Nosamborin'ny HAT MANANDAFY
21. fijo
(
29/04/2009 19:29)
aleo aho hitazana ka,tsy hafaka mihazakazaka firy ka aleo hitazana fotsiny
22. Noue
(
29/04/2009 19:49)
nefa anie dia be wawa ery ny hat eee! jereo fotsiny zao ry zareo oe La HAT indésirable à Addis-Abeba
Le déplacement à Addis-Abeba suivrait ainsi cette logique de revirement, à en croire toujours le gouvernement de la HAT qui serait ainsi assuré, tôt ou tard, de sa reconnaissance internationale.
zareo anie zany dia tena manantena mahintsiny oe lozika sy normal daholo ny zavatra taony eee! dia mino koa ry zareo fa ny firenena rehetra dia kondrana ka hanaiky zao habibiana ataony isakin'ny mihetsika zao tsss :^) :^) :^) :^)
Le déplacement à Addis-Abeba suivrait ainsi cette logique de revirement, à en croire toujours le gouvernement de la HAT qui serait ainsi assuré, tôt ou tard, de sa reconnaissance internationale.
zareo anie zany dia tena manantena mahintsiny oe lozika sy normal daholo ny zavatra taony eee! dia mino koa ry zareo fa ny firenena rehetra dia kondrana ka hanaiky zao habibiana ataony isakin'ny mihetsika zao tsss :^) :^) :^) :^)
23. Noue
(
29/04/2009 19:53)
ity zany no tena atao oe 2ème coup d'etat !!!
[size=50]C’est le branle-bas de combat pour faire taire la raison et la vérité. Un deuxième coup d’Etat dans le coup d’Etat est en train de se passer à Madagascar ! L’arrestation du Premier Ministre Manandafy Rakotonirina est pour ce régime illégal HAT, un aveu de faiblesse et d’incompétence. La preuve, s’il en est encore à démontrer que cette HAT se ridiculise de jour en jour. Si ce n’était pas grave pour la population, cela aurait été risible, pathétique et ridicule pour ce gouvernement fantoche de Andry TGV. Le TGV n’en finit pas de dérailler, emportant avec lui, hélas, toute une population à qui on n’a pas demandé son avis.[/size]
24. fijo
(
29/04/2009 19:56)
izay no olana,manao toa ny kilalaon jaza,ka tsy mahita hafatsy ny ataony
25. Noue
(
29/04/2009 19:58)
sao dia noheverin'lery fa sahala ny fitondrany t@ naha-DJ azy aza ity fanjakana ity ??? sa noheveriny fa train tgv ka hilalaovana??? :^) :^) :^) :^)
26. pikatti
(
29/04/2009 21:11)
zay vao hinana nenana @ zay dia fanjakana jadona ty é,
tsy voaray tany addis abebas ry lerony de mamaly faty aty sana,
ndao dorana any @ zay io capsat io fa tena fositra ary mirodana ho azy koa io fanjakana fopla io
tsy voaray tany addis abebas ry lerony de mamaly faty aty sana,
ndao dorana any @ zay io capsat io fa tena fositra ary mirodana ho azy koa io fanjakana fopla io
27. fijo
(
29/04/2009 21:18)
ny ahy ny tena tsy azoko dia ireto miaramil asarimbavy rehetra ireto.de mitazana fotsiny toa zaza miandry kilalao
29. pikatti
(
29/04/2009 21:51)
le miaramila gasy koa tsy any mintsy misy firy ny miaramila fa de samy miandry ny iza no hanao premier pas daholo de eo mihahaka eo ,ao @ zay hanamboarako azy lesy
30. ravalotgv
(
29/04/2009 22:06)
ary manana ecurie angaha ry lerony hanasivana an i le ndafy
sniff
tchroufff
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
sniff
tchroufff
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
31. bazylou
(
29/04/2009 22:41)
tsy misy ecurie fa soavaly mirifatra be lohalika fotsiny no ananandry lerony dia hanao auteuil hoe eeee!! :-D
32. xxx
(
30/04/2009 04:56)
noue rehefa nandinika zah dia rehefa tsisy mpitarika tena ahatafavoaka ny baolina dia aleo aloa mandefitra fa tena miady @ adala ty ka jereo reto ataony makarary fo aleo mangiana aloa dia maka bahana tsara
33. xxx
(
30/04/2009 06:19)
tsy maintsy diovina ny ao @ CARLTON fa manjary simba ny 10 années an'i TV PLUS androany, tsisy hanaovan dry zareo fety tsara mantsy! de nesorina aloha izay nanelingelina tao, izao hilay be ny fety rahalina fa tongava daholo hifety e!
35. xxx
(
30/04/2009 08:45)
Tara njay angaha i Noue? androany anie ilay takariva malagasy e? fitafy malagasy de sakafo malagasy de tsindrin tsakaso malagasy, ho avy ao i Praiministra hikabary, de sao voatohitohina ny fety be malagasy!
