-janaka amin'izay fa tsy mety mipetraka nefa efa 7mois nijanona pillule. Ny conseil ny docteur dia hoe, faut laisser faire la nature,y en a qui attendent 1 voir 2 pour en avoir; dia kivy ny tena maheno izany . Ka hoy aho hoe tsara raha mifampiresaka ianareo mivady dia ara-natoraly ny fanabeazana atao (capote, abstination, marge,soustraction d'éjaculation) dia ajanona ny pillule sao anenenana toy ny ahy. Marina fa samy manana ny toe-batany ny olona fa aleo ihany mitandrina moa ny fahafinaretana tonga lafatra.
Conseil ihany ny ahy fa anjaranareo no misafidy.
9. Lejoba ( 11/05/2009 12:38)
tsy sampona angamba amiko. Tsy ny rehetra no mahazo fahafinaretana @ firaisana fa vitsy no sahy mivaky.
Ilay pilule tokoa aloha tena misy manamaina vhvv tsy mamely mihitsy eh. Toa misy azo atsindrona koa anie ireny contraception ireny eh, dia misy koa ilay asisika ataon'ny tany Dago hoe norplan angamba izy izay.

Ankoatr'izay, raha 1er ilay vadinao, misy koa avy @ fomba fisainan'ilay vhvv no tsy ahazoany fahafinaretana. Satria niady t@ filan'ny nofo izy talohan'ny nanambadiana dia mbola misy blocage kely tsy afaka. Miezaha manana fisainana mivelatra eh , oh : rehefa ianareo mivady irery ny ao an-trano dia miboridàna, na miaraha mandro, na areheto ny jiro rehefa man..., dia aza manao sur commande fa asio surprise ny fiainana, raha mitady rams na @ fotoana inona na inona , na @ toerana tsy mahazatra, dia omeo fa ilay insolite koa dia ampy hampirehitra indraindray. Rehefa ianao irery dia mijereva film érotique (RTL9, na indraindray M6 @ atoandro), dia hitanao eo raha mampientana anao ny miseho eo, mety hanampy hi-débloquer anao koa izay. Tsy mahamenatra izany raha entre mpivady fa aleo mitady vahaolana foana
10. Herifaliana ( 21/05/2009 13:44)
Tena sampona tena ry ty ah!mila fiheverana;sady ny vazaha ny fahafinaretany ihany no tadiavina. ngamba izy tsy mba mampirevy mihitsy fa tonga dia tairo. :-D
11. Herifaliana ( 21/05/2009 13:54)
le alika vavy ty koa no té anambady vaza any
tena vé tsy mba mahay mionina @ gasy é! vaza angé ka dondrona bé é! tena aloha tena anisan ny vehivavy vendrana sady tena sampona. Andana mampirafy r'ty a Mankanesa any @ bar misotro Toaka be :evil:
12. xxx ( 21/05/2009 14:59)
Herifaliana:

le alika vavy ty koa no té anambady vaza any
tena vé tsy mba mahay mionina @ gasy é! vaza angé ka dondrona bé é! tena aloha tena anisan ny vehivavy vendrana sady tena sampona. Andana mampirafy r'ty a Mankanesa any @ bar misotro Toaka be :evil:
mba lanjalanjao ihany ny fitenenana ry herifaliana fa inona aza ity rombotra ity? Mba herifaliana ihany ny ps-nao nefa jereo ity toetra? Iza no alika vavy @ zao ? ilay namana mila fanampiana sa ianao manaliaka olona? Samy manana ny tiany sy anjarany ny olona ka tsy hitako izay hanalikanao ny sasany


13. vale ( 31/05/2009 14:56)
[quote=Herifaliana]
Tena sampona tena ry ty ah!mila fiheverana;sady ny vazaha ny fahafinaretany ihany no tadiavina. ngamba izy tsy mba mampirevy mihitsy fa tonga dia tairo. :-D

_________________________________
Niaraka t@ gasy betsaka za taloha fa ireo no TENA TIA TENA tsy mba manontany ny pertenaire-ny fa ny tenany ihany no fantany, vita ny azy dia izay ihany no fantany, parcontre ny vahiny , vazah ,a hafa niaraka tamiko KOSA tsy mba oatr'izany, manontany sy mi-satisfaire ny partenaire-ny tsara ary attentionnés sy affectueux!!!


