Ny vidin'entana tsy tanan'ny BASY miaramila ry TGVendrana a
1. penguin
(
27/04/2009 06:13)
Dia variana ery ry tgvendrana ny hitazona ty seza mangozohozo ary mampiasa ireo avy nolazainy ho HERIM-PAMORETANA. Dia mampiomehy fa tsy mbola misy akory ny manafika dia misahotaka ny miaramila ary nolazaina fa nisy nanao sotasota ny fiara mifono vy. IZANY VE NO VONONA HIARO FIRENENA SY MIAMBO HANDRAY IZAY MPANANI-BOHITRA ? Soa fa tsy misy izany. Variana manenjika ny olona tia haneo ny heviny dia ny mpanendaka tsy hita fa manaram-po eran'ny faritra rehetra sa izany no namoahana ireny gadra ireny ? Izao ny vidim-bary TSY MIHONTSONA fa vao mainka MIAKATRA ary resaka tgvendrana ireo vary kely 2.500 fmg atao tapi-maso ho an'ny vahoaka ary HAMPILAHARANA AZY satria efa an-toerana ny AREMA nampilahabary. TAZONY AMIN'NY BASY SY FIARA MIFONO VY NY VIDIN'ENTANA MBA TSY HISONDROTRA RY TGVENDRANA f'aza variana mirediredy é.
novalian'i tsiafoi1 ny 27/04/2009 11:28
3. tataka
(
27/04/2009 06:32)
Ny vidin'entana tsy vitan'ny resaka an-dàlam-be fa ao ny famokarana ao ny fahefana mividin'ny mpanjifa sy ny zavatra maro. Ny miaramila mpanjifa ary ireo zatra mandrimandry milalao fika dia mandray vola noho izany ny manapoaka basy no tiany maika hiverenany hatoritory indray. Mila ny faharavan'ny tgvendrana mihintsy ny maro an'isa ary fisaorana no omena ny Kung Fu tarihin'i Avoko sahy mijoro mivantana. Tena mialafo ny vidim-bary eto Antananarivo Renivohitra hiainanay aloha. Izany vé no afa-patorana ry tgvendrana ?
4. andrywui
(
27/04/2009 07:27)
Ny vidin'entana tsy tanan'ny basy miaramila !! fa ny lohan'ny penguin kosa vakin'ny basy miaramila tsara mihitsy satria miteniteny foana !!!!
5. andrywai
(
27/04/2009 08:56)
Mivolana ny tsy voatana ny tgvendrana ary tsy ilainay vahoaka satria ny fotoana fizahavana indray no tadiavina hilaharam-bary sy menaka tsy ampy vahoaka. Miala TGVendrana
6. tsiafoi1
(
27/04/2009 11:28)
Tsy ho ela dia hitsimbadika ity tantara ity
Koa raha tsy sanana ny HCC koa hialokaloka @'ny hazo tsisy voany. LA LOI C'EST LA LOI, fa asakasak'izay vola adala tompo any.
3è round : Gouvernement de concessus
4è round : Election anticipé
5è round : Retour en éclat
:D :o :D :o :lol: :oops:
