Mamokatra ve ity dinidinika ity

1. xxx ( 30/04/2009 23:04)
Rehefa zohiana dia tsy mamokatra fa 80%«ny resaka dia fifandrangintana fotsiny fa tsy misy votoatiny. Ankoatr'izay, famoahana tsaho hahatonga lolmpo sy fankahalana. Tratra amin'ny tanjona nanokafana azy ve ? Aoka hamaly ny tsirairay, no koa hanova famindra mba hamokatra ny zavatra atao fa mitovy amin'ny fomba fiadin'ireo dinosaures mpanao politika ihany.

:oops:
novalian'i ravalotgv ny 01/05/2009 07:53
2. xxx ( 30/04/2009 23:32)
Raha tsy esorina reo mpananihany ireo de zao foana no fandehan'ny dinika eto ,fa raha enao no nahazo fahafahana ny anala dia izano mampalahelo anao ato na koa hoe izy no hitanao fa tsy mendrika eto ,ary tadidio fa ny eto aza mbola mifanaja lavitra nohon'ny site hafa
3. xxx ( 01/05/2009 05:04)
raha esorina kosa anefa ireo dia raha xxx1 sy ireo vitsy kely sisa no eto :roll: :roll: :roll:
4. Mirananirina ( 01/05/2009 06:25)
io e,mamokatra no be mpiresaka ny dinika politika ka in indray no olana e. 8O
samy mamoka izay tiany na mifanaratsy aza,izany no maha politika azy e.
5. ravalotgv ( 01/05/2009 06:37)
ka ireo xxx ireo angamba ilay masse silencieuse

sniff
tcrouff
ka tsimaintsuy manao xxx fa mifoka miafina

:@ :@ :@ :@ :@ :@
6. Noue ( 01/05/2009 07:27)
p o l i t i k a
7. ravalotgv ( 01/05/2009 07:53)
p o l i f i k a

sniff
tcroufff


=)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3161