Mpandefa : klitika [ Valio ] 30-04-2009 02:36:35
Lohateny : sambory any Afrika any koa i Hasina eh
Izay ry Malagasy any Adis Abeba a
sambory i Hasina eh
Averiko kely, maka aloha RECUL mihitsy alohan'ny match manaraka fa reraka ambony ihany.
Diso foana foana ty essera ty isaky ny dinika ,efa hoe ajanony ny daina raha tsy zaka , tsisy miandry marary zany lrity eo a,romboy hoa fa be setrasetra , ajanony ny tgvendrana fa hivadika gripa tgvendrana marina izy ty