Sambatra ny tsy mahita kanefa mino"Doubt Thomas"

1. niryna ( 29/04/2009 11:47)
[b]Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nasehony azy ny tànany sy ny lanivoany. Dia faly ny mpianatra, raha nahita ny Tompo.

21 Ary hoy indray Jesosy taminy: Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan'ny Ray Ahy no anirahako anareo kosa.

22 Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nanisy fofonaina, ka hoy Izy taminy: Raiso ny Fanahy Masina;

23 na helok'iza na helok'iza no avelanareo, dia voavela izany; ary na an'iza na an'iza kosa no tsy avelanareo, dia tsy voavela izany.

24 Fa Tomasy, anankiray tamin'ny roa ambin'ny folo lahy, ilay atao hoe Didymo, dia tsy mba teo aminy raha tonga Jesosy.

26 Ary nony afaka havaloana, dia tafangona teo indray ny mpianany, ary teo koa Tomasy. Dia tonga Jesosy, rehefa voarindrina ny varavarana, ka nitsangana teo afovoany, dia nanao hoe: Fiadanana ho anareo.

27 Ary hoy Izy tamin'i Tomasy: Atehefo eto ny rantsan-tànanao, ka jereo ny tànako; ary atehefo eto koa ny tànanao, ka ataovy amin'ny lanivoako; ary aza ho isan'izay tsy mino, fa minoa.
28 Dia namaly Tomasy ka nanao taminy hoe: Tompoko sy Andriamantro
29 Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy hianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino.


novalian'i niryna ny 05/05/2009 16:03
2. niryna ( 29/04/2009 11:54)
Azafady fa voatsindry in-droa :D
3. niryna ( 05/05/2009 16:03)
niryna:

Azafady fa voatsindry in-droa :D


Dia miezaka hatrany isika tsy antsoin'ny olona hoe Thomas-doubt na olona tsy mino maty raha tsy avy mandevina
:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0444