ny ao ambadik'izao rehetra izao: ny FRANCAFRIQUE

1. xxx ( 03/05/2009 21:33)
mba jereo tompoko ity video ity http://www.youtube.com/watch?v=AeTh8NYRWPo&feature=PlayList&p=6CC1B18ABF02C723&playnext=1&playnext_from=PL&index=1 fa manazava amin'ny antsi-pirihany ilay ramatoa momba ny Françafrique, ary ho tsapanao fa tena toy izany tokoa ny zava-miseho eto Madagasikara ankehitriny. Odile Biyidi no anaran'ilay olona miteny, marihina fa ilay lazainy eny @ farany hoe " ..et c'est ce qui est en train de se jouer à Madagascar où il se passe des choses absolument extraordinaires ou monumentales, où il y a un mouvement depuis trois ou quatre mois pour affirmer la légitimité d'une élection contre une pseudo légalité d'une commission constitutionnelle totalement bidon; et si le peuple de Madagascar gagne, c'est quelque chose de très important pour l' Afrique parce que ça va donner des tas d'idées, des tas d'idées à beaucoup de gens.
Donc je vous invite vraiment à soutenir le combat du peuple malgache parce que c'est un combat absolument décisif pour l'Afrique, parce que c'est un combat pour essayer de vaincre cette fatalité imposée de l'extérieur, et vous observerez bien entendu que la France prétend qu'il faut défendre la légalité dans l'affaire. Pourquoi? parce que Madagascar a des émeraudes, parce que Madagascar a un tas de choses qui passent toujours pour le financement des partis politiques" dia mifandray t@ tolona t@ 2002.

Ankehitriny, efa mitady hanomboka ny asa ratsiny ireo françafrique ireo rehefa nahavita nanakombo-bava ny légalistes t@ alalan'ny famonoana sy ny didi jadona. Efa io no tanjony hatramin'ny voalohany tompoko, ary efa ela no nisy olona niteny hoe ry TOTAL no tena ao ambadik'izao korontana izao.

Hita hoe mitombina io satria:
"Plus de 2 milliard de baril de pétrole pourraient sortir de Bemolanga. Total va commencer la phase de recherche. Si la recherche est concluante, l’exploitation pourrait commencer ".

Ka anjarantsika tompoko ny misafidy hoe ho avelantsika alain'ny vahiny ve ny harentsika. Aoka isika hijanona ho modely toy ny filazan'ilay video.
Raha misy manana soso-kevitra mba hanavotana ny tanindrazana, asa misalasala fa ny fifanakalozan-kevitra no mampandroso.

Ho an'ny tanindrazana.

novalian'i ravalotgv ny 04/05/2009 21:35
2. xxx ( 03/05/2009 21:39)
nisy adino kely:

"Selon Jacques Blache, président du club d’amitié France-Madagascar, des groupes français seraient derrière le coup d’Etat d’Andry Rajoelina, une information rapportée par Les Nouvelles. « Il y a certains groupes français derrière cette opération, » a-t-il déclaré jeudi. Ajoutant qu’il va réunir « toutes les preuves, (et) rendre compte immédiatement aux autorités françaises. » Il a par ailleurs condamné les « ingérences étrangères » et déploré « l’attitude de certains organes de presse français. » La solution doit venir des malgaches, selon lui."

3. ravalotgv ( 03/05/2009 21:44)
tsss avy nifoka anana ndray ra xxx de manao copier coller

sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ =)) =)) =)) =)) =))
4. xxx ( 03/05/2009 21:47)
tsy copier coller io fa transcript. Famoahana ilay tena hevitra tiana lazaina.
5. xxx ( 03/05/2009 21:58)
Efa hitako io, ary soa ihany ianao fa nanao XXX.Tsy ho sahy hanaparitaka an' io aho fa dia zava- misy ihany koa izany ambonin 'ny efa voalazako teo ambany.
6. xxx ( 03/05/2009 23:51)
O ra xxx 1 a! Efa fantatrao mazava sy hananao porofo izany fa i Franceafrique no ambadik'izao. Nahoana no tsy tafiahanao any i France sy izay mamofopofona frantsay eto @ tanana fa mbola avela eo ihany????
Izay anie ilay mahagaga e, mimenomenona sy manilaka fa i lafrantsa no blem nefa tsy sahy manao n'inona n'iona @ frantsay akory fa eto an-toerana no mifamono an-trano eto!!! quelle intelligeance???
7. rakaroka ( 04/05/2009 04:48)
'za koa anie mbô gaga 8O 8O 8O Efa manana porofo mitohaka ny tenda izao,
dia :{ :{ :{ sa miandry ny Frantsay hanao izay tokony ataonao à ta place indray?...Vas-y !
8. xxx ( 04/05/2009 06:01)
Mahonena izany toetsain'i rakaroka izany
9. xxx ( 04/05/2009 09:43)
rakaroka anie "vazaha" e , efa ela izy no nandà fa tsy frantsay no ao ambadika satria hono izy mivory any conseil municipal angaha sa inona dia hoe tsy miresaka an'izany any :-D :-D :-D

