sambory any Afrika any koa i Hasina eh

1. klitika ( 30/04/2009 00:36)
Izay ry Malagasy any Adis Abeba a

sambory i Hasina eh
novalian'i xxx ny 30/04/2009 07:42
2. zandikely ( 30/04/2009 03:10)
Dia ny mpisambotra indray amin'izay no higadra voalohany
3. essera ( 30/04/2009 05:30)
Mpandefa : klitika [ Valio ] 30-04-2009 02:36:35
Lohateny : sambory any Afrika any koa i Hasina eh
Izay ry Malagasy any Adis Abeba a
sambory i Hasina eh

Averiko kely, maka aloha RECUL mihitsy alohan'ny match manaraka fa reraka ambony ihany.
4. xxx ( 30/04/2009 07:42)
Diso foana foana ty essera ty isaky ny dinika ,efa hoe ajanony ny daina raha tsy zaka , tsisy miandry marary zany lrity eo a,romboy hoa fa be setrasetra , ajanony ny tgvendrana fa hivadika gripa tgvendrana marina izy ty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0517