Enganie ka mba hitohy zao
1. Noue
(
27/04/2009 08:30)
Enganie ka mba hitohy zao fitsikitsikiana ataon'ny miaramila sady azo resahina zao @ olona fa tena maha-ontsa mahintsiny ny fijerevana ny zava-misy @ zao fotoana zao.
Les femmes légalistes demandent au commandant de la Gendarmerie l'autorisation de faire un sit-in à Mahazoarivo
[URL=http://img24.imageshack.us/my.php?image=femmeslegalistescommand.jpg][IMG]http://img24.imageshack.us/img24/3888/femmeslegalistescommand.jpg[/IMG][/URL]
(raha mba tahakizao daholo koa moa ireo capsat ?)

novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:18
3. tsiafoi1
(
27/04/2009 10:12)
andrywui ty leisy de mapme mihitsy ka.
baolina efa any anaty panier ka mbola ilaozana mi-drible demi-terrain any ihany.
"REVIREMENT DE LA HCC" izay zao ny vaovao malaza androany. Jereo kely ny MIDI.
Efa hitsimbadika leisy ny tantra ry andrywui a, Gouvernement de concensus (Manandafy 1er Ministre) saintsainina mafy.
NY HERY TSY MAHALEO NY FANAHY

4. halloween
(
27/04/2009 14:31)
Les femmes légalistes demandent au commandant de la Gendarmerie l'autorisation de faire un sit-in à Mahazoarivo
mety ho goaka miaraka eo reo rah tsy mahay tsara ny comanda an'i Noue io
5. pikatti
(
29/04/2009 00:18)
andrywui=halloween aza malahelo elah hoa fa manomboka le tantara é,aiza sahady tsika zany :-D :-D :-D