Misy an'itony articles itony fa izy itony moa izay mino azy ihany no milaza fa azo ekena izy itony

http://www.madatimes.com/index.php?option=com_content&task=view&id=247&Itemid=4
10. rakaroka ( 04/05/2009 12:34)
xxx:

Mahonena izany toetsain'i rakaroka izany

Tsy hitako 'zay mampahonena @ toe-tsaiko @ izany!
:roll: :roll: :roll: mirary ny fahatontosan'ny "tian'ity namana hahatongavana aho" sady tsapako fa efa nisahirana any izy nikaroka an'izao sy izao ary tsapa tena "voazioga "TANTERAKA"", ouf enfin mba tonga @ tadiaviny kosa izy dia tsy "encouragé-na kely ve :?: :wink: :-D :-D :-D
11. rakaroka ( 04/05/2009 13:07)
xxx:

rakaroka anie "vazaha" e
, 'tsss na vazaha aho na gasy roll: :?: Dia lazaiko mazava fa ny fifandraisana @ olona @ ankapobeny anie no efa "MIVAONA" wa! Fa ny gasy samy gasy any 'ngaha moa mahay mifandray akory, ary rehefa tsy ampy ny mifandrafy @ samy gasy dia mitady sehatra lehibe kokoa hiantsiana ady indray? Ekkkena hanananareo ny sompitry ny "Fankahalana!" ary "Frusté" 'nareo raha tsy mifanandrina @ olona!

efa ela izy no nandà fa tsy frantsay no ao ambadika satria hono izy mivory any conseil municipal angaha sa inona dia hoe tsy miresaka an'izany any


Satria ny "fisokafam-pifandraisana eran-tany dia miendrika "échange" foaaaana ary izay 'lay antsoinareo ho ambadika ?...,ka anjaran'ny chaque partie kosa angamba ny mitsinjo mialoha izay tsy ahavoazany fa tsy any aoriana vao midradradradra fa voa : "Havendranana no ilazana izany!" ka na haneno sns aza tsy "rentable" tsony ny hetsika tara toa izany!
Lazaiko marina fa misy "sehatra maaaro" azo ifampiraharahana fa io arakaraky ny "rentabilité" % investissement, arakaraky ny "fiabilité"n'ny politique d'une Nation koa. Ohatra izao tsy misy Paypal any amintsika satria raha toa izao
"fandrobana" sns izao , mahana ny vahiny ka ! sns zavatra maro tsy mety any, ary raha ny marina aza anie efa be ny "exploitant" Frantsay no nody,
raha ny marina atelin'ny isan'ny gasy eto Frantsa ny isan'ny vazaha sisa any Dago !


Misy an'itony articles itony fa izy itony moa izay mino azy ihany no milaza fa azo ekena izy itony
:@ :@
http://www.madatimes.com/index.php?option=com_content&task=view&id=247&Itemid=4
[/quote]


Novakiako tokoa ny "article-nao" ary mahagaga rizareo "Amerikana aza no
voalaza eto fa nitsipaka ny exploitation saika nataon'ny fitondran-dra-8, anefa dia tsy mba nokasihina akory hoe "ao ambadika koa rizareo"! , efa nisy resaka fa ho any Etats-Unis i Andry, nanampy ny Sud tanatin'ny fitondran'ny TGV ny amerikana sns...tsy nampiatrano an-DRa-8"Asile3 izao"! fa dia toa misy tampi-mason-tsoavaly mihitsy 'nareo dia tsy hahita raha tsy "Frantsay rangahy koh : :-D :-D :-D Tsy maninn aloha fa vao miha mampiakatra ny kotin'ny Frantsay ny fieritreretana azy lava an, tohizo koa.......:-D
12. xxx ( 04/05/2009 14:17)
Lava loatra le rediredinao é, tsory @ fomba fohy no sady mazava ny tianao lazaina !!!puis c tout!!!
13. rakaroka ( 04/05/2009 14:41)
xxx:

