Ka tsy izay vao ho loza ra tena marina ity..?????

1. tovolahy007 ( 03/05/2009 17:31)
Miarahaba e!

Manahy mafy ny tena raha nahita ity resaka ity izay nolazaina tany Addis Ababa. HO LOZA RA TENA IO NO HISY.

Diplomats attending the meeting expressed concern that Mr. Rajoelina appears to have lost control of the security forces that brought him to power. One senior diplomat, who spoke on condition of anonymity, described security conditions in Antananarivo as a 'free for all'.

Ity ny source:

http://www.voanews.com/english/2009-05-01-voa11.cfm


novalian'i milamm ny 05/05/2009 12:11
2. xxx ( 03/05/2009 17:45)
Izany no atao hoe visavisan' adala sy rediredin' ny sembana ara- tsaina.
3. hery ( 03/05/2009 18:21)
Zavatra telo no mety mitranga fa tsy haiko hoe iza amin'ireto:

- Tsy voafehin'i Andry Rajoelina ny Capsat dia manao ny ataony. Izany hoe mety na izy aza tsy mankasitraka ny ataon'ny Capsat saingy tsy azony tenenina intsony. Dia mihafy eo i leiry.

- Voafehiny ny Capsat ary izy mihitsy no atidoha mibaiko ny Capsat mba hahafahany manao didy jadona amin'ny fampiasana hery.

- Misy mpanolotsaina izay tena mifehy ny Capsat ao, ary mifehy an'i Andry TGV koa. Tsy sitrapon'i leiry izany ny ataon'ny Capsat fa sitraon'iretsy mpanolotsaina izay tsy azo ialàna.

4. ravalotgv ( 03/05/2009 18:40)
ataon i ndefo mirehitra eo koa io tgv io raha mivadika palitao eo
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@
5. tovolahy007 ( 03/05/2009 18:42)
xxx> hay ve olona mirediredy kainy ireo diplomats nivory tany reo?? Azafady fa tsy nahalala an'izany ny tena hany ka natahotra vao nahita any le vaovao e.
6. xxx ( 03/05/2009 18:45)
Opportunistes ,izay no azo hitsarana azy ireny .Tsy misy tendance idéologique nafioriranana avia sy havanana .
7. Noue ( 03/05/2009 19:38)
hery:

Zavatra telo no mety mitranga fa tsy haiko hoe iza amin'ireto:

- Tsy voafehin'i Andry Rajoelina ny Capsat dia manao ny ataony. Izany hoe mety na izy aza tsy mankasitraka ny ataon'ny Capsat saingy tsy azony tenenina intsony. Dia mihafy eo i leiry.

- Voafehiny ny Capsat ary izy mihitsy no atidoha mibaiko ny Capsat mba hahafahany manao didy jadona amin'ny fampiasana hery.

- Misy mpanolotsaina izay tena mifehy ny Capsat ao, ary mifehy an'i Andry TGV koa. Tsy sitrapon'i leiry izany ny ataon'ny Capsat fa sitraon'iretsy mpanolotsaina izay tsy azo ialàna.
ka io indrindra no nahatonga an'ity oe Madagascar aux mains d’une junte militaire

Les récents évènements le prouvent et l’attestent. Les faits sont là. Les militaires ont pris le pouvoir à Madagascar et dictent leurs propres lois.

http://www.topmada.com/2009/04/madagascar-aux-mains-dune-junte-militaire/






8. locl ( 03/05/2009 19:51)
avy namaky ilay version en francais an'ilay fivoriana tany Addis Abbeba aho dia tsy dia hitako izay mampirediredy an'ireo olona ireo. au contraire, mahazo tsara le situation ao Madagascar, heveriko fa coup dur ho an'i HAT iny satria tapaka tanteraka izany ny famatsiana vola aty...raha manaraka daholo ny rehetra (France aloha tsy manam-bola e! aleo dia tsorina) fa tsy hay ireo Etat Musulman ao @ golfe.
Ny hoe famerenana ny ara-dalàna sy fisian'ny commission hipetraka eo hijery ny zava-misy indray amiko dia midika fa Rav8 président dia ny sisa manaraka eny ihany.
Ny hevitr'i Hery aloha dia marina satria + probable kokoa ny hivadihan'ireo CAPSAT ireo @ TGV sy ny HAT. Ka dia nitady zareo ka ho bien servi.
9. milamm ( 05/05/2009 12:11)
io le vinavina fahatelo nolazainy Hery io no manakaiky ny marina,ilay olona antsoina hoe Mr l'afrique na i Georges serre no mpamatsy ny fitaovampiadiana an'i Capsat izay solotenany Quay d'orsay metisy gasy frantsay izy io fantata t@ afera falcone 900 (2002)ary namatsy fitaovampiadiana an'i Angola koa t@ ady atranony,resaka offshore oil daholo no antony ary ny tombotsoany frantsa eraky afrika,i pierrot sy ratsy iraka moa no commanditaire sy tompomarika @ fangalarampahefana,jereo tsara fa efa manangasanga hatr@ ranjatoleina ao @ governemantany HAT izay lehibeny Air mad nampiditra ireo mercenaire tao Ivato 2002 sy tany atsimony nosy 2009 ahitanana an'i Maquez de Riveza mpanolotsaina ireo mpikarama an'ady izay nijery tsara ny sary talohany namporisihany i TGV ny vahoaka ho eny Ambohitsirohitra ny 07/02/09 dia nahita ny sariny ireo vazaha nolazaina fa hanome torolalana ny tafika malagasy ireny ireo mpikarama an'ady majakazak ao amintsika manohana ireo CAPSAT
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1337