14. hana ( 31/05/2009 23:50)
amiko ny fanomezantsiny ol iray manambady vazaha dia toy ny manao hoe izay mitovy ihany no mahazo miaraka.
Sanatria mahatonga ny mpianadahy hivady
15. kotobekibo ( 03/06/2009 20:46)
Herifaliana > inn ary 'ty , maninona ary izy raha manambady izay tiany e!
safidiny izany , na hanao makorelina aza izy tsy ahoantsika rehetra izany ,

vanessa19 > ary njy v mahita tsirony ref mimast . Raha tsy mahita tsirony koa manko d tena frigide ; sinon mety ho clitoridienne njy fa tsy vaginale .
16. ravonjison ( 04/06/2009 14:51)
vanessa19:

Zao ny olako ,za manambady vazaha mipetraka la france mbola tanora ny vadiko fa tsy antitra tsy akory ny olako de rehefa manao zahay za tsy mbola nahare fahafinaretan zany mihitsy marihina aloha fa izy no nidiverge ahy ataony daholo zao rht zao mba hahazoko tsirony fa he he ,fa zao koa nefa za mihinana pile tsy mampiteraka reny satria mbola tsy te hananjanaka zahay de mety hoavy @nio ve sa za mihitsy no sampona za tsy te hande dokotera fa raha mba manakevitra nareo de mba omeo e misaotra mialoha :lol:





Betsaka ny vehivavy manana olana toa anao,noho izany tsy sampina mihitsy ianao.
Tsy tokony afangaro aloha ny appetit sy ny orgasme e, samihafa mihitsy ireo , noho izany tokony ho fantatrao, iza @ ireo no tsy misy aminao.
Appetit: rehefa mifanafosafo ianareo, na rehefa mijery film porno dia te
hanao ianao.
Orgasme: rehefa manao ianareo dia mahazo fahafinaretana ianao.

Ny tokony hataonao izany dia ny mitsapa ny tenanao:

1- misafosafo tena, mijery film porno....Raha te hanao ianao dia ara-dalána izany ka ny orgasme indray no tokony ho tsapainao.

2- Andramanao safosafoana ny nononao, na ny clitoris, na ny vagin. Tokony hahatsapa fahafinaretana mihamiakatra ianao.Raha mahatsapa izany ianao dia ara-dalána , noho izany tokony hitodika @ resaka fanaovana @ izay ianao, satria any ny olana.
Izay nataonao ka nahazoanao fahafinaretana no asainao ataon\' ilay vadianao, moramora tsy maika.

Fehiny:
Raha sady tsy misy appetit ianao no tsy misy orgasme, diy tokony hiova contraception na manantona sexuolog.
Raha misy appetit ianao , kanefa tsy misy orgasme, dia tokony ny fomba firaisanareo aloha no tokony hokarakarainao sy hatsarainao.
17. ndyfanie ( 30/07/2009 09:07)
manana namana toa anao izany aho, tsy sampina velively anefa ianao fa zao no lazaiko anao ny fahafinaretana dia miankina aminareo roa fa tsy izy irery mila concentrer tsara ary mety raha ovaovana ny toerana hanaovana azy mifantoa tsara aminy ianao ary aza adino fa tinao tsara ny vadinao.ny tiako ambara aminao dia izao manana point ianao quelque fois tsy dia manana sentiment forte @ io olona io dia izay no antonyn ndrandray ianao tia azy nefa ndradray tsy tena tia.Elao zay ary ataovy izay hifanakakaizanao bebe kokoa @.
Ny fihinanana pile, je te conseille manisa andro na mampiasa fimailo car c'etait trés dangeure pour nous les femmes. ajanony fa tena tsy tsara ho anao sy ny taranakao rehefa @fotoana itadiavanao zanaka tsy hahita ianao ary izany tsy tadiavina fa omen'andriamanitra rehefa tonga ny fotoana
Ok mahereze
18. xxx ( 30/07/2009 09:50)
"sampona" aloha ilay fiteny fa tsy "sampina" e, zavatra 2 samihafa ireo

Mampihena libido ny pillules sasany ka mety ho izay koa no mahavoa.

Ilay saina koa mila vonona tsara angamba fa mety efa crispée avy hatrany izao ianao raha vao hoe hanao :-(
19. Ahton ( 30/07/2009 10:37)
Tsy sampona izany ianao. Sao de tsy prélude kosa àry. Io mantsy no tena zavatra. Teneno koa ny parteneranao fa tena mahatonga ny an'ny vehivavy ny ivy satria iny manko lubrifiant. Andramo fa ho hitanao ny vokany de mba teneno izahay rehefa nahazo tsirony ianao . Mazotoa amin'ny fanaovana, fa matsiro be io. :* :* :* (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075