Lava loatra le rediredinao é, tsory @ fomba fohy no sady mazava ny tianao lazaina !!!puis c tout!!!
:
Tsotra dia tsotra:Heu... roll: 8O :-w :-w :-$ rehefa fohy ny zavatrareo (fisaina sns...)dia izany aloha karakaraina vao afaka hanakatra ny hafa! :wink:

:@ :@ :@ :@ :@ :@
14. xxx ( 04/05/2009 14:57)
Ary fohy loatra ndray le rdiredinareo ry rakaroka ,mba ampazahy any rakaroka a,
sniff
tcrouff

=)) =)) =)) =))
15. rakaroka ( 04/05/2009 18:00)
8O :lol: =)) =)) :roll: :-w :-$ Tsy azoko loatra mihitsy anie ny "tianareo
ahatongavana:roll: :roll: :?: 8O 8O 8O , makatsy e, mankaroa e, 'ty ny porofo e, Frantsay e ,lava loatra e , fohy loatra e ! Ataovy re 'zay atao fa aza ilaozana miolakolana ohatr'io! 8O 8O :^) :^) :^)
16. Noue ( 04/05/2009 18:22)
"rakaroka":
Tsy azoko loatra mihitsy anie ny "tianareo
ahatongavana
satria nahoana?? satria tsy nohenohinao io vidéo io ka io aza ilay izy henoy hatramy farany dia ho azonao ny tian'ny olona lazaina eee

http://www.youtube.com/watch?v=AeTh8NYRWPo&feature=PlayList&p=6CC1B18ABF02C723&playnext=1&playnext_from=PL&index=1
17. rakaroka ( 04/05/2009 20:34)
Tsy vao2 amiko anie io resaka io, ary efa natsidiko indray mandeha izay aza ny sasiny mifandray @ io, fa nanahirana ny mpisera ny nanaraka lé izy:
Ny "iceberg" ara-poli-diplomatique misy foana ka, ary politique des "esclavages" sns mandrera-tsaina avokoa vao mahajoro ny tiany atao ry "Amperora isany!" . Nisy izany avokoa na tany "Etats-Unis" na t@ andron'ny romana , Frantsa , sns . Raha nanaraka ny "Dallas" dia fitazonana "assise" ho ana-compagie petrolière , de génération en génération no nifandritaritana tao! Izany dia sain'ny zava-misy maro izay misy eran-tany iainantsika izao satria eo ampelatanan'ny 2%n'ny population mondiale ny atsasaky ny "richesse mondiale" . Mbola ady goavana sy "ezaka" ny fitsinjarana izany mba hitsimbina ny hafa.
Ka raha mamaka ny fihazonan'ny hafa ny 'strategie-ny satria misy principe de base voahevitra voalalina , ohatra ny "esprit de bon sens" @ fisokafana @ rehetra, 'taoko "Obama koa izao manao izany" , ary mahalasa lavitra lé izy satria misy ny tsy hananana mety hisokatra....sns,
ary voatana de generation en generation.
Ratsy amintsika iatraikefany ilay izy satria isika tsy mahay manararaotra ny
"contrepartie tokony hotangosantsika amin-drizareo" na tsy haintsika ny maka ny anjarantsika any @ ireo nifampiraharanany, dia vao maika matiantoka bbbbe mandroaka azy tsy nahazo n'inn n'inn!
Tena marina kosa ity lazaiko ity fa eto mba nisy zavatra natao dia rizareo "vozongo indray no "executant"n'ny tiana hatao hi!hi!hi!
mbola ho avoakako aoriana ny video aoriana kely !
Fa 'zay e 'ngamba natao hifameno ny mponina an-tany !
18. ravalotgv ( 04/05/2009 21:35)
manidina be rakaroka zany an
sniff
tcrouff

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
tena mety tsindrona kosa zany fa tsy sniff tsony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1284