Nosamborin'ny HAT MANANDAFY

1. Noue ( 29/04/2009 18:08)
dia mbola mitohy hatrany ny habibiana eee!!!!!

[size=60]20:10 - Le Premier ministre Manandafy Rakotonirina, la leader des femmes légalistes, Ihanta Randriamandranto et le Colonel Théo ont été arrétés par les militaires dans la soirée au Carlton[/size]
novalian'i xxx ny 30/04/2009 08:45
2. Noue ( 29/04/2009 18:10)
zao no atao oe democratie n'ny haute autorité de TRAHISON !! dia avy eo mitalaho any addis abeba oe mba raiso izahay ?????
3. ravalotgv ( 29/04/2009 18:15)
sniff

sao de nifoka niafina teny ambony terasse kosa ry lerony de tezitra ny capsata fa tsy nahazo douzy

sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
4. tovolahy007 ( 29/04/2009 18:15)
Dia malahelo aho milaza fa izay vao tena tsy hisy filaminany intsony ity tantara eto madagasikara ity. Tsy hilamina intsony io.
5. ravalotgv ( 29/04/2009 18:22)
tsss aodino rangaha le zavatra fa lanin ny rivotra fotsiny aa lasa antitra eo nareo ra tovolahy

sniff
tchrouff

8O 8O
6. Noue ( 29/04/2009 18:23)
tena zay vao hikorontana bel et bien dago :( :( :(
7. ravalotgv ( 29/04/2009 18:25)
raikitra ndray ny gera sniff tcrouff feno clic ndray ny net androany

sniff
tchrouff

tandremo sao bloké eo ry noue an

:^) :^) :^) :^)
8. Noue ( 29/04/2009 18:25)
bloké @ inona???
9. Noue ( 29/04/2009 18:31)
http://www.lepoint.fr/actualites-monde/2009-04-29/madagascar-le-premier-ministre-arrete-par-l-armee-loyale-au-nouveau-regime/924/0/339110
10. iartistika ( 29/04/2009 18:33)
sambory koa ny mpametaka afisy! romboy .... :@ :miam: :@
11. majakely ( 29/04/2009 18:45)
Romboy eee!!
12. fijo ( 29/04/2009 18:48)
izay vao tena tsy ho vita io,ary tsy aharitra intsony ny hat.
13. Noue ( 29/04/2009 18:54)
sady any adis abeba zao efa nakifiky ry zareo ny hat , sady betsaka ny fihaonana ato ho ato ka efa tsisy firenena manaiky ny hat nefa mbola manao habibiana tahakizao foana?? :^) :^) :^) :^)
14. xxx ( 29/04/2009 18:55)
tsy hilamina intsony ny tany é!
15. fijo ( 29/04/2009 18:56)
tsimaintsy mirava io fitondrana fosika io,fa na ny mpanao politika ao mada aza ho leo izao ny hiafarany.ny vahoak akoa efa leo tanteraka
16. Noue ( 29/04/2009 18:57)
mety tena ho ratsy ny fandehan-zavatra rahampitso zany aa!!
17. menalamba ( 29/04/2009 19:10)
Nikitika vidin-tsôvaly reo ka tsy maintsy vitaina amin'izay ny aminy.Fa angaha hono raha gadraina daholo ireo mpanohitra ny foza dia hangina ny vahoaka ,ka hifarana ny tantara? Firy taona no naha Manandafy azy nanao politika dia izao ve izy no hilavo lefona... stratejia diso be fa hakanosana sisa
18. xxx ( 29/04/2009 19:11)
tairo ry zalahy ny embuscade ,barazy partout dia misy 3 manana basy miandry ny capsat handalo tonga dia fafazana fa vita ireo
19. fijo ( 29/04/2009 19:12)
io no tena fahadisoan abe nataon'ny HAT,satria na ny ambasady vahiny aza dia hivadika eto
20. iartistika ( 29/04/2009 19:20)
aleo i fijo ndray no atao praimnistra an'le8! :